RRRRRRRRRRR

1. simplex ( 09/04/2008 21:29)

fa ahoana kou reny sipa mamonjy mi-rouler r reny refa miteny gasy eeee??
mi-snob bandy sa in no tena tanjona? :)
sa mikoty, discretement :P
novalian'i ratonga ny 11/04/2008 20:17
2. pissoa ( 09/04/2008 21:37)
zahay kosa ve tsy mba tian'lah hi-frrrrrrrime eeeuuuh :-D :-D :-D
3. simplex ( 09/04/2008 22:00)

ka le izy vao mia mampihena an'le charme kanou :@
4. tess ( 09/04/2008 22:03)
ça roule???? :°)
5. ratonga ( 09/04/2008 22:07)
=)) =)) =))
6. tess ( 09/04/2008 22:16)
de raha mikoty am lay rrrrrrrrrrr ve lay sipa ry simplex de tenaa manelingelina fopla be mitsy???? :°)
7. simplex ( 09/04/2008 22:18)

:-D :-D :-D
miteny gasy wa fa tsy teny faran'ny tsy hay akory :)

oh: mba omeo RRRano aho fa mafana be ny andro :roll:

:arrow: esoRRy ny akanjo :lol:
8. simplex ( 09/04/2008 22:20)

euhh
ie
otran'ny le samy gasy mamonjy miteny frantsay ihany zany...
... tsy haiko aloha ee :)

miankina @ entana :°) :-P 8) 8)
9. xxx ( 09/04/2008 22:22)
sao dia mba mikotrana manao gararaka ? :°) :°)
10. xxx ( 09/04/2008 22:24)
hay moa tsy zany fa gaRRaRRaka :-D
11. xxx ( 09/04/2008 22:57)
ratonga:

=)) =)) =))
HAIKO NY AO antsain'i ratonga fa lay ramatoa be izay mi rrrrrrrroule be mitsy ny RRRR-ny

RRRRRRRatonga an!


:-D :-D :-D :-D
12. fasaly ( 09/04/2008 22:59)
draydray dray raha ratsy entana mi rouler RRR izany dia wain be! leo hilam fa sao mitetateta eo 8)
13. ikaretsaka ( 09/04/2008 23:04)
leu rrrratche eetana nefe mi rrroulerrrr rrrrrr aloha tsareeeeeu mette
14. iriko ( 09/04/2008 23:16)
ah!ah! mampihomehy nareo! :lol: :lol: :lol:
15. ikaretsaka ( 10/04/2008 02:08)
aleoko lavitra le sipa miroky vakna be iny! no tsary matiko lolo sy manaitra ahako kokoa

:-D
16. Papoose ( 10/04/2008 02:10)
tsena pourrrritsure be mintsy le mi rrrrouler rrr fa za dakorrrrrrrd
c po vrrrraii mints!
17. tess ( 10/04/2008 05:23)
bah moi zadôrrrrrrrrr! ndraindray fa micharme zà mazay fa te hikoty mitsy :-D
18. ni81 ( 10/04/2008 05:31)
Misy mi-geste ny sasany, ary misy koa tena voa-janahary ny firaiketan'ny lelany. Tsy mitovy @ lelan'ny olona rehetra ny azy ireo, fa toy ny misy kofehy kely mifandrirotra eo anelanelany (Nanana mpiray tampo nisy toy izany aho)
19. tess ( 10/04/2008 05:36)
ny ahy ndray mandreraka be ahy ilay mihaino ny rosiana manona ilay R de novaiko mitsy ny fanononako nyahy nataoko mi roule be mitsy :°)
20. ari.malala ( 10/04/2008 05:47)
:-D:-D:-D:-D:-D
misy kosa tsy manao fanahiniana ilay mi rouler rrrrrr e! misy namantsika izay (fantatr'i tess tsara;)) fa tena efa fiteniny mitns le izy, hay d i keliterezy kou kay mahafantatra an'io akama milay io;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008