amour virtuel eto @ serasera

21. xxx ( 20/05/2008 02:06)
ka iza sy iza avy ary ilay izy e

misy sahy manao vavolombelona ve?
22. xxx ( 20/05/2008 04:37)
xxx:

xxx>so de am-boalohany favy be fa refa veo samy leo?


mitovy feeling be zahay de favy foana io ka!
sady tsy mifanakaiky fa mifanalavitra..... anefa possible ny miaona raha manao deplacement kely, tsy olana iny! tsy mifankaleo refa tsy dia miaoana matetika, rehefa miaoana favy be!


:^)
23. xxx ( 20/05/2008 11:53)
xxx:

tena mba mandaitra ve izy io sa taitaitra @ ps fotsiny sa fomba firesaka sa inona?
ahona no ahafantarana fa tena milaza ny marina ny oul ao ambadikin'ny ecran?



ny ao ambadikio dia ndeha tena jereo fa ny mpamitaka no be sy bobaka!
mila mandinika lalina eo anoloana fa ny sandoka koa be!
24. xxx ( 20/05/2008 12:10)
ny ahy ndray ny mba tiko fantarina dia oe inona le but @ le amour virtuel? inona no tanjona? sa lasa sahala amin'ny kilalao? fanontaniana mba manitikitika io fa aza misy tezitra a! mba lazao ry zareo fa liana be aho ny hahalala
25. xxx ( 20/05/2008 13:47)

otran'le sex phone ihany io ka
virtuel manome sentimaka reel :(
26. Veloo ( 20/05/2008 15:45)
angaha tsy maintsy manao xxx ato?
ny ahy amour reel no tiko :-D :-D :-D
27. xxx ( 20/05/2008 15:46)
xxx:

ny ahy ndray ny mba tiko fantarina dia oe inona le but @ le amour virtuel? inona no tanjona? sa lasa sahala amin'ny kilalao? fanontaniana mba manitikitika io fa aza misy tezitra a! mba lazao ry zareo fa liana be aho ny hahalala


bah! ny but dia ataoa lasa amour reel ka!

28. xxx ( 20/05/2008 15:58)
refa tsy tafa ny reel de mijanona virtuel
29. xxx ( 20/05/2008 16:07)
ireo manao sipa virtuel ireo ve de hoe tsy manana sipa reel ?
30. xxx ( 20/05/2008 16:09)
mety ho manana ary mety tsy ho manana
31. Veloo ( 20/05/2008 16:12)
ny sasany ato anie mitady mihitsy kosa e fa tsy assurena ka
32. xxx ( 20/05/2008 16:14)
sady efa nisy nahita koa tato
33. Veloo ( 20/05/2008 16:15)
zany ve? tsara kosa zany ko...
34. xxx ( 20/05/2008 16:36)
ary to i Veloo rery no miboridana ato é!! :°) :-D :-D :-D
35. xxx ( 20/05/2008 16:39)
xxx:


mba milaza ny marina ary ve i xxx e? :)


ka i xxx aza tsy milaza ny marina koa
:cry:
36. xxx ( 20/05/2008 16:39)
ary le orona adala mintsy! efa samy manao xxx de bola asiny signature orona ihany zay alefany :-D :-D :-D
37. xxx ( 20/05/2008 16:41)
xxx:

tena mba mandaitra ve izy io sa taitaitra @ ps fotsiny sa fomba firesaka sa inona?
ahona no ahafantarana fa tena milaza ny marina ny oul ao ambadikin'ny ecran?


He zany izy hoe virtuel koa...zany ve dia mbola tsy azon'i xxx e? Tsy reel io! Tsy misy milaza ny tena marina zany eto. Rehefa misy ampahany marina kely dia efa ifalio fa tsy hisy hilaza ny tena marina eto...
38. xxx ( 20/05/2008 16:44)
ary xxx manontany io ve mba milaza ny marina?
39. xxx ( 20/05/2008 16:45)
He zany izy hoe virtuel koa...zany ve dia mbola tsy azon'i xxx e? Tsy reel io! Tsy misy milaza ny tena marina zany eto. Rehefa misy ampahany marina kely dia efa ifalio fa tsy hisy hilaza ny tena marina eto...

misy hosainina
40. Veloo ( 20/05/2008 16:47)
xxx [ Valio ] 20-05-2008 18:36:14
Lohateny : Re : amour virtuel eto @ serasera
ary to i Veloo rery no miboridana ato é!!


za rery no miakanjo fa nareo rehetra no miboridana ka :-D :-D :-D :-D
entre pa - za tsy tia xxx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078