Manambady hafa firenena

61. xxx ( 27/05/2008 07:16)
Hoan'areo zavavy manampaniriana hanambady karàna.
Ny an'ny karàna izany tsy maintsy zazavavy virijiny ny azy vao mety manambady ralehilahy.Rehefa vita ny mariazy dia asiana lamba fotsy eo amin'ny fandrianan'izy roa ,dia manao firaisana eo izy ,ka raha vao tsy misy tasy menamena ilay lamba dia tsy izy izay.Tonga dia sarahiny eo no eo.
Koa tandremo ihany ho anareo joba gasy efa tsy virjiny intsony sao mitetika ny hanambady karàna ;sady diso fanantenana no laniny fotsiny ny mofo.
62. ni81 ( 28/05/2008 18:49)
Nisy vehivavy gasy nanambady komorianina mpiray tanàna taminay. Niteraka roa lahy izy dia nisaraka avy eo. Ilay lahy faharoa mbola ninono dia tsy afaka nentiny nody tany Comores , fa ilay voalohany no nentiny.
Efa 20 taona taty aoriana ilay zazalahy vao nitady ny reniny tany dago, fa talohan'io dia tsy nisy fifaneraserana mihitsy na kely aza t@ izy sy ny reniny. Dia io vehivavy io nony nisaraka tamin'io komorianina io dia mbola nanambady komorianina hafa indray avy eo.
63. xxx ( 29/05/2008 14:42)
Ny vehivavy malagasy raha vao manambady komorianina anankiray.Tsy mijanona intsony ;farafahakeliny indrindra telo, ary komorianina ihany ;tena manjary tsy tia malagasy intsony.
Rizareo mantsy malaza amin'ity resaka sex ity,ny azy hono mbola kely dia efa beazina amin'io.
Tandremo ihany fa raha vao tafiditra ao; tsy tafavoaka ao intsony.
Ny tena olana dia tsy miraharaha ny fianakaviana intsony,
Tantara tena marina :nisy vehivavy malagasy izay ,efa noraran'ny ray aman-dreniny tsy hanambady kôma tsy nety fa nisisika ihany ;narian'ny ray aman-dreniny tsy ho zanany intsony;nentin'ilay kôma tany comores ;avy eo koa narian'ilay kôma,tena sahirana ;hiverina tsy sahy intsony,avy eo narary tany ary dia maty,nafoiny tanteraka ,tsy nalain'ny ray aman-dreniny ny faty ,dia nalevina tany ;nampalahelo ilay tantara.
64. Jeankely ( 03/06/2008 09:59)
Matimaty amin'ny raha tiana tsy manenina fa faly aza hatrany @' fiainantsy hita. Ny Indian mizarazara betsaka ary samihafa ny finoany. Misy no efa lasa "Christian", na lasa tsy mino fivavahana. Raha manambady ireny dia mitovy @'ny Malagsy ihany. Ny tena Indian manaraka ny fombany koa tsy mihevitra ny haka vady hafa eny fa na samy Indian aza ka aza afangaro. Na vazaha aza tsy mitovy fijery. Misy tsy manaiky hivady @'ny olona hafa saingy misy avy dia makorel mihintsy no halainy vady.
Izay vokany eo rehefa tsy mijery ny fomban'olona fa avy dia miditra.
Fa inona no dikan'ilay hoe "karana" fa tsy haiko mihintsy io. Ireo ao Madagasikara dia Pakistan no betsaka fa izao vao misy Indian mihatonga ka Pakistan ve no "karana" sa inona ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3094