RRRRRRRRRRR

41. ari.malala ( 10/04/2008 14:49)
rehefa grande braderie moa de heno foana le vevavy zay, organisatrice ny grabde braderie zany, fa d efa lasa fifanalana ao antrano sisa fa oh miteny iz we ggande bgadegie refa miteny (le g tonony mints hoe g gasy fa ts g ze an):-D:-D:-D:-D:-Dd ny mampime refa elaela tsy mety tsony le morrrr d masa mivadika r tsotra iany le izy:-D:-D:-D:-D
42. kelly13 ( 10/04/2008 19:13)
Raha ity faharoa koa dia mety ho normal raha teraka sy nihaina ela tandafy ilay olona. Raha tsy izany dia nambolena ilay fanononana.


nambolena ilay fanononana ahoana mou zany fa tsy azoko? izaho mantsy teraka tany mada, tsy izaho irery fa izahay menakavy e, d novolenay ahoana le fanononana fa tena tsy azoko. marihako fa ny RAD-ko tsy mi roule "r" ôtranay
43. ari.malala ( 11/04/2008 06:09)
za kosa alou maita fa ts amboarina le manonona rrr hoan'ny olona sasany e! misy efa tena naturel le izy, fa misy kosa fantatra b mints hoe amboarina
44. ikaretsaka ( 11/04/2008 16:52)
ny tena milay le ohatra hoe miteny betsileo izy na miteny bara na vakinah de mirouler rrrr koa


akourrreeeeeu aby narrrreo le ankizy aaaaaaa tsarrrreeu misy mamaly viiiiiii

na hoe iha rrrroooou hitarrrrognaa rrrrika a, aia le ambodivoarrrrra teoooo (eritrereto hoe majeur 7 mirouler r)

na le barabory be ireny : a Korrrrry nao mamany itoy, iha avao poerrrra poerrrraaaa tsy mirrro rrrro
45. Papoose ( 11/04/2008 18:38)
ikarrrrrrrretsaka? :°)
46. Veloo ( 11/04/2008 18:39)
kelly13 [ Valio ] 10-04-2008 10:02:11
Lohateny : Re : RRRRRRRRRRR
indrisy fa izahay mianakavy, hatramin'ny anadahinay sy ny cousins-nay sy ny cousines-nay rehetra d mi roule io "RRRR" io dol! kiiii, d mizesita v zay ry simplex? azafady ra mandratra sofina fa tsy fananinay knou


keliterezy a zany ve? oay le mila tena tsy tadidiko hihihih mila mihaona ndray tsika roa zany hihihiih :-*
47. kelly13 ( 11/04/2008 19:11)
veloo>fita ankia kou, tadidinjy kou i cuhn le mi roule-r b, hihihihi! nahafinaritra ireny ka, tsara averina kely marina :-* :-*
48. ratonga ( 11/04/2008 19:22)
ngà ko i keliterézy miroulé rrr ry tony é! :°)
49. kelly13 ( 11/04/2008 19:27)
za mba gaga rrry rrratonga :-P
50. ratonga ( 11/04/2008 20:17)
tsy mino ah ra tsy mandré :°) :-P :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077