produits fanaovana toilette intime

41. kiadi ( 15/05/2008 15:54)
efa oe aleo sasako fa reto tsssss
42. vaninna ( 15/05/2008 19:11)
kiadi:

efa oe aleo sasako fa reto tsssss



serviable b kosa enao, tena tia namana
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
43. kiadi ( 15/05/2008 20:09)
ie!
ampiko anga enao? :-P :-P
44. karinah ( 15/05/2008 23:08)
volontaire be mintsy i kiadi! :-D :-D :-D
misy blem in ndray reto ah! ny lingette fraîcheur aza efa misy kou izao koh! zà klou de mampiasa eh! nanin koh ny helikareo rah tsy asina déo fa sasaina ftsn, sady manitra ery, fa tsy hoe misy fofona de hisasa @ zvt manitra fa mba te ho manitra et basta. :^)
45. karinah ( 15/05/2008 23:09)
vaninna:

misy effets secondaire ve ry reto ireny produits amidy eny @ grande surface spécial fanaovany vhv toilette intime ireny?
inona no mba marque tsara tsy misy atahorana ? nahita nivea sy maro hafa manko za fa te hampitaha
Efa firy taona ny nampiasaiko an'ireny fa tsy hitako ny blem! ataovy aady gasy rah manahirana!


:lol:
46. kiadi ( 16/05/2008 06:31)
karinah>ka tsisy hanoroka ange any ka tsy koua na tsy manitsa aza eh! :-D :-D sa mety hisy hanoroka tampoka ve? =)) =)) =)) =))
47. karinah ( 16/05/2008 23:35)
=)) =)) =)) =)) on sait jamais!!! hihihihihihihi
48. fasaly ( 17/05/2008 11:30)
karinah : ny lingette hafa mitsy ny ampesaina azy!
iny angaha ka ataoko aty naty sac, refa mi pipi etsy sy eroa de nécéssaire hifafàna fa lay likid fisasàna tsy de ilaina loatra
fa hita fa matetika vevavy misy blem no asaina misàsa amreny kou!
ny helika hafa mitsy! aéré iny ka ilaina ny nasiana produit manamaina azy na mamono ny fofona, fa ny arokatra matoa asina fofona manitra dia misy blem
49. kiadi ( 17/05/2008 11:37)
karinah>zah sady vonona hanasa no vonona hanoroka! :^) :^) :^)
50. xxx ( 18/05/2008 15:32)
marina io lazain'i fasaly io , hafa ny interne sy externe kosa e

mety mamono ny bibikely mpanadio ny ao anaty anie ireny produit ireny e, dia lasa tsy manao ny asany intsony rizareo ==> dépendante an'ilay produit ianao satria nalainy ny asan'ireo bibikely mpanadio natoraly ireo

mety manamaina ihany koa ==> mety mahatonga frigidité na fahamainana
51. tess ( 18/05/2008 17:12)
ka aleo ihany natiora raha any amin'iny faritra iny wa! tsy hitako izay ilàna hoe manimanitra any lol :^) :^) :^) afaka klk mn de afaka ny fofona en plus, eo ampanasàna azy ihany no manitra, kou ny crème body lotion aza mbola maharitra ny fofony kou tsy aleoko hamidy zavatra hafa ny vola rah aingitraingitra fotsiny, izay no hataoko hoe blem ihany no mampiasa an'io raha izay.....tsy hitako zay utilité nlay produit raha slama tsara tsy manin...
52. kiadi ( 19/05/2008 11:32)
anjejajiko ohhh! anga misy biby kely ry xxx???
zah tsy hanasa indray raha izany! :-D :-D :-D :-D
maty hasina ny vavako! =)) =)) =)) =))
53. ari.malala ( 19/05/2008 11:53)
=))=))=))=))hay v sasana am vavan'i kiadi ity tolotranb ts manampaharoa mi insista mafy d mafy ity e=)) =)) =))=))=))
54. xxx ( 19/05/2008 12:37)
kiadi:

anjejajiko ohhh! anga misy biby kely ry xxx???
zah tsy hanasa indray raha izany! :-D :-D :-D :-D
maty hasina ny vavako! =)) =)) =)) =))



bibikely mahasoa izany fa tsy bibikely mahafaty ry kiadi a, any am-bavan'i toi koa ange feno bibikely e .
55. xxx ( 19/05/2008 12:38)
stop @ izay aho fa tsy hiteny intsony fa miteniteny foana
56. euh ( 19/05/2008 13:02)
kikiso paidefera :-D :-D :-D
57. kiadi ( 20/05/2008 19:18)
aleo ny tanako ihany raha feno bibikely zany :-D :-D :-D
58. vaninna ( 30/05/2008 00:04)
itariny kiadi fantasme hafa ny resaka an!!!:lol: :lol: :lol: :lol:
nahazo fahaizana amampahalalana tsy neritreretiko kosa za mikasika ito resaka ito an
naleoko natao natoraly fa toa tsy maninona tokotrany kay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1372