produits fanaovana toilette intime

1. vaninna ( 09/05/2008 23:24)
misy effets secondaire ve ry reto ireny produits amidy eny @ grande surface spécial fanaovany vhv toilette intime ireny?
inona no mba marque tsara tsy misy atahorana ? nahita nivea sy maro hafa manko za fa te hampitaha
novalian'i vaninna ny 30/05/2008 00:04
2. Veloo ( 09/05/2008 23:36)
za tsy mba manao an'ireny fa mora von'ny yeast infection avy eo. Ny ady gasy ihany aky no tena sur sy natoraly a... aza mba manao an'ireny hanatra io....
3. karinah ( 09/05/2008 23:53)
vaninna:

misy effets secondaire ve ry reto ireny produits amidy eny @ grande surface spécial fanaovany vhv toilette intime ireny?
inona no mba marque tsara tsy misy atahorana ? nahita nivea sy maro hafa manko za fa te hampitaha
Any @ pharmacie mividy fa azo antoka, Roger cavalliès, mercryl, sinon Vania ihany koa nampiasaiko tsy tsy manin izany kah!
ps: fanadiovana ety ivelany ihany an, sady tsy de tsara lotra am fahasalamàna hono ny mikitikitika ny any anaty, ivelany ihany rehefa manadio izany eh!!

4. ni81 ( 10/05/2008 05:50)
Hoy karinah
ps: fanadiovana ety ivelany ihany an, sady tsy de tsara lotra am fahasalamàna hono ny mikitikitika ny any anaty, ivelany ihany rehefa manadio izany eh!!
Tena ratsy mihitsy hoy ny Gynéco raha misasa ka kitikitihina ny any anaty any fa manjary manimba ny flore vaginal; efa natoraly hoy izy ny fanadiovana any, ka ny ety ivelany ihany no sasana tsara.
Anontanio eny @ farmasia fa misy karazany ny produits fampiasa. Arakaraka ny toe-tenanao koa mantsy io.
Ilay mercryl toa tsy dia mety hisasana loatra raha tsy hoe misy fery na mamaivay fa antiseptique mantsy izy io.
5. kiadi ( 10/05/2008 08:58)
savony sy rano ranona de mety an! aza mandany vola @ zay toilette intime any!
tsy aleo hitondrana anah any @ kfc!!
:-D :-D :-D :-D :-D
6. rapala ( 10/05/2008 11:13)
ny any kiadi kosa ny kibony ihany no fantany :-D :-D :-D fa ny savony ry kiadi tsy tsara raha fanadiovana ny any vhv a.... rano fotsiny dia mety re tsy mila mandany vola be izany!
7. vale ( 10/05/2008 13:47)
Tsy manin ny mercryl kah! afangaro @ rano anie ilay izy fa tsy izy mbola brut iny no ampiasaina e! mety mitombina ihany ilay hoe izy manana effet anti-séptique, @ maha fanadiovana azy, ny sasany ireny koa anti-scéptique daholo kah! Raha maharary ny taova, mila mijery dokotera fa tsy vitan'ny misasa @ ireny savony anti-scéptique ireny fotsiny, tsy mahasitrana izany ireny raha MST, ny MST mila tsindromina mihintsy ilay olona, satria avy any anatiny rehetra any feno ilay microbes!!!
8. ni81 ( 10/05/2008 15:47)

Ka ny anontaniany eto ilay hoe fampiasa andavan'andro fa tsy hoe misy marary akory, na hoe misy pertes na tahaka izany ka ho diovina e? Tsy mahasitrana MST ny mercryl fa fanadiovana izay mivoaka ety ivelany fotsiny mba tsy hangidihidy.
9. sytl ( 10/05/2008 20:20)
seforelle kou tsara eny @ pharmacie!
10. tess ( 10/05/2008 21:16)
marina ny an'i veloo sy kiadi, au naturel ihany defa ampy am fisasàna, hangitraingitra fotsiny sy resaka commerce ho an'ny mpivarotra fotsiny, fa raha olona tsy mora masiso dia rano ihany isasàna, fa raha olona mora masiso dia izay angaha vao mapiasa anreny, manimanitra sy fraiche zany avy teo....
toy ny lactacyde femina kou toa tsara io! raha tena hoe mila.
11. kiadi ( 10/05/2008 23:17)
rapala:

ny any kiadi kosa ny kibony ihany no fantany :-D :-D :-D fa ny savony ry kiadi tsy tsara raha fanadiovana ny any vhv a.... rano fotsiny dia mety re tsy mila mandany vola be izany!

