Fihaonana Namana Europe sy manodidina Aout 2008
41. rakaroka
(
29/04/2008 06:28)
Manja BBBbbbbbeuuu aloha ilay prog e,ary misaotra ny mpikarakara. Hojerena ny possibilité.
43. rajoelina
(
29/04/2008 14:11)
angie: de milay ve zany alou zany sa ahoana? zah anie mbola tsy tany Italie e.
44. Angie
(
30/04/2008 13:28)
Aleo hitohy ato @ zay http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m480f9de865ba4#m48176f3c0a815fa ao no misy ny détail.
Miandry anareo o
Miandry anareo o
45. diamondra27
(
01/05/2008 14:10)
Angie: de zao tokoa akia a! refa mande any am boaty nareo zany de iza no miandry ny papozy sy manao animation-jareo?
Sa miandry dodo ny zaza vao mande ny lebe
cathy: ndao asiana revanche akia a!
rakaroka: ndao akia de mba mikarakara ny ankizy tsika a!
Sa miandry dodo ny zaza vao mande ny lebe
cathy: ndao asiana revanche akia a!
rakaroka: ndao akia de mba mikarakara ny ankizy tsika a!
46. Ryana
(
06/05/2008 13:48)
Manao ahoana,
1- RAha vao misy vaovao momba ny toerana izay mandray, ny vidiny, sns dia mba maniry ny haharay ny tenako.
2- Inona moa izany no "irahana" mandritra io fotoana io ary inona no "libre"?
MAniry haharay fanazavàna misimisy kokoa.
Ryana (izay mikasa ny ho avy any, raha sitraky ny Avo)
1- RAha vao misy vaovao momba ny toerana izay mandray, ny vidiny, sns dia mba maniry ny haharay ny tenako.
2- Inona moa izany no "irahana" mandritra io fotoana io ary inona no "libre"?
MAniry haharay fanazavàna misimisy kokoa.
Ryana (izay mikasa ny ho avy any, raha sitraky ny Avo)
Angie:
Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra,
Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances kely indray eto Rome Italie.
Ny date zay atolotra dia ny 3 ème semaine ny Aout ka minimum 4 jours manomboka jeudi maximum une semaine.
Ny toerana dia eto Rome centre ville,
Momba ny toerana mandray dia ao @ YWCA ihany ary ny prix ny chambre dia mbola eo ampiadina varotra tsy lafo toy ilay t@ fihaonana voalohany ihany.
Ny atao @ zany moa dia araky ny maha vacances azy dia ao ny fijerentany, filomanosana, soirée cabaret, ...
marihina fa vitsy ihany ny toerana ka izay efa tapakevitra dia afaka milaza dieny zao.
Raha misy fanontaniana dia afaka elefa @ hafatra.
Hisy fanazavana misimisy ihany eto fa aleo alou samy maka congé @ io date io.
Raisina antanandroa zay manana sosokevitra
Tsiky dia ampy daholo aza alou
47. kofbay
(
09/05/2008 18:11)
Ary ilay reshhaka hoe Majunga ho anay taraiky aty antanana toa tsy mihsy kozhy?
48. rakaroka
(
28/05/2008 19:30)
[quote=diamondra27]
[quote]rakaroka: ndao akia de mba mikarakara ny ankizy tsika a![/quote
Hiezaka ny ho avy e ! mbola hojerena akaiky miaraka amin'ny mpiandraikitra ny programme. Mbô tsy ho miandry zaza fotsiny ny sasany fa afaka hi-profite maximum ny "vacances" : "question d'organisation". Mino aho fa haintsika izany!
Ny zanako noresahiko ny hanao "vacances any Italia". Dia hoy rizareo hoe "tokony mahafantatra minimum : "conversation "courante hono rizareo:
Dia efa manomboka eto izany ny fikarakarana ny ankizy e. Samy mbô milaza izay tokony ho fantany. Tsà Anglisy na franc tsa hay fa mbô miova kly 'ndray isika amin'ny :
"Buongiorno, ti amo, arrivederci!" :-D :-D :-D
[quote]rakaroka: ndao akia de mba mikarakara ny ankizy tsika a