MAHAFOY FOTOANA VE IANAO NA MINITRA VITSY MONJA AZA!!!

1. endrika01 ( 17/03/2008 19:58)
Misy namana ve,mahafoy minitra vitsy amin\'ny fandaharam-potoanany trop chargés,mba hanasana tongotra ny namana na havana,na fahavalony,kamboty,marary...amin\'izao herinandro Masina izao!?
novalian'i Rground ny 07/04/2008 08:44
2. simplex ( 17/03/2008 20:03)

manin a? :)
3. tess ( 17/03/2008 20:05)
raha tsy maintsy atao akory! tsy maintsy hatao!
adidy sy soa atao dool izany retsy an!:wink:
4. ikaretsaka ( 17/03/2008 20:07)
hazavao tsara tokoa.
hoe miasa amin'ny hospice ve ohatar de hanao volontaire sa?
5. endrika01 ( 17/03/2008 20:27)
Ika>tsy voatery any @hospice kah,lay izy fandavan-tena fa tsy we tsy maintsy!Tandindon\'ny nanasan\'iJesoa Kristy ny tongotrin\'ny mpianany,fanotaniana nalefana Masera hoahy izy ity,de zah mou lasa tsy dia mivaky loha be loatra @fivavahana,tsy we tsy mino an\'A/tra,fa misy zvt tsy mazava sy mampisalasala ahy tampoka eny atsasa-dalana.Ka io Masera io mampanao ahy io fandavan-tena io,de ozizy aho we,andraso alou zaho hanotany ny namana!Fa raha misy saky manao io fanasana tongotra an\'olo raiky io de hiezaka koa ny tenako,ny hikiry hi hi hi
6. pissoa ( 17/03/2008 20:33)
Raha tsy diso aho dia fitiavana, fanetre-tena ary fanompoana no nasehon'i Jesoa tamin'Izy nanasa ny tongotry ny mpianatra !

Dia izay no tokony asehontsika koa. Tsy maninona na tsy manasa tongotra aza ... fa maro be ny azontsika hanehoana izany amin'ny fiainana :-D:-D:-D
7. pissoa ( 17/03/2008 20:35)
oops, hadinoko ny namaly ilay fanontaniana :

Noho izany - izaho dia tsy hanasa ny tongotry ny olona tsy mila sasako tongotra ... fa afaka manasa ny tongotry ny olona mila ny hanasako ny tongony :-D:-D:-D
8. xxx ( 17/03/2008 20:39)
Aza de lany andro @ teolojia moraly re a, izay hitanao fa mampety ny fiainana ataovy e...
Hanasa tongotra ve izaho de tsy ny ahy aloha no ataoko madio tsara ...
O K
9. ikaretsaka ( 17/03/2008 20:42)
pissoa:

oops, hadinoko ny namaly ilay fanontaniana :

Noho izany - izaho dia tsy hanasa ny tongotry ny olona tsy mila sasako tongotra ... fa afaka manasa ny tongotry ny olona mila ny hanasako ny tongony :-D:-D:-D


mitovy!
10. endrika01 ( 17/03/2008 20:50)
Afaka aho tamin'iny,zaho anga no tsy hanao lainga Masina!Hi hi hi
11. simplex ( 17/03/2008 20:56)

aza adino fa mbola horohina koa le izy refa voasasa an :°)
sao d manao ratsy sasa eo manko :roll:8)
12. pissoa ( 17/03/2008 20:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. ikaretsaka ( 17/03/2008 21:06)
ny alikako vonona be hanoroka azy.. tandremo fa tonga lery de miketoka raha vao masisosiso an
14. endrika01 ( 17/03/2008 21:11)
Hafa ihany le Ray am-panahy é.Tsy mba miafahafa fa tena manasa,sady manoroka an le tongotra!(jerena sendra an le tongotra be fofon'ireny!)
15. rakaroka ( 17/03/2008 21:54)
Alefaso aza le tongotra hosasana e. Izany koa ve dia atao "blem" .8O:roll::?::lol::-D:-D
16. naritsimba ( 18/03/2008 04:54)
Ny hevitra fonosin'ny fanasa-tongotra no diniho tsara fa tsy hoe rehefa manasa tongotra fotsiny dia izay.
Ho an'ireo izay manana olana @ olon-kafa no tokony hifanasa tongotra. RAha toa ange tsy te hanao an'izany dia azo atao tsara ny mifanantona dia mifamela heloka eh! Ary tena atao @ fo ny fifamelana fa tsy atao @ fihatsaram-belatsihy.
Enga anie ho Paska fahafahana ho antsika rehetra ny Pasaka 2008.
17. Vitsikakely ( 18/03/2008 04:58)
endrika01,mmmhhh:-w:-w:-w
18. Rasiligaoma ( 18/03/2008 05:21)
pissoa:

oops, hadinoko ny namaly ilay fanontaniana :

Noho izany - izaho dia tsy hanasa ny tongotry ny olona tsy mila sasako tongotra ... fa afaka manasa ny tongotry ny olona mila ny hanasako ny tongony :-D:-D:-D

hatraty

19. ainaheri ( 18/03/2008 05:48)
Le bandy kosa alou tsy nde hanasa ny tongotry endrika 01 ee :roll:...zvtr hafa angamba d manasa za fa tsy any kosa klé
20. yonikafopl ( 18/03/2008 08:20)
=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1255