RRRRRRRRRRR
1. simplex
(
09/04/2008 21:29)
fa ahoana kou reny sipa mamonjy mi-rouler r reny refa miteny gasy eeee??
mi-snob bandy sa in no tena tanjona? :)
sa mikoty, discretement :P
répondu par ratonga le 11/04/2008 20:17
6. tess
(
09/04/2008 22:16)
de raha mikoty am lay rrrrrrrrrrr ve lay sipa ry simplex de tenaa manelingelina fopla be mitsy???? :°)
7. simplex
(
09/04/2008 22:18)
:-D :-D :-D
miteny gasy wa fa tsy teny faran'ny tsy hay akory :)
oh: mba omeo RRRano aho fa mafana be ny andro :roll:
:arrow: esoRRy ny akanjo :lol:
8. simplex
(
09/04/2008 22:20)
euhh
ie
otran'ny le samy gasy mamonjy miteny frantsay ihany zany...
... tsy haiko aloha ee :)
miankina @ entana :°) :-P 8) 8)
11. xxx
(
09/04/2008 22:57)
ratonga:HAIKO NY AO antsain'i ratonga fa lay ramatoa be izay mi rrrrrrrroule be mitsy ny RRRR-ny
=)) =)) =))
RRRRRRRatonga an!
:-D :-D :-D :-D
12. fasaly
(
09/04/2008 22:59)
draydray dray raha ratsy entana mi rouler RRR izany dia wain be! leo hilam fa sao mitetateta eo 8)
13. ikaretsaka
(
09/04/2008 23:04)
leu rrrratche eetana nefe mi rrroulerrrr rrrrrr aloha tsareeeeeu mette
15. ikaretsaka
(
10/04/2008 02:08)
aleoko lavitra le sipa miroky vakna be iny! no tsary matiko lolo sy manaitra ahako kokoa
:-D
:-D
16. Papoose
(
10/04/2008 02:10)
tsena pourrrritsure be mintsy le mi rrrrouler rrr fa za dakorrrrrrrd
c po vrrrraii mints!
c po vrrrraii mints!
17. tess
(
10/04/2008 05:23)
bah moi zadôrrrrrrrrr! ndraindray fa micharme zà mazay fa te hikoty mitsy :-D
18. ni81
(
10/04/2008 05:31)
Misy mi-geste ny sasany, ary misy koa tena voa-janahary ny firaiketan'ny lelany. Tsy mitovy @ lelan'ny olona rehetra ny azy ireo, fa toy ny misy kofehy kely mifandrirotra eo anelanelany (Nanana mpiray tampo nisy toy izany aho)
19. tess
(
10/04/2008 05:36)
ny ahy ndray mandreraka be ahy ilay mihaino ny rosiana manona ilay R de novaiko mitsy ny fanononako nyahy nataoko mi roule be mitsy :°)
20. ari.malala
(
10/04/2008 05:47)
:-D:-D:-D:-D:-D
misy kosa tsy manao fanahiniana ilay mi rouler rrrrrr e! misy namantsika izay (fantatr'i tess tsara;)) fa tena efa fiteniny mitns le izy, hay d i keliterezy kou kay mahafantatra an'io akama milay io;)
misy kosa tsy manao fanahiniana ilay mi rouler rrrrrr e! misy namantsika izay (fantatr'i tess tsara;)) fa tena efa fiteniny mitns le izy, hay d i keliterezy kou kay mahafantatra an'io akama milay io;)
