I JESOSY SY FAHATANORANY ?

1. tsinjo ( 01/02/2008 06:19)
fa maninona kay no tsy voasoratra ao anaty baiboly ny fiainany jesosy taminy fahatanorany ? inn ny antony misy zvt nataony ts tiana ha fantatra ve taminy izy tanora ?
novalian'i soanja ny 17/02/2008 05:43
2. mmmhh ( 01/02/2008 06:28)
ny fahazàzany t@ le izy tsy hitan'i Josefa sy Maria iny ihany izao no ao, ankoatr'izay tsisy, maninona tokoa e .... asa ...Mety hoe tsy important lôtra angamba, de lasa bla bla be fotsiny
3. tsinjo ( 01/02/2008 08:41)
za alou de lasa saina mitsy we maninona ary sa kous nisy fopla nataony tao de tsy aseho fa manjary alaitahakiny aty aoriana
4. news2dago ( 01/02/2008 08:50)
tsinjo:

fa maninona kay no tsy voasoratra ao anaty baiboly ny fiainany jesosy taminy fahatanorany ? inn ny antony misy zvt nataony ts tiana ha fantatra ve taminy izy tanora ?


tsy dia izay loatra fa mbola tsy tonga ny fotoana fahamatorana hamitana ny iraka hampanaovina azy! ka izy efa 33 taona vao manomboka ny asany! dia oh nao ihany oe misy fotoana @ fianinanao tsy voatazonao ho tantara @ antsipirihiny raha tsy fotoana lehibe ihany! oh oe manala fanadinana na koa oe atao mariazy sy ny sisa e! aza manaiky ho voarebireby @ fakam-panahy mihitsy fa mahery sy fetsy ny devoly?
5. niryna ( 01/02/2008 09:29)
news2dago:

tsinjo:

fa maninona kay no tsy voasoratra ao anaty baiboly ny fiainany jesosy taminy fahatanorany ? inn ny antony misy zvt nataony ts tiana ha fantatra ve taminy izy tanora ?


tsy dia izay loatra fa mbola tsy tonga ny fotoana fahamatorana hamitana ny iraka hampanaovina azy! ka izy efa 33 taona vao manomboka ny asany! dia oh nao ihany oe misy fotoana @ fianinanao tsy voatazonao ho tantara @ antsipirihiny raha tsy fotoana lehibe ihany! oh oe manala fanadinana na koa oe atao mariazy sy ny sisa e! aza manaiky ho voarebireby @ fakam-panahy mihitsy fa mahery sy fetsy ny devoly?




