I JESOSY SY FAHATANORANY ?
27. rakapy
(
01/02/2008 23:47)
Tsinjo> Ny zavatra tokony ho fantatrao dia hoe matoa tsy hitanao ao anaty baiboly ny momba ny fahatanorany dia midika izany fa tsy nisy zavatra napiavaka azy t@ olona maro t@ io vanim-potoana io. Mety izy ho bandy nilay sy cool nefa koa mety kof mpandrava tsena sy mpisotro na nanamaina aza tsy ferana!tsy misy mahalala.
30. ikaretsaka
(
01/02/2008 23:51)
fijo:
ka mba misy finiavana kosa anie letsy izany e
ka tsy mety ange letsy ra fijo e...ohatran'ny hoe manao foty @ terrain ana basket le izy!
na manome zambon silamo
rehefa tsa mety sy diso pilipitra de diso..
33. ikaretsaka
(
02/02/2008 00:01)
ka jere ary ko.. ela tsy mino izao.. dia ny zavatra tsy inoan'ena no hafahany an ialahy (baiboly tsimpona ohatra)
dia ny silamo izao tsy mihnan-kisoa dia ho sahin'ela ve ny hitondra zambon ho azy?
na resaka fifanajana fotsiny aza??
ngefa izany ny ataony
dia ny silamo izao tsy mihnan-kisoa dia ho sahin'ela ve ny hitondra zambon ho azy?
na resaka fifanajana fotsiny aza??
ngefa izany ny ataony
35. niryna
(
02/02/2008 00:53)
tsinjo:
nyrina ka le manomboka eo aminy 18taona ka hatraminy 33 taona ary izy nanao inn e ,eo ndrindra nge no tsy mazