RRRRRRRRRRR

21. tess ( 10/04/2008 05:54)
i keliterezy kou aza mi rouler rrrrrr tsara beuh otrazy ihany :wink:
22. ainaheri ( 10/04/2008 06:05)
za ndray sipa niresahako za tsy rrrrrrrr ndray fa kkkkk fa isaky ny miresaka zay d kkkkkaretsakkkkka fona noteneniny d nidiko t@ gadanà fa tsy niteny tsony avy teo an :-D :-D :-D
23. mmmhh ( 10/04/2008 07:50)
zà zao mirouler rrr fa tsy geste, tam fahakeliko aninin'ny namako fôna zà, de niha-lehibe de rah olona mbola tsy zatra miresaka amiko de milaza hoe mi-charme hono zà fa efa zatra izy de hainy hoe efa zay le rrr ko, :(
fa misy koa ny olona manao fanahy hiniaina an!
24. kelly13 ( 10/04/2008 08:02)
indrisy fa izahay mianakavy, hatramin'ny anadahinay sy ny cousins-nay sy ny cousines-nay rehetra d mi roule io "RRRR" io dol! kiiii, d mizesita v zay ry simplex? azafady ra mandratra sofina fa tsy fananinay knou :oops:
25. ainaheri ( 10/04/2008 08:56)
keliterezy>> tô tsy enoko akory tamintsika niresaka farany iny klé :-D :-D :-D
26. kelly13 ( 10/04/2008 08:59)
ainaheri>ka nasinao boules quiès ny sofinao tsinn :°)
27. simplex ( 10/04/2008 09:27)

:^) :^)
lasa betsaka ndray ny cas exceptionelle mihoatra @ le tokony izy kle :lol: :lol:
samy mety doly eee
fa le izy otran'ny expres no noteneniko :)
mba sexy kou nge ny r gasy ee ;-)
28. ainaheri ( 10/04/2008 09:35)
simplex> fa misy le sasany otrany mandreraka zany miaiona azy klé....enoinao d refa varina le oul miteny d tsy enona tampoka le roulety,refaveo d mamely kely ndray grrrrrrr
29. simplex ( 10/04/2008 09:39)

rrrrrrrrrrrrrrr :-D :-D :-D
30. xxx ( 10/04/2008 09:54)
fa ny zvtr ts azoko d inn kay no mba zakanareo e? io avy aza v d tsikeraina klé?
31. simplex ( 10/04/2008 10:31)

tsy azoko koa ny dikan'le "zakanareo":
mazaka mazaka sa hoe mazaka ? :)

tsy mitsikera loatra fa manotany fotsiny hoe ahoana no fomba handraisana azy?
hoe zaka tsy bataina ve ity sipa ity sa ahoana :roll:8)

azonao? ;-)
32. ikalamako ( 10/04/2008 11:26)
:{ :{ :{ i simp sy ny heviny indray io :-D :-D :-D
ka izay no iantsoana ny mpifankatia hoe voromailala !
Manao hoe "bakobakorrrrrrouuuuuuuuuuuu" :roll:
33. apache ( 10/04/2008 11:56)
ahoana moa ny trondro rehefa mi-rouler "r" ?!
- Rrrrrrrrequin :lol:
34. tess ( 10/04/2008 12:18)
ny bandy mi rouler rrrrrrr! no tena misy effet be mitsy, otran'ny kapetsanam-bava be dool no be vanitika ny bandy mi rouler rrrrrr 8)
35. Ratoa ( 10/04/2008 13:11)
ny feo "r" @ teny gasy dia an-tendrondela no anononana azy ka dia io fomba fanononana io no atao hoe "roulé".
ny "r" frantsay indray dia an-tenda (guttural). Io ve no ataonareo ho -mirouler "r"?
sa itsy ambony?
Raha itsy amboy dia normal.
Raha ity faharoa koa dia mety ho normal raha teraka sy nihaina ela tandafy ilay olona. Raha tsy izany dia nambolena ilay fanononana.
3franmalagasy" no niantsoanay izany fanononana izany fony izahy teny @ lycée (1960 -1970)
36. sakaizakely ( 10/04/2008 13:29)
raha vao fiangetsanana le izy mora fantatra be de pas glop

mba natirel wa
zay fotsin
37. tess ( 10/04/2008 13:35)
rtoa: ka izay anie wa e! any andanilani-tenda no mi rouler rrrrrr ny fahenoiko azy fa tsy am lela mitsy eo am lela ndray efa atao heo bada lela mikasoka be dool zé tononina :°) otran'ilay olona lava lela be reny de refa miteny izy tsy maitsy mivoaka teren'ny nify roa ambony ambany ny lelany de lasa bada lela be ndray
38. ravatorano ( 10/04/2008 13:54)
grravy marrna ilay mi rroule rrr an

rrrravatorrrano zany :-D :-D :-D :-D :-D :-D

ary ilay manao hoe anjo ny andro
vandro ny voanjo
sns ahona kou ireny


:wink:
39. Zina ( 10/04/2008 14:03)
ni81 [ Valio ] 10-04-2008 07:31:38
Lohateny : Re : RRRRRRRRRRR
Misy mi-geste ny sasany, ary misy koa tena voa-janahary ny firaiketan'ny lelany. Tsy mitovy @ lelan'ny olona rehetra ny azy ireo, fa toy ny misy kofehy kely mifandrirotra eo anelanelany (Nanana mpiray tampo nisy toy izany aho


ekena mihitsy, ilay mi-geste zara fa tsy ivoka eo ambavany ny rorany :-D :-D :-D

raha ny lehilahy kosa aloha no manao an'io tena tsy revinay vehivavy mihitsy e... :-D :-D :-D
40. niryna ( 10/04/2008 14:12)
kelly13:

indrisy fa izahay mianakavy, hatramin'ny anadahinay sy ny cousins-nay sy ny cousines-nay rehetra d mi roule io "RRRR" io dol! kiiii, d mizesita v zay ry simplex? azafady ra mandratra sofina fa tsy fananinay knou :oops:



ka io efa taranaka ary misy tena miboredika be mihitsy fa ilay olona mamorona feo angamba no tiany tenenina io ,indraindray mivoaka eny ihany hoe tsy bada lela ilay olona,taty aoriana koa aho dia gaga ireto ankizy fa toa lasa lamaody ilay izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081