amour virtuel eto @ serasera

41. cutie ( 21/05/2008 15:00)
veloo :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
42. xxx ( 21/05/2008 19:18)
iny ko i cutie ary fa nanala akanjo :-D :-D :-D :-D
43. xxx ( 21/05/2008 19:22)
tonga de kobo xxx
44. xxx ( 21/05/2008 20:25)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-05-2008 16:35:51
Lohateny : amour virtuel eto @ serasera
tena mba mandaitra ve izy io sa taitaitra @ ps fotsiny sa fomba firesaka sa inona?
ahona no ahafantarana fa tena milaza ny marina ny oul ao ambadikin'ny ecran?
za tena tia anao anie ee!!

marina izany :-D :-D
45. yonikafopl ( 22/05/2008 04:44)
le virto kalou amiko refa miresaka de miresaka kalou ee, tsy mammmmmmetraka kestion bedabe we marina sa tsy marina, fa mifaly am ze misy eo, refa poinsa mou de milamina wazy eny fona io. Tsy raisina am fo fotsiny le izy raha tsy tena hita reel fa atao resaka ambadiky ny ekran fotsiny, ny tanana no manoratra , ny maso no mamaky de hatreo ihany :wink:
46. xxx ( 22/05/2008 19:58)
xxx:

tonga de kobo xxx

cutie mitsikilo an! :-D :-D :-D

47. xxx ( 22/05/2008 19:59)
kobo foana :-D
48. ratonga ( 22/05/2008 20:06)
zah nefa mafantatra an'i xxx46 :-D :-D :-D
49. xxx ( 22/05/2008 20:08)
za mahakobo an'i xxx41
50. xxx ( 22/05/2008 20:08)
=)) =)) niborotsaka ko ny patalo klé :-D
51. xxx ( 22/05/2008 20:11)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
lazao fa fantatra ndray we
52. xxx ( 22/05/2008 20:28)
yé fantatro :-D :-D
53. xxx ( 22/05/2008 21:23)
hi xxxx tsisy sonia zany eto? :roll:
54. xxx ( 25/05/2008 23:25)
Na dia virtoaly kosa aza mba misy minimum de sentimaka kosa e!!!
sady tsy misy wawawa fa revena manja amizao :wink: :wink:
55. kala ( 29/05/2008 05:49)
:oops: :oops: fa maninon manao xxx daolo?
amour virtuel na eto amin'ny serasera io na amin'ny site hafa : misy tompoko.
raha tsy hilaza afatsy ny zvt hitako, voisine-ko iray, cousin ko iray. zà tsy hiteny hoe iza!!! tena mifankatia tokoa moa zany ary efa nihaona ka vao mainka nafinaritra ery...tsy ho nofy intsiny hoe...
tsy mampirisika zà hoa andé hifankatia an! sao tsy mitongilana any sentiments ka diso fanantenana eo...
zà zao amoureuse an'i xxx tery ambony tery saingy izy aza tsy mi décla kou!!!
aleo aloha amin'izao
56. azamanadino1 ( 04/06/2008 11:06)
mampime marina lay izy, za efa nahita sipa zay mpiresaka be tamiko fa tena efa nitoriko fitiavana izy , ka izy bliblabla be hoe mitantanta entreprise de niteny za hoe mba alefasanao ny sarinao chery a, :lol: fa tena loza be manao boty zay lay sipa fa nofa be lay sipa saika tapaka lalandra za nahita any lay sary nefa zany sipa zany de mpiresaka be ao aminy serasera ,ary tafiteny rery za hoe heuresement samy miafina ambadiky ny ecran ,imagineo anie hoe ,mifankahita tarehy e,mdr :D mety badebe ny sipa tsy misy mpiresaka
57. xxx ( 04/06/2008 13:14)
azamandino1: tape le 5 fotsiny io wa hiii :-D
iza ndray zao zany manao boty zany sa le nanao survet rose sy bleu ihany :lol: fa chuttt fotsiny ny akama an :-$ :-$ :-$
tonga de kopy enao we iza ndray zao ty ol mahay renseignements ty
58. azamanadino1 ( 04/06/2008 21:35)
ny anarany lay sipa zay de coueur , fa nofa zany sipa zany a lol misaotra any hery fa tsy nasina cam ny ato raha tsy zany be no namerimbola
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.064