MAHAFOY FOTOANA VE IANAO NA MINITRA VITSY MONJA AZA!!!

41. tsiambaratelo ( 19/03/2008 22:05)
fijo:

raha olona melmy ve mo ano mila sasana tongotra maninona ,na tsy mpino aza aho?fa raha olona mizesta amina drigue sy godasy be maimbo from ,kosa aleo sasany any ny azy.

tsy ny malemy ihany!Fa na ireo zokiolona ihany koa,ny marary ,ny vady ao an-trano!...
42. tsiambaratelo ( 19/03/2008 22:05)
fijo:

raha olona melmy ve mo ano mila sasana tongotra maninona ,na tsy mpino aza aho?fa raha olona mizesta amina drigue sy godasy be maimbo from ,kosa aleo sasany any ny azy.

tsy ny malemy ihany!Fa na ireo zokiolona ihany koa,ny marary ,ny vady ao an-trano!...
43. fijo ( 19/03/2008 22:12)
raha zoky olona reraka be dia tsy olana ,fa na vady izany aza,tsss izy ngah atsy mahavita manasa ny tongony?
44. tsiambaratelo ( 19/03/2008 22:24)
fijo:
raha zoky olona reraka be dia tsy olana ,fa na vady izany aza,tsss izy ngah atsy mahavita manasa ny tongony?
Tamin zaho mbola nipetraka tao @Ray aman-dreniko dia tratrako papanay hanasa ny tongotry Mamanay ny Alakamisy Masina alohany handehanana nivavaka i mama aza no tena mba saro-kenatra be!Satry tsy napoiziny de zahay ankizy nivanivany tsy hita we ahoana!
45. niryna ( 20/03/2008 05:19)
Izay manetry tena no asandratra ary izay manandratena no ahetry,raha ny tompo aza nanasa ny tongon'ireo mpianany inona no olana amin'izany?
Avy fa vonona aho hanasan'ny tongon'izay mazoto manatona an'i tompo.Fampianarana daholo no nasetriny tamin'izany.Tiava ny namanao,tiava ny fahavalona,ary aza hodiana tsy hita izay mangataka aminao,raha hianareo aza mahay manome zavatra tsara ho an'ny zanakareo hoy izy moa va tsy fantatry ny ray any an-danitra ny zavatra mahasoa anareo.
Ny fametrahana ny fiainana ho eo amban'ny fahefan'Atra no zava-dehibe,ary ny fanetretena amin'ny rehetra dia tena ilaina fa izay no ahalalana fa mpanaradia an'i kristy isika.

46. ikaretsaka ( 20/03/2008 05:21)
ka hifanasa tongotra izany isika sy i niryna radem sa?
47. tsiafoi1 ( 20/03/2008 10:56)
Any amin\'ny fiangonana misy anay dia fahazarana isan-telo-volana ny mifanasa tongotra. Ialohavan\'ny fifamelan-keloka izany, ary faranana amin\'ny fanasan\'ny Tompo \"Sainte cène\" no ilazana azy. Tsy ankifidy olona, fa izay tandrify anao eo dia sasanao ny tongony, raha tsy we anga olona nanana olana manokana taminao, ary efa avy nifamela heloka ny roa tonta, dia nisafidy ny hifanasa tongotra. Io no cérémonie mahafinaritra indrindra ao ampiangonana.

Telo volana mialoha de efa miomana amin\'izany ny ts11 avy, satria tsy ataotao foana ny Sainte Cène fa mila fandinihan-tena lalina (Fanoloran-tena, Fifamelana, Fisain-tsaianana izay niaretan\'i Jeso Kristy). 18taona izao no nanatanterahana izany, matetika tokoa sendra olona tsy nikararo ka feno vovoka ny tongony, kanefa ilay fanetrentena mihitsy no tadiavin\'Andriamanitra aminao, dia nosasana izany. Mazana rehefa sendra olona toy izany de nizara izay kiraro tsy anaovana tany an-trano ny andro manaraka an\'iny. Ny we maloto (voretra) sy maimbo from kosa dia tsy mbola sendra mihitsy satria efa nomanina telo volana mialoha izany, fa ny olona tsy manana kiraro ka naloto teny am-pandehanana de nisy tokoa.
48. tsiafoi1 ( 20/03/2008 11:13)
Par curiosité et par la foi, raha misy te hanatrika izany fotoana izany, dia asaina ampitiavana fa mifanojo idd @'izao Paka izao, Sainte Cène izahay ny Sabata 22 Mars izao manomboka amin'ny 9ora. Tongava ao amin'ny Eglise Adventiste Ampanotokana, eny akaikin'Ambatomaro, fa ho raisina ampitiavana be.
49. endrika01 ( 20/03/2008 12:38)
tsiafoi1:
Par curiosité et par la foi, raha misy te hanatrika izany fotoana izany, dia asaina ampitiavana fa mifanojo idd @\'izao Paka izao, Sainte Cène izahay ny Sabata 22 Mars izao manomboka amin\'ny 9ora. Tongava ao amin\'ny Eglise Adventiste Ampanotokana, eny akaikin\'Ambatomaro, fa ho raisina ampitiavana be.
Misaotra an\'i tsiafoi1,raha tany an-toerana ny tenako dia nandeha tokoa aho,sady tsy vao voalohany aho no niditra t@eglise adventiste,in-2 raha kely indrindra,Sabotsy t@zay!Mino aho fa betsaka ny namana hoavy any,raha mahita io fanasana narosonao io!
50. endrika01 ( 20/03/2008 12:39)

51. endrika01 ( 20/03/2008 12:39)

52. tsiambaratelo ( 20/03/2008 16:28)
Mirary Paka Sambatra hoan'ny namana rehetra tsy an-kanavaka i endrika01 sy itsiambaratelo!Zay ary é,lasa zao a,andeha hamita adidy ao @Tompo!Zay ary,zay fa tara !BONNE FETE DE PAQUES dôly mmmwaaahhh!:-*
53. fijo ( 20/03/2008 22:11)
45. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 20-03-2008 06:21:23
Lohateny : Re : MAHAFOY FOTOANA VE IANAO NA MINITRA VITSY MONJA AZA!!!
ka hifanasa tongotra izany isika sy i niryna radem sa?

de mahreza lehiroa e.
54. Rasiligaoma ( 24/03/2008 05:33)
nanao ahoana izy tao? nadio tsara ve ny tongotrareo?
55. Rground ( 24/03/2008 10:32)
"MAHAFOY FOTOANA VE IANAO NA MINITRA VITSY MONJA AZA!!!"...