-Liana izy nihaino sy nanontany ny tenin'Atra :arrow:Raha vao 12 taona fotsiny izy dia efa namaky ny tenin'Atra tao amin'ny sinagoga ary talanjo ny rehetra amin'ny fanontaniana sy ny fahendreny.
-Nihaino ny tenin'ny rar izy:arrow: raha variana nihaino ny teny tao anaty sinagoga ary ny rar efa lasa nody,
-Nianatra fahendrena
-Nianatra fahalalana
-Nandrafitra ihany koa
Satria tsy nanao ny asany izy raha tsy 33 taona tany ,ny fahasoavana nomen'ny rainy,nanasitrana, nampianatra ny tenin'Atra,nampiseho antsika ny fitiavany,niady ny herin'ny ratsy,nalain'ny devoly fanahy,ary dia niandry ,nanasitra ny marary,nahiratra ny jamba,nijaly,niaritra fahoriana,nenjehina,izany rehetra izany koa no manjo ny mpitory azy.
Ny fanoharana rehetra izay nomeny dia afaka hitarafana ny fiainana hatrany ampiandohana ka hatrany ampiafarany. Ary hitarafana ny fiainantsika koa
Tsy ho voalaza daholo izy rehetra satria izay tena votoatin'ny tantara no nosoratana.
Ny fantatro fotsiny dia hatrany am-piandohana Gen 3:15 ka hatrany amin'ny Apo dia feno tanteraka ny momba Azy.
Ny tena zava -dehibe dia Izy nitsanga tamin'ny maty rehefa afaka telo andro Hosea 6:2 sy I kor 15:4,Jaona 20:1
Ary izy niakatra teo an-tanan-kavanan-dray
Sal 68:28 sy Marka 16:19
Ary farany dia ny fiandrasana ny fiverenany indray ^:^
6. tsinjo ( 01/02/2008 16:38)
nyrina ka le manomboka eo aminy 18taona ka hatraminy 33 taona ary izy nanao inn e ,eo ndrindra nge no tsy mazava e ,fa maninona no tsy soratana ao anaty baiboly ny zvt nataony nefa ary izy vao teraka de voalaza ao atrany akibo mitsy ary e,ra jesosy ny fahafatarana azy nefa olona tsara alaitahaka
7. rijadolly ( 01/02/2008 17:21)
Ny 33taona anie re olona ka sokajiana ao anaty ny tanora é,sa diso aho?
8. cutie ( 01/02/2008 17:25)
tsy diso:)
9. rijadolly ( 01/02/2008 17:45)
Misaotra cutie:-*:-*:-*
10. Veloo ( 01/02/2008 19:21)
ka le manomboka eo aminy 18taona ka hatraminy 33 taona ary izy nanao inn e ,eo ndrindra nge no tsy mazava

nanomboka t@ io izy dia nanao ny fitoriana, fahasitranana etc....nanao ny atony nandehanany aty an-tany.
11. kiranil ( 01/02/2008 19:52)
Miarahaba,

Raha lazaina fa nanota sy nanao ny tsy nety Izy, na dia kely aza, dia novonoina sy maty teo amin\'ny hazo fijaliana, fa saingy kosa [b]tsy natsangana tamin\'ny maty[/b.

>> Raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny tori-teninay, ary foana koa ny finoanareo. ary mbola ao amin\'ny fahotanareo ihany hianareo.

Raha amin\'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an\'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika. I kor 15


http://voxdei.org/afficher_rubrique.php?section=chretiens&rubrique=qui%20est%20jesus

Misaotra.




12. fijo ( 01/02/2008 21:18)
lery ngaha moa tsy 33 taona no jokotra???

aza hadino fa olona to any rehetra lery ka misy ny fiainana nilalovany.saingy izy moa dia "lazain afa masina"ka tsy tsara raha idirana lalina io fotoana io sao hanimba ny finoan'ny sasany
13. cutie ( 01/02/2008 21:21)
:-D::-D:-D:-D:-D
sady efa nandeha koa le resaka momba an'iny
14. rabilabila ( 01/02/2008 21:30)
Ko ry zareo ary ry Fijo tsy reconnaissant amin'i Rajodasy akory ko!! Ka raha tsy nisy an'lery io nge :
-dé tsy nisy maty
-dé tsy nisy nandatsaka ny rany sns..
-dé tsy nisy nitsangana tamin'ny maty
-dé tsy nisy niakatra tany an-danitra
-dé tsy nisy nipetraka teo an-kavanan'ny ray tsitoha
-..........................................
-Raha mbola misy dé .........
15. fijo ( 01/02/2008 21:40)
eo mihintsy le olana.efa natsidiko ihany moa io resaka io,fa avy dia fandavana be no setriny ka sao manidina dia naleo gina
16. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:06)
rabila sy fijo > ka izay.. ny belote efa haintsika fa ry zalahy mampitsiky karatra 1 de wawawa aloha:-D

diska goka e! na ny tsy mpino aza efa kopy le credo
17. fijo ( 01/02/2008 23:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:17)
mafy ihany ity te hampianatra sekalalady sy sektasalady tsy ampy pilipitra ity ka!
19. cutie ( 01/02/2008 23:18)
lol
20. rabilabila ( 01/02/2008 23:19)
=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1242