manala azy namana dago

21. hery ( 03/04/2008 09:25)
tianalove> matiko raha tsy tonga an :-)
22. xxx ( 03/04/2008 10:27)
:( :( :( zah am le 15 ho any de tsy tratrako njay io... :( :( :( :(
23. ftma ( 03/04/2008 17:58)
Mahavita soa daholo e tara kely za raha tsy izany mba nanatrika ihany
tianalove: mba tongava hono :wink:
24. ravatorano ( 04/04/2008 12:41)
famitinana kely alohan'ny handehanan :

toerana aleha : Analamanga Park
Daty : Alahady 13 avril 2008
Toerana hiaingana sy ora : Cnaps Ampefiloha amin'ny sivy maraina
saran-dalana : 3 000 ariary mandroso sy miverina
saram-pidirana : 1 000 ariary
Ora fodiana : izay ifanarahana fa matetika amin'ny dimy hariva foana !
Misy sakafo azo vidiana eny
misy zava pisotro ihany koa
afaka mitondra ny sakafony anefa ny tsirairay
ohatran'ny mahazatra
tokony hitondra baolina, karatra , kilalao samihafa,gony
mahazo mitondra fiara dia eny no fotoana
mahazo mitondra vady aman-janaka
mahazo mitondra sipa,fofombady,namana tsotra
mahazo manasa an- dravatorano manokana

Koa mitaona antsika rehetra ny ho tonga e
ireto ny olona antonina sy antsoina raha mila fanampi pahazavana :
GLOU:032.04.168.86
NIX: 033.12.557.67
VOAHIRANA:033.12.609.87
BLANCHE: 032.04.255.78
:wink: :wink: :-w
25. andryrabe ( 04/04/2008 14:11)
mazotoa dooly fa izaho moa efa sahirandava raha fotoana no resahina.
26. voahirana ( 05/04/2008 04:16)
dia manantena ny fahatongavantsika maro zany e!! d any mihaona annn!!! aoka mba tsy ho tara an!! fa lany andro eo am-piandrasana fotsiny e!!! MBA MIHEZAKA NY HO MARI-POTOANA ISIKA ZANY MBA MIALA TSIKELIKELY AMIN'ILAY FOMBA FITENY HOE FOTOAN-GASY ANNN!!!!!!
27. ravinalah ( 05/04/2008 08:12)
manao ahoana daholo ny namana .
Ela izay tsy nihaonana sady tena tsy naharaka ny zavamisy tato mihintsy ny tenanay ,mihaona any raha sanatria ka tsy miasa izahay . Mba hilazao vaovao ihany ry reto a :oops:
28. fara ( 07/04/2008 07:34)
Zah alou d hande @ io satria efa misy miantoka e!miainga sabotsy aty ambanivohitra fotsiny d tratra ny fotoana e; :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
29. Darlin ( 07/04/2008 10:15)
salut la room

Okay zany fa dia eo @ cnaps ny fotoana e! za indray dia handeha hanatevina e! hihihihi


Izay fa dia mazotoa daholo dia tongava daholo an! dia manantena ny ahita tête vao²?
30. ari.malala ( 07/04/2008 10:34)
mitalaho mafy zany le papoose ka ho ita eo na hoavy na tsia e hihihi
31. ANARIM ( 07/04/2008 14:04)
ashio gatô ra glou_ an (kopy elà) fa izy v nefa ho any sa.....?????
32. ravatorano ( 08/04/2008 10:46)
zay zany raprezy ah defa mitondrà zany nareo mofomamy na ho avy any izy na tsia
33. simply ( 08/04/2008 10:53)
entina daholo izay mahafinaritra :?: :!:
34. ANARIM ( 08/04/2008 11:29)
ravatorano, raprezy : le gatô ho anà d dikan'zay ento be mihitsy, fa na ho any izy na tsy ho any d tonga any zà hinana gatô (fa enga anie izy mba ho any)!!! :-*
35. glou ( 08/04/2008 12:45)
anarim>f'angaha efa lasa niova gateaux ilay izy fa tsy le fandehany eh :roll:
36. angotiko ( 09/04/2008 09:21)
miarahaba antsika rehetra ô
ka dia ho avy tokoa moa ny tenanay eh, fa d any zany kou
ravatorano: zay zany vao tanteraka ny fibabenao ahy an, ary aza adino ny maillot fa hilomany isika, hihihi nefa matahotsa za sao vao miditra anaty rano isika d tondraka no sady tsy misy pilasy ho an'ny hafa ha hahaha
37. ravatorano ( 09/04/2008 09:59)
angotiko < =)) =)) =)) =)) =)) =))

marina zany eeeeeeeee
glo_< zay zany raprr fa any miona an ^:^
38. Darlin ( 09/04/2008 12:08)
angotiko, ravatorano> ka inn moa zany fa zay zany tsy hitondra maillot fa sao nareo tafiditra alou dia zay tsy mahita rano intsony! lol

BOn, any mihaona izany fa dia ho tonga soa moa kou.


Kiss b daholo
39. ANARIM ( 09/04/2008 13:45)
:cry: :?
40. texe ( 10/04/2008 06:36)
Slt !
Tongava daholo fa milay be io ry akama sady za angaba eo @ io a!
ravato> oento daholo ny kill fa oavay tsika @ io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7522