Fihaonana Namana Europe sy manodidina Aout 2008
21. nacl
(
20/04/2008 11:02)
tsara kosa zany ko! fa ny olana de any @ misy an'i hery mahitsy le izy zany no atao nefa zahay tsy tafa :cry: ndrisy mantsy!!!defa mazoto dôly ry zaré ze ande a! tongava maro fa zahay ary efa tsy fidiny e
22. kelly13
(
20/04/2008 11:35)
1 andro iany no mba nahitako izany roma roma izany! za te ande fa alaivo aty ry reto a :-D
25. kiadi
(
20/04/2008 11:50)
efa haiko fa tsy tadidiko fa tsy mody fanina zah ka!! nenah ange wa cervelle no miasa fa tsy cerveau eh :-D :-D :-D
ary aza kizitina fa sô de voan'ny mawaka be eo! :-D :-D :-D :-D

26. kelly13
(
20/04/2008 11:57)
misopirana kely za d mimawaka rivotra enao, loll (hé, aleo klou tsy hanimba dinika tsika fa aleo ary iany e)
27. xxx
(
21/04/2008 07:59)
daty lanin'ny besinimaro tokoa ve io sa daty maha afaka ny olona ro na telo izay nifampiresaka sy niady hevitra elabe teo amin'ny serasera?
Ka sao dia lasa fihaonan'ireo olom-bitsyireo fotsiny ilay izy fa tsy ho a'ny besinimaro. Ka lasa fitadiavana prix ambany hahafahan'ny olom-bitsy mihaona am-pilaminana fotsiny ilay organisation.

28. orange
(
21/04/2008 11:55)
Angie:
Slt daholo,
Araka ny fangatahan'ny maro dia ny date tsara dia 14-18 aout 4 nuits na ho an'izay tena tsy afaka mijanona afatsy 3 nuits tsy manina fa raha mety aloha dia aleo miaraka daholo.
Samia mijery dieny zao ny billet araka zay azo atao mba hanomanana ny fitsenana.
Marihina fa fety be io ary tsy ankijanona ka aoka samy hiomana @ zay azo atao :-D
Ho avy tsy ho ela ny détail fa efa eo ampamitana azy
Aza manahy fa minoa fotsiny ihany fa ny prix dia ambany dia ambany.
kiss dia ampy doly
NB: ny inscription h@dia olona 8 alou no efa sur fa zany we tsy voatery misoratra eto fa afaka mandefa hafatra.
:-*
bjr Angie , tena faly aho nahita ny vaovao ary tena hevitra mety fa dia tsy mety aminy taminay moa lay izy fa manantena fa @ manarka mba afaka ny handeha .
Ampifaliana foana Tsiky Hiiiiiiii
:P :P
29. Angie
(
21/04/2008 12:59)
xxx> ny namana rehetra no asaina na inareo eto Italie aza fa ny date dia tsy miankina amin'ny mpikarakara fa miankina @ mpampiatrano.
Ento ambavaka kosa ny ny fihaonana mba ho tanteraka aradalana. Ary raha afaka dia tongava fa aza manakiana sy miafina ao @ xxx fotisny na mila lagy any @ karajia.
Tsiky dia ampy foana fa efa haiko fa ny kiss tsy azo atao anao
:-D

30. Angie
(
21/04/2008 13:02)
Tsiky > tena ampifaliana foana akia o :-*
tongava refa aafaka e zahay tsy miova adresse.
kiss dia ampy njy
:D

31. Angie
(
21/04/2008 13:27)
Fanazavana fanampiny
Date : 14-18 Aout 4nuits :D :D (na 14-17 Aout ho an'izay tena tsy maintsy mody alahady)
Fa tsara angamba hazavaina fa ny antony nanovana ny date dia resaka prix koa.
Misy difference 8 euro be zao isan'olona isan'ndro raha atao ny 21 h@ 25 ny fihaonana ary miova koa ny prix ny deplacement rehetra aty.
Noho izany dia mba hahafahana mampihena ny dépenses na ny Namana ho avy na ny namana eto antoerana dia naroso.
Ka ny date zany dia 14-18 aout na 17 ho an'izay tena tsy tafajanona h@ 18.
Marihina fa ny arrivée dia tokony ho 14 daholo satria mba hanamora ny fitsenana satria manahirana be ny organisation.
Torohevitra dia tsara raha miaraka mano groupe na ny mandeha vol na ny train ary mba hilaza mialoha ny date d'arrivé sy ny heure
mbola mitohy ihany

