manala azy namana dago
41. ari.malala
(
10/04/2008 08:14)
fa manin i ANARIM no mitomany? avia aty malalako fa aza tomany a :} :}
42. blanche07
(
10/04/2008 08:27)
slt nareo!
dia efa io zany ny programa fa misy adino kely @ io fotoana io no adinihana ny toerana hanovana vacances 2008 satria efa mandroso ny fotoana.
Ka miandry ny hevitry ny rehetra zany e.
@ alahady zany dia aza tara fotoana e.

43. ravatorano
(
10/04/2008 09:54)
mahajanga ihany ve e???
sa vatomandry indray ???
foulpointe kou mlay an !
d tongava izany amin' io hahitana azy e
:-*
sa vatomandry indray ???
foulpointe kou mlay an !
d tongava izany amin' io hahitana azy e
:-*
44. ANARIM
(
10/04/2008 13:27)
ari.malala:
fa manin i ANARIM no mitomany? avia aty malalako fa aza tomany a :} :}
nisy hafatra nalefako antariby any malala, d ialako tsiny indrindra, na zà koa aza fanina, manganohano ery ato ny maso...
45. diamondra27
(
10/04/2008 16:39)
ravatorano: hummm masaka be zany io an!
anarim , angotiko: sambatra nareo fa handeha de aza adino ny sary
anarim , angotiko: sambatra nareo fa handeha de aza adino ny sary
47. texe
(
11/04/2008 11:52)
ravatorano > fa maninona raha mba Antalaha mihintsy e! io Tonga de poince be io cklé
Angotiko > Tongava a!
Angotiko > Tongava a!
50. sipagasy
(
13/04/2008 15:20)
izhao nihazakazaka be hoe hahita sary voalohany hihih kay tsy mbola tafaverina avy teny ianareo
sary e!!!!! ary ny sarin'i sefo koa annn! :-* :lol: :-* daholo e!!!
sary e!!!!! ary ny sarin'i sefo koa annn! :-* :lol: :-* daholo e!!!