MAHAFOY FOTOANA VE IANAO NA MINITRA VITSY MONJA AZA!!!

21. endrika01 ( 18/03/2008 08:31)
naritsimba:

Ny hevitra fonosin'ny fanasa-tongotra no diniho tsara fa tsy hoe rehefa manasa tongotra fotsiny dia izay.
Ho an'ireo izay manana olana @ olon-kafa no tokony hifanasa tongotra. RAha toa ange tsy te hanao an'izany dia azo atao tsara ny mifanantona dia mifamela heloka eh! Ary tena atao @ fo ny fifamelana fa tsy atao @ fihatsaram-belatsihy.
Enga anie ho Paska fahafahana ho antsika rehetra ny Pasaka 2008.

22. endrika01 ( 18/03/2008 08:39)
ainaheri:

Le bandy kosa alou tsy nde hanasa ny tongotry endrika 01 ee :roll:...zvtr hafa angamba d manasa za fa tsy any kosa klé

He zany izy,tsika azany efa niara-nanasa tongotra tany amoron-drano!=))=))=))=))
23. endrika01 ( 18/03/2008 08:42)
ainaheri:

Le bandy kosa alou tsy nde hanasa ny tongotry endrika 01 ee :roll:...zvtr hafa angamba d manasa za fa tsy any kosa klé

De zvt hafa ndray zany no tsara hosasaina?Ohatra ny tanana!Hi hi hi
24. Rground ( 18/03/2008 09:31)
Mampieritreritra ny fampahatsiahivana ataonao ry -endrika01-... ary menatra aza indraindray rehefa mandini-tena hoe: tato ho ato marina toa izay mba olona tiatiako sy mahafinaritra ahy ihany no mba vangiako sy nampiako fa ireo izay nifandritaka tamiko na ireo izay tsy nitovitovy hevitra tamiko tsy niraharahiako...nefa fantatro izao fa tsy afaka milaza-tena ho madio noho ireny aho...amin'izao marina ny fotoana ifanatonana ve?

Izay angaha ilay "Lalana tery" voalazan'ny Soratra...

...ahoana no ndeha hataoko ry -endrika01-... inona no tokony hatao ry zareo...'ngezangeza ihany aho mantsy miaraka amin'ny hamboko
...mba te-hanana an'izany fanetre-tena izany aho, mba te-hanana izany hery avy amin'ny FITIAVANA izany aho
...mba manana faniriana hiavana sy hampihavana ny olona koa

Inona anefa no zava-mitranga raha manatona ireny olona ireny aho ka hihomehezany fotsiny nefa mba nanana fomba fijery Kristiana ka tonga hiavana...?
Hofelahako ny tehamaina ve fa hoe zaza-maditra? Sa efa mba afaka adidy aho ka tsy hanadinana ahy intsony izany any aoriana any?
25. endrika01 ( 18/03/2008 09:52)
Ny ahy lay tsy horaisin\'ilay olona tiana hiavanana ireny mihintsy no tsy tantiko,ka inona mou no azo atao fa mivavaka mangina hoazy ireny,mba hisolo fo nofo lay fo vatolampy be ao anatiny ao!Mba hosokafan\'A/tra ny masom-panahiny,ka na tsy ho sahiny aza ny hampiseho mivantana lay famelan-keloka ,dia azo atao ny mampita zany @alalan\'ny vavaka!Fihetsika sy fiteny mahatehotia,@zvt zay atao na handraisana anjara!Ozizy aho!
26. endrika01 ( 18/03/2008 09:52)

27. ainaheri ( 18/03/2008 13:40)
endrika01:
De zvt hafa ndray zany no tsara hosasaina?Ohatra ny tanana!Hi hi hi

Preciseo tsara an lol havia sa havanana kle:roll::lol::-D
28. endrika01 ( 18/03/2008 14:13)
Tsisy havia sy havanana ry ainaheri a,izy 2 mitambatra,sady tsy mbola mi
29. ainaheri ( 19/03/2008 04:46)
:roll::roll::roll:
30. endrika01 ( 19/03/2008 07:29)
ainaheri:

endrika01:
De zvt hafa ndray zany no tsara hosasaina?Ohatra ny tanana!Hi hi hi

Preciseo tsara an lol havia sa havanana kle:roll::lol::-D

K'efa we tongotra aloha zao no resahina,ny an'iPilato any,izy ihany no nanasa ny tanany
31. mandaoro ( 19/03/2008 07:37)
za aloha efa mba nahavita 1 e tsy nanasa tongotra an, namela heloka, ho fanajako ty herinandro masina ity, hitako maivamaivana ery aho sady mety hanao paka tsara e
32. endrika01 ( 19/03/2008 07:59)
mandaoro:

za aloha efa mba nahavita 1 e tsy nanasa tongotra an, namela heloka, ho fanajako ty herinandro masina ity, hitako maivamaivana ery aho sady mety hanao paka tsara e

