produits fanaovana toilette intime

21. tess ( 11/05/2008 10:11)
sytl:

tsy de hitako alou ny tena ilàna azy e! sauf manana blem!
tsy voatery ho his blèm kosa é!
ka maro lay blem fa tsy blem tokana ihany! blem psykô ohatra ,


:-P
22. ni81 ( 11/05/2008 10:59)
N81: fampiasa andavanandro ny mercryl! tsaroako tsara mamanay t@ zany za mbola kely dia iny no fampiasany, izy anefa tsy sanatria oe nisy MST, rehefa tsy mahavidy , permanganaty koa anie tsara hidiovana e! ireo nyfampiasan'ny mamanay izany no hi-insistévako oe tsy manasitrana ny mercryl fa fidiovana fotsiny ihany.
Aty efa mba betsaka ny produit fampiasa dia afaka ajanona ny mercryl.
http://sante-az.aufeminin.com/w/sante/m3535629/medicaments/mercryl.html
Misy olona tsy maintsy mampiasa produit @ toilette intime; tsy hoe maimbo akory no antony, fa noho ny toe-pahasalamany. Ohatra hoe kely ny Flore de Doderlein ao aminy dia mampiasa Dermactive gel intime izy hampilamina io. Misy olona hoe maina be ny vulve-ny dia tsy maintsy mampiasa toilette intime karazany hafa koa izy. Ary ny mercryl dia mampamakiana ny hoditra eo @ fivaviana.
23. kiadi ( 11/05/2008 11:48)
alcool indray aza andramana refa tsy tinareo ny rano fa io ko mora eh!! :-D :-D
24. tess ( 11/05/2008 11:57)
ni81:

[
Misy olona tsy maintsy mampiasa produit @ toilette intime; tsy hoe maimbo akory no antony, fa noho ny toe-pahasalamany. Ohatra hoe kely ny Flore de Doderlein ao aminy dia mampiasa Dermactive gel intime izy hampilamina io. Misy olona hoe maina be ny vulve-ny dia tsy maintsy mampiasa toilette intime karazany hafa koa izy. Ary ny mercryl dia mampamakiana ny hoditra eo @ fivaviana.



ka zay lay blem lazaiko anie e! tsy hoe misy manao de hanao kou! refa tsy de nécéssaire de aleo natoraly iany e!

25. karinah ( 11/05/2008 13:35)
kiadi:

aleo ry reto sasako fa nareo ve de andany vola amizany eo an!! zah manasa gratuit :-D :-D :-D :-D
ty lé kiadi adala be ty!


:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
26. karinah ( 11/05/2008 13:37)
ni81: mety mamanay efa niteraka be angamba de te ho teritery! :lol: sérieu ve izany? mmmh
27. kiadi ( 12/05/2008 00:43)
karinah>aleo sasako wa fa aza mandany vola amizany fa aleo entintsika mandeh kfc ny vola :-D :-D :-D
28. Veloo ( 12/05/2008 17:27)
:-D :-D :-D
29. kiadi ( 12/05/2008 17:51)
ny tsy azoko de zao??? tsy azo sasana savony iz io nefa manina fenona an'izao karazana produit isankarazany zao!!
asina gel eh! lotion eh.... de manin raha savony de milay?
30. sytl ( 13/05/2008 11:16)
io @zay ary fa nandray anjara i kiadi
31. kiadi ( 13/05/2008 13:26)
sytl>ka interessant le resaka ko :-D :-D :-D
32. sakaizakely ( 13/05/2008 13:58)
kiadi> nettoyant "sans savon" daholo ireo proposer-na ireo
na ny gel doussy aza misy sans savon satria fantatra fa manamaina be ny savon ary betsaka no tsy mahatanty

ny savony fampiasana any dia tokony ho ph neutre mba tsy hampisy irritation

voaporofo aratsiansa daholo izany :-P
33. kiadi ( 13/05/2008 15:35)
produit tsisy savony zany ve de ahadio in?
34. vale ( 13/05/2008 22:44)
:-D :-D :-D :-D manao ara-bakinteny njay ny sasany tsy kôpy! :-D :-D :-D
sans savon reh a, fa zvt hafa mandroatra ny solony! :lol: mdrr :wink:
35. vale ( 13/05/2008 22:47)
kiadi:

karinah>aleo sasako wa fa aza mandany vola amizany fa aleo entintsika mandeh kfc ny vola :-D :-D :-D
mahita kloun mintsy hoà izy ty reto ah! tsy halany firy ankory anefa, be adivarotra ftsn eo!


:-P :-D :-D :-D :-D :wink:
36. kiadi ( 14/05/2008 08:53)
vale> sady voky ny kibo no adidy vita!! :-D :-D
37. xxx ( 15/05/2008 10:20)
kiadi:

ny tsy azoko de zao??? tsy azo sasana savony iz io nefa manina fenona an'izao karazana produit isankarazany zao!!
asina gel eh! lotion eh.... de manin raha savony de milay?



business business mon ami
raha ny marina tokoa dia rano ihany dia tokony hahadio an'io zavatra io (satria auto nettoyant izy) sauf ho an'izay misy aretina na misy olana , ankoatr'izay dia business daholo e
38. kiadi ( 15/05/2008 14:17)
xxx36>zay ange wa eh!! raha olona manana aretina de d'ac zah fa zavatra azo sasana tsara @ rano fotsiny io de milay! mandimandina tsara!!
zah wa vonona ny hanasa ho an'izay kamo manao azy! :-P :-P
39. vaninna ( 15/05/2008 15:39)
sakaizakely
40. tess ( 15/05/2008 15:49)
ka nareo ihany no te hiaingitraingitra am zvtr tsy de ilaina kou! raha mba zavatra hafa no hiaingitraingetana de d'acc zà! efa miteny aho fa oul misy blem no misasa amreny :^) io lazain'i xxx io! na moindre blem fotsiny aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4823