amour virtuel eto @ serasera
1. xxx
(
19/05/2008 14:35)
tena mba mandaitra ve izy io sa taitaitra @ ps fotsiny sa fomba firesaka sa inona?
ahona no ahafantarana fa tena milaza ny marina ny oul ao ambadikin'ny ecran?
ahona no ahafantarana fa tena milaza ny marina ny oul ao ambadikin'ny ecran?
novalian'i azamanadino1 ny 04/06/2008 21:35
2. xxx
(
19/05/2008 14:54)
mila hoe profiler ianao angamba (Dr psy) vao afaka manombana hoe mandainga na tsia ilay olona miresaka aminao. Saingy amin'izay mety ianao indray no mandainga alohany :-P
Ny hoe mandaitra sa taitaitra fotsiny, asa aloha fa mety ahitana ny karazan-tranga rehetra angamba eto e. Tsy misy methode universel koa io taranja io ka hoe hisy garantie ho anao fa handaitra fa dia samy mifanjevo ao daholo fotsiny aloha. Fa dia mazotoa izay hirotsaka.

9. xxx
(
19/05/2008 16:16)
xxx mifampiresaka izay ny eto vé :roll: :°) , ilay xxx voalohany nametraka dinika anefa oatran'ny fantatro izany :-P :-D
11. xxx
(
19/05/2008 19:10)
feno hono ato e! Be da be hoatry ny arabe! :lol: :lol: :lol:
zé vo manodidina
zé vo manodidina
12. xxx
(
19/05/2008 19:20)
koa teneno fa izahay vaovao e! sao dia tafatsapaka any amin'ny anjaran'ny olona any
14. xxx
(
19/05/2008 19:35)
possibla tafa any aminan'olona any raha tsy mitandrina ka, avy eo ataon-dry zareo fimehezana eo
19. xxx
(
19/05/2008 21:07)
hummm! mandaitra be io raha tojo olona tsy pandainga sy matotra ianao!
izaho izao tojo fa tena hummmmm milay be! :^) alefa miadana ny zamour fa sao mora lefy
izaho izao tojo fa tena hummmmm milay be! :^) alefa miadana ny zamour fa sao mora lefy