Fihaonana Namana Europe sy manodidina Aout 2008

1. Angie ( 03/04/2008 06:33)
Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra,

Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances kely indray eto Rome Italie.

Ny date zay atolotra dia ny 3 ème semaine ny Aout ka minimum 4 jours manomboka jeudi maximum une semaine.

Ny toerana dia eto Rome centre ville,
Momba ny toerana mandray dia ao @ YWCA ihany ary ny prix ny chambre dia mbola eo ampiadina varotra tsy lafo toy ilay t@ fihaonana voalohany ihany.

Ny atao @ zany moa dia araky ny maha vacances azy dia ao ny fijerentany, filomanosana, soirée cabaret, ...

marihina fa vitsy ihany ny toerana ka izay efa tapakevitra dia afaka milaza dieny zao.

Raha misy fanontaniana dia afaka elefa @ hafatra.
Hisy fanazavana misimisy ihany eto fa aleo alou samy maka congé @ io date io.
Raisina antanandroa zay manana sosokevitra

Tsiky dia ampy daholo aza alou


novalian'i Bita ny 16/08/2008 14:20
2. Angie ( 03/04/2008 06:38)
tena diso forum kay zah fa tokony ho fety sy fihaonana ity.

mba afindrao azafady
merci
:-*
3. lehilahytsyresy ( 03/04/2008 07:08)
Toa hahafinaritra tokoa izy izany.
Vive YMCA !
4. sipagasy ( 03/04/2008 08:33)
ho avy izahay e!!!!! olona 2 na 3
5. Ralay ( 03/04/2008 12:32)
Dia ho dinihina izany fa aleo aloha afindrako raha diso njy Angie :roll:
6. rajoelina ( 03/04/2008 12:42)
:oops: ooooooh! za makany Italia fa tsy manitsaka Roma amin'ity taona ity... hazon'ny angie hahembotra ve ilay fihaonana ra mba mety?

;-)
7. Samoana ( 03/04/2008 13:30)
Ah!Mahaliana izy izany fa aleo jereko akaiky raha tsy mbola misy prôgany @ io vanim-potoana io.Misaotra mampiomana e :wink:
8. ftma ( 03/04/2008 17:34)
Tsara be ilay izy saingy tsy ho hafaka e
samoana: misy fanaovana petanque any :)
sipagasy: avy any njy de mandalo aty izany an
9. mbaliana ( 03/04/2008 18:32)
io ndray ftma... :lol:
10. ftma ( 03/04/2008 19:09)
mbaliana :lol: tsy satriko ve hoany fa efa hainjy ihany e @ 2009 za mandeha sur :wink:
11. mbaliana ( 03/04/2008 19:12)
eny ndray ary ...- :-@ :-@ :-@
12. ravatorano ( 04/04/2008 08:33)
d mirary anareo izay ho any haita fahafianretana
mirary ny hahatomombanan ny vacance koa ho an'ny mpikarakara
mitaoana ny mbola tsy tapakevitra ny hanapakaevitra :-D :-D :-D :-D
:-P
13. ANARIM ( 07/04/2008 14:16)
hummmm inay any aho mba afaka ...
14. diamondra27 ( 10/04/2008 16:42)
raketo tsara akia ry angie le izy a!
de mandeh koa ve ny namantsika , ataovy tsara ny fandraisana anay fa ho avy zahay an! kalou hangataka CA ndray am deba
15. mangidy ( 10/04/2008 17:39)
Hummm ho avy ary mino fa tsy ho tokana intsony@ity a!!! sady haka bahana tsara @ retsretra :-D :-D misaotra ny mpikarakara e! sady mankasitraka
16. diamondra27 ( 15/04/2008 17:57)
fa iza no hiaraka aminjy any ry mangidy?
17. mangidy ( 15/04/2008 21:51)
diamondra27 : hummmm aleo akia atao surprise kosa a!
:-D kiss njy
18. cathy ( 18/04/2008 14:59)
Angie:

Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra,

Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances kely indray eto Rome Italie.

Ny date zay atolotra dia ny 3 ème semaine ny Aout ka minimum 4 jours manomboka jeudi maximum une semaine.

Ny toerana dia eto Rome centre ville,
Momba ny toerana mandray dia ao @ YWCA ihany ary ny prix ny chambre dia mbola eo ampiadina varotra tsy lafo toy ilay t@ fihaonana voalohany ihany.

Ny atao @ zany moa dia araky ny maha vacances azy dia ao ny fijerentany, filomanosana, soirée cabaret, ...

marihina fa vitsy ihany ny toerana ka izay efa tapakevitra dia afaka milaza dieny zao.

Raha misy fanontaniana dia afaka elefa @ hafatra.
Hisy fanazavana misimisy ihany eto fa aleo alou samy maka congé @ io date io.
Raisina antanandroa zay manana sosokevitra

Tsiky dia ampy daholo aza alou





Tena tonga aho raha sitrampony tompo .

19. nerveux ( 18/04/2008 15:41)
angie > hiezaka ny ho avy aki a! enga anie 8)
20. Angie ( 20/04/2008 04:33)

Slt daholo,

Araka ny fangatahan'ny maro dia ny date tsara dia 14-18 aout 4 nuits na ho an'izay tena tsy afaka mijanona afatsy 3 nuits tsy manina fa raha mety aloha dia aleo miaraka daholo.

Samia mijery dieny zao ny billet araka zay azo atao mba hanomanana ny fitsenana.

Marihina fa fety be io ary tsy ankijanona ka aoka samy hiomana @ zay azo atao :-D

Ho avy tsy ho ela ny détail fa efa eo ampamitana azy

Aza manahy fa minoa fotsiny ihany fa ny prix dia ambany dia ambany.

kiss dia ampy doly

NB: ny inscription h@dia olona 8 alou no efa sur fa zany we tsy voatery misoratra eto fa afaka mandefa hafatra.

:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0974