vô maika milay!! tsy mila manadany vola @ savony enao!!donca afama mitondra anah any @ kfc!! :-D :-D :-D
12. vale ( 11/05/2008 00:04)
Tess: ka mba hafa ihany le oe manitra koh! misy kosa ve ny azo anaovana manimanitra de tsy hatao! tahaka ny manao ranomanitra ihany io, fa raha olona tsy madio ve tsy vao maika loza, ny fofona manitra mifangaro @ fofona masiso, ka satria izy efa mora masiso ihany dia ilay fofona raika manitra, izany ve tsy beurrk klé!
N81: fampiasa andavanandro ny mercryl! tsaroako tsara mamanay t@ zany za mbola kely dia iny no fampiasany, izy anefa tsy sanatria oe nisy MST, rehefa tsy mahavidy , permanganaty koa anie tsara hidiovana e! ireo nyfampiasan'ny mamanay izany no hi-insistévako oe tsy manasitrana ny mercryl fa fidiovana fotsiny ihany.
13. tess ( 11/05/2008 05:39)
de mampiasà fa ngah za manakana fa ny hevitro no lazaiko ry vale ah!
ny body lotion efa manitra be ny ahosotra am vatana de tsy mila manisy ny any fa ny any tsy masiso fa fofona natoraly manja be! :°) :^)
sady tia mampiasa parfum rahateo , miampy ny stick atao am elika de hifangaro ao aby ny fofona :-P
14. tess ( 11/05/2008 05:42)
ny tiko lazaina hoe ra te ho manimanitra dia ireo defa ampy, fa haingitraingitra ny any satria tsy hisy hihofofoa ny any akory, koike masiso mora miterapofona be lay olona de manampy azy am lay fofona angamba....
15. vaninna ( 11/05/2008 06:07)
vao nanomboka nampiasa an'ireny mantsy anie za amizao é
soa fa manontanitany foana aloha sao dia manaonao foana
:
16. tess ( 11/05/2008 06:55)
tsy de hitako alou ny tena ilàna azy e! sauf manana blem!
17. evasoa ( 11/05/2008 07:50)
ny ahy ny gel dousiko ihany no ampesako ry reto a ! tsy mbola nahitako olana hatrizay. Aty amin'ny tanimbazaha aty be zizo ataony itadiavambola daholo izay mihetsika. Savony samihafa no anasana loha, tarehy, vatana, fanasana anaty slipo. Flacons 4 zany farahafaharatsiny raha tsy manisa ny gomazy ho an'ny tarehy sy ny vatana aza
Mbola menaka samihafa koa ny fatao aminy volo, tarehy, tena, tongotra, tanana....

aveo ny pomady fatao amin'ny tarehy mbola misy karazany 100

Mila etazera firy asiana ireo rehetra ireo :-D

amidin'ny vazaha nareo nefa any amintsika savony nosy dia mahavita azy rehetra :-D
18. sytl ( 11/05/2008 08:59)
Aty amin'ny tanimbazaha aty be zizo ataony itadiavambola daholo izay mihetsika. Savony samihafa no anasana loha, tarehy, vatana, fanasana anaty slipo. Flacons 4 zany farahafaharatsiny raha tsy manisa ny gomazy ho an'ny tarehy sy ny vatana aza
Mbola menaka samihafa koa ny fatao aminy volo, tarehy, tena, tongotra, tanana....

aveo ny pomady fatao amin'ny tarehy mbola misy karazany 100
tandremo anefa na de zany ary de sam manana ny asany avokou reo retra reo,tsy mandimandina ny hoditra raha tsy nisy ny crème,tsy nitsotra tsara sy nangirana ny volo rà tsy nisy ny savony natokana an'zany,sns...,na de savony nosy fotsiny ary mbola mila etazera maro satria savony nosy ray natokana ho an'tarehy,ny iray ho an'ny ery ambany,sa savony nosy iray ihany de' sady hanasana tarehy ,vatana,slipo,volo? :roll: :roll:
19. sytl ( 11/05/2008 09:09)
tsy de hitako alou ny tena ilàna azy e! sauf manana blem!
tsy voatery ho his blèm kosa é!
20. kiadi ( 11/05/2008 09:34)
aleo ry reto sasako fa nareo ve de andany vola amizany eo an!! zah manasa gratuit :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1618