Misy filàzan'ny mpandinika sasany ny dikan'ny hoe occupé lava na hoe BUSY (amin'ny teny anglisy), henoko matetitetika ary farany teo tamin'ny toriteny mihitsy aza...manao hoe :
Ny fanalavàna ny BUSY hono dia hoe :
Being Under Satan's Yoke.
...voageja eo ambany ziogan'i satana

Inty ny fitaky ny satana itazonany antsika :
--mahita irika ialàna foana na mahita antony tsara lahatra mba hanafenana ny fahalemena tsy hahavitàna manetritena nohon'ny gejan'ny hambo...hanatona ny namana mila fihavànana???...mainka moa izany fa ho an'ny olona tsy fantatra!!!...ndeha hanàsa ny tongotry ny olona manelingelina ahy..,..ndeha hihavana amin'ny olona mangarika amiko...?..(NNntssS..hoy ilay voky hambo)

!!TANDREMO!! Fa tsy toetrantsika izany fa miditra ao anatintsika amin'ny alalan'ny rivotra iainana eny, ary ny hanimba antsika ho eo ambany zioga no tanjony tsy hananatsika fahafahana sy fiadanampo ...

Tsy mety ny MANAMBANY TENA fa mahasoa ny MANETRY TENA
56. Vitsikakely ( 24/03/2008 10:54)
endrika01:

Misy namana ve,mahafoy minitra vitsy amin\'ny fandaharam-potoanany trop chargés,mba hanasana tongotra ny namana na havana,na fahavalony,kamboty,marary...amin\'izao herinandro Masina izao!?

^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
57. ni81 ( 24/03/2008 11:52)
Misaotra an'i tsiafoi1,raha tany an-toerana ny tenako dia nandeha tokoa aho,sady tsy vao voalohany aho no niditra t@eglise adventiste,in-2 raha kely indrindra,Sabotsy t@zay!Mino aho fa betsaka ny namana hoavy any,raha mahita io fanasana narosonao io!
58. endrika01 ( 30/03/2008 14:47)
Rground>TSY METY NY MANAMBANY TENA fa mahasoa NY MANETRY TENA.mba azonao hazavaina ve?Raha manambany tena zany zaho dia tsy mety izay!mahasoa ny manetry tena!Misy anié manetry tena be eee,betsaka ny zavatra hainy sy fantany,izy anefa tsy mba be deradera ,dia ahoana zany no filaza azy ireny MANAMBANY TENA ve?sa MANETRY TENA? =D> =D> =D> =D>
59. Rground ( 30/03/2008 19:33)
endrika01> Ny tiako hambara dia matetika afangaro ny FANETRENTENA heverina ho MANAMBANY TENA ....
ohatra :
Manakana ny olona iray tsy hanaiky ny fahalemeny ny fiheveran-tena ho zavatra ka tsy hananany fanetrentena hihaino na hatoro, fa mitady ny hanamarina ny tenany foana na dia efa hita mibaribary izao aza ny fahadisoany ..Heveriny fa manambany azy raha manaiky izy, anefa tsy fantany fa izy tenany mihitsy no manambany tena amin'ny lafiny iray (..tsy manaja-tena)

Tsy handeha hilaza aho hoe manambany tena ny olona manetry tena be, fa araka ny hevitro dia mety ho entin'ny fananana toetra SARO-KENATRA ohatra, dia manjary MANAMAIVANA na MANAMBANY ny TALENTA ananany ny olona iray.. ary tsy MAHATOKY TENA intsony raha vao manana izay fahazarana izay..

Voasoratra anefa ny mba hanehoana ny talentanao fa raha tsy izany izay kely anananao indray no hesorina aminao.

Misy toro-hevitra iray ity fanaon'ny "kelimaso".. : ireny sinoa 'reny tsy mba manana 'olana" amin'ny olona izany mihitsy satria be fanetretena sady tsikitsiky lava foana, NEFA sady maranitra no azo lazaina ho fototr'olona daholo ny ankamaroany...
...inona ary ny secret-ny..?
-Rehefa miresaka aminao izy dia "pa pôbem..!"..pa pôbem...!
Mandeha ho azy ny fiainany ..mahafinaritra miara-miaina amin'ny ankamaroany.
60. Rground ( 30/03/2008 19:52)
...ary raha tsy tia sehoseho indray ny olona iray nefa manana talenta ary mahay zavatra maro..dia :
- Hendry izy, ary raha mbola misy manoro ary izy dia henoiny ilay manoro azy ary tsy izy mihitsy ndeha hiteny hoe : "efa fantatro izany e!"..eny fa na dia efa fantany tokoa aza...tia mihaino izy nohon'ny miteny...dia toy ny mpamoron-kira e, ny mpihira no lasa star fa ny mpamorona any ambany gorodina tsy dia hita firy, tsy fantatra aza indraindray...nefa manana FIADANAM-PO any anaty any (satisfaction personnelle)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0631