Mahafinaritra tokoa izany,ny fahaizana mamela heloka ny hafa dia zava-dehibe!(|
33. endrika01 ( 19/03/2008 08:02)
mandaoro:

za aloha efa mba nahavita 1 e tsy nanasa tongotra an, namela heloka, ho fanajako ty herinandro masina ity, hitako maivamaivana ery aho sady mety hanao paka tsara e

(|)(|)(|)
34. tsiambaratelo ( 19/03/2008 10:47)
Hono wa é,fa ratsy angaha lay manasa ny tongotry ny namana?
35. ainaheri ( 19/03/2008 15:05)
mety tsy ratsy ka...fa ra le namana bebôty reny kosa aleo ilondrano kely alou zay vô ah klé:roll::oops:
36. majesty ( 19/03/2008 16:27)
Tena tadidiko ry zalahy io resaka fanasan-tongotra io ao @ baiboly fa i Petera moa sa iza le saiky tsy nanaiky ho sasan'i Jesosy ny tongony dia hozy Jesosy hoe raha tsy mety sasako ianao dia tsy manana anjara amiko fa tonga d toa nesorin'lery ny ankanjony dia hoe tsy ny tongotro ihany fa ny tenako rehetra mintsy d hozy le mpanasa hoe raha efa nandro ianao (dia misy * kely ery ambany hoe raha efa vita batisa)dia tsy mila sasana intsony fa ny tongotra ihany.:?::?::?:
37. endrika01 ( 19/03/2008 19:53)
ainaheri:
mety tsy ratsy ka...fa ra le namana bebôty reny kosa aleo ilondrano kely alou zay vô ah klé:roll::oops:
Hé,hé,hé,ainaheri>misy kamako zay,policen\'ny Eaux et Forêts léri,manao bôty be plastic reny fona presque 8h/jours fa tena tsis fofona,satria refa avy miasa izy de nifapitaona zahay @V.T.T,le kitô reny no hanaovany!F\'aza malaina wa,za zao rapitso,hanao fanetren-tena!Hanasa tongotr\'olona tsy fantatro na lahy na vavy,na antitra na tanora!Refa tonga any mahita!Mifanohana am-bavaka hoan\'ny namana rehetra!@zao herinandro Masina izao!
38. endrika01 ( 19/03/2008 19:55)
ainaheri:

mety tsy ratsy ka...fa ra le namana bebôty reny kosa aleo ilondrano kely alou zay vô ah klé:roll::oops:

Hé,hé,hé,ainaheri>misy kamako zay,policen'ny Eaux et Forêts léri,manao bôty be plastic reny fona presque 8h/jours fa tena tsis fofona,satria refa avy miasa izy de nifapitaona zahay @V.T.T,le kitô reny no hanaovany!F'aza malaina wa,za zao rapitso,hanao fanetren-tena!Hanasa tongotr'olona tsy fantatro na lahy na vavy,na antitra na tanora!Refa tonga any mahita!Mifanohana am-bavaka hoan'ny namana rehetra!@zao herinandro Masina izao!
39. fijo ( 19/03/2008 21:18)
raha olona melmy ve mo ano mila sasana tongotra maninona ,na tsy mpino aza aho?fa raha olona mizesta amina drigue sy godasy be maimbo from ,kosa aleo sasany any ny azy.
40. tsiambaratelo ( 19/03/2008 22:04)
fijo:

raha olona melmy ve mo ano mila sasana tongotra maninona ,na tsy mpino aza aho?fa raha olona mizesta amina drigue sy godasy be maimbo from ,kosa aleo sasany any ny azy.

tsy ny malemy ihany!Fa na ireo zokiolona ihany koa,ny marary ,ny vady ao an-trano!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487