manala azy namana dago

1. glou ( 31/03/2008 11:49)
Nohon' ny fangatahan' ny namana maro eto DAGO izay tsy afa niaraka t@ lundi de paques dia hisy fiarahana mivaoka kely izay atao ny ALAHADY 13 AVRIL ho avy izao eny ANALAMANGA PARK rn 7 ka ny fotoana izay te handeha dia eny @ CNAPS AMPEFILOHA @ 10 ora maraina , ny sarandalana dia 3.000 AR na 15.000 fmg aller retour, izay te hitondra sakafo dia afaka mitondra fa izay tsy te hitondra dia efa misy izay hilaina any, eo ampidirana koa dia misy vola aloha ka 5.000fmg na ARIVO ariary, izity moa dia fiarahana miala voly ka ho an' izay afaka dia @ io ndray izany no fotoana , raha mila fanazavana fanampiny dia miantsoa ireto lahara tariby ireto:
GLOU:032.04.168.86
NIX: 033.12.557.67
VOAHIRANA:033.12.609.87
BLANCHE: 032.04.255.78
afaka mitondra kilalao , maillot, gitara , etc
novalian'i Ralay ny 13/04/2008 16:13
2. tess ( 31/03/2008 16:12)
hummmm any zany miaona leretsy ah! :wink: ny amillot aza hadino oooo! na efa somary frizy aza ny maraina sy hariva :-P
3. tess ( 31/03/2008 16:13)
iangaviana i paparazzi mba ho prezan, ny sary fahatsiarovana no zava dehibe :°)
4. lo ( 31/03/2008 17:37)
milay zany eee
raha alohaloha ny ora mety afaka nandalo kely iany fa lalana mody aty ambanivolo manko iny...dommage...amin'ny manaraka e :?
5. kiadi ( 31/03/2008 20:12)
tsy azoko le?le iz ve misy fidirana? de ahona le oe efa misy kaly any? kaly vidina ve?
6. sasa ( 01/04/2008 04:28)
Faly miarahaba antsika rehetra indray, miala tsiny dieny izao za fa tsy ho afaka amin'io, amin'ny manaraka indray za mandé efa misy programme izay tsy azoko hialana mantsy amin'io. Fa na d izany aza dia manentana antsika namana rehetra ho avy fa tena hafinaritra be io fihaonana io.
7. naritsimba ( 01/04/2008 04:48)
salut daholo!
Ny kaly dia misy any fa vidiana.
Misy saram-pidirana ao @ Parc Analamanga 1000ar.
Tongava izay afaka eh!
8. nirijimka ( 01/04/2008 10:34)
hummm! de tsy maintsy we hitady fika andehanana any ihany zany za koa!
9. notron ( 01/04/2008 14:19)
Salut tlm!
Merssi prezda fa milay io hetsika io a!
Tena mba hanao ezaka kely angamba ny tenanay @ io 13 io satria mba misy zavatra kely karakaraiko @ iny commune Bongatsara iny ka akaiky ahy tsara Analamanga Park e!
Ary mety hitondra akama vaovao koa e!
Misy lahy misy vavy an!!!!!
Tongava e!!!! (l) (l) (l)
10. mitia04 ( 01/04/2008 15:02)
eeeeh ny tena moud ts afaka fona fa tazan-davitra fotsny! :cry: :cry: :cry:
11. naritsimba ( 02/04/2008 04:49)
notron>>>> mba tongava @ zay lety sa elà ilay tsy maintsy alaina any an-trano vao mande???? hihihihihihi
12. ravatorano ( 02/04/2008 05:17)
manentana ny namana izany ho tonga indray amin'io fihaonana vita paka io e
raha tsy lasa mikisaka amin'ny faritra hafa dia tsy maintsy ho tonga ihany ny tenanay ra prezi ah fa dia manatena ny fahatongavan'ny maro an'isa e
:wink:
13. notron ( 02/04/2008 09:30)
mitia04>Aiza kosa eeee!!
Izaho indray tsy mpanao tazan-davitra fa izahay ange no an'isany mba nitaona namana ary hatramizay e!
Mipotrà daholo ry reto a!!! hahahahahaha
naritsimba>ka za ange tsy ao an-trano @ io andro io e!
Mety hiantso anareo aza aho dia mba raisina eny Anjomakely na Amboanjobe.
Sa awôna ouzénaw???
14. ravatorano ( 02/04/2008 09:55)
aza hadino ny balon prisonnier :idea: :wink:
notron < defa eny enao zany raisina e :-D :-P
15. ari.malala ( 02/04/2008 12:48)
mametraka ny fialan-tsiny be dia be fa tsy anisan'ilay ho presents izahay telo mianaka @ io andro io, am manaraka indray e!dia mirary fitsangatsanganana mahafinaritra ho anareo rehetra.

16. glou ( 02/04/2008 14:21)
misy hahintsy kely, aleo atao @ 9ora ny otoana ny fotoana mba hialana mialohaloha ho an' ireo tara lava izay tara @ io de manenjika fa ny toerana hitanareo, fa dia miala tsiny fa refa feno ny fiara dia tonde lasa zahay an! tsy ankiandry marary
notron>enga anie ny retraretra :roll:
glou_
17. Veloo ( 02/04/2008 16:44)
fiarahana mivaoka kely izay atao ny ALAHADY 13 AVRIL ho avy izao eny ANALAMANGA PARK


hummmmmmm mampitsiriritra nareo kle :(

Aiza kay io Park io e? route mankaiza no misy n'izy io?
18. sasa ( 03/04/2008 04:02)
Veloo RN7 akia io an! refa tonga aty njy dia mba entina mirozy any koa fa milay le izy, za aloha efa tany niaraka tam fianakams e!
dia manentana antsika rehetra izany ho avy fa milay be io e!
19. ravatorano ( 03/04/2008 04:45)
za aloha tsy hahatratra ilay fotoana eny amin'ny cnaps ampefiloha fa avy dia any izany isika mihaona e !
zay ry akama milay be isany
:D
:wink:
20. tianalove ( 03/04/2008 09:19)
Salut dhl e

Milay io e!!!! mba tonga dhl ze mbola tsy nandeha mihitsy. Zay mimi alou ho avy e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3701