32. xxx
(
22/04/2008 10:17)
Angie:
ny namana rehetra no asaina na inareo eto Italie aza fa ny date dia tsy miankina amin'ny mpikarakara fa miankina @ mpampiatrano.
Ento ambavaka kosa ny ny fihaonana mba ho tanteraka aradalana. Ary raha afaka dia tongava fa aza manakiana sy miafina ao @ xxx fotisny na mila lagy any @ karajia.
Tsiky dia ampy foana fa efa haiko fa ny kiss tsy azo atao anao
:-D
Aza maka lagy Angie na tsy mahazo kiss aza a. Sa tena malahelo be mintsy?
Azo esorina koa anie ny hevitra tsy mety aminareo e.
Lagy de ampy fa tsy mila kiss
33. hery
(
22/04/2008 11:46)
xxx> Raha misy organisation hafa dia azo aroso koa kah. Hitadiavana kil foana. :-)
Tsy miandry be sy ny maro (23.000) ny organisation. Araka ilay hafatra nalefako any dia efa nisy ohatra an'io tamin'ny roa taona lasa... ary tena masaka be :-)
Fanasana no atao, tsy voatery ho afaka daholo ny rehetra fa izay afaka sy tonga dia omena fahafaham-po.

35. Angie
(
22/04/2008 23:55)
Vaovao njay
Fihaonana namana Rome 14-18 aout 2008
Minimum 3 nuits (14-17 Aout)
Programme:
date d\'arrivée 14 aout
tokony ho tonga ny 14 daholo farafahatarany zany hoe tonga avant tsy manina koa
15 aout
-Tour de Rome
- Soirée Namana Gasy + Namana Serasera
16 aout
- plage party Namana Serasera (matory maraina aloha)
- discotheque (facultatif)
17 aout
- Maraina libre, fa zay mazoto afaka mano plage party njay
- Soirée Akama Namana
18 aout
- Départ
Participation
Euro 25/jour dia arakaraka na 3 nuits na 4 nuits ou + (3 nuits minimum)
+ Euro 20 (transport sy guide ary participation @ sakafo)
zany hoe raha 3 nuits zany dia 95 euro ary raha 4 nuits dia 120euro
Ny ao anatin\'io:
-diner 14: pizza party
-petit dej 15, 16,17,18
-dejeuner 15 (mbola jerena hoe inona mdr)
-diner 15 (soirée io)
-dejeuner et diner 16 (picnic - barbecue party plage)
-dejeuner et diner 17 (mbola jerena hoe inona no laoka)
Raha misy fanontaniana dia afaka mandefa hafatra
ny fisoratana anarana dia hatramin\'ny fin mai ary mila mandoha 25 euro en avant zay mbola omena eto ihany ny fomba hanaovana izany.
Marihina fa maximum 40 places ihany no azo atolotra
efa 12 tsika zao.
Mianjy anareo ary o
Kiss dia ampy njay aloha zany

37. ftlozy
(
23/04/2008 12:45)
slt!!
tena mety amiko ky angie io plan io fa aleo klou asina fandinihana akaiky fa tena ande za raha tsisy mamosavy!!! hihi coucou ihany ky ty ah :-*

38. ds
(
23/04/2008 14:01)
Angie> :-* : dia ahoana moa izany ny PAF raha mitondra ankizy (10 -> 16 taona - efatra)
Tarif Ryanair avy aty atsinanana : Baden (RFA) -> Rome Ciampino A/R 74,26 EUR TTC
Miainga alakamisy 14 16:55 -> 18:25
Miverina alatsinaina 18 14:45 -> 16:30
Mamporisika izay tsy mbola tapa-kevitra fa efa masaka be sahady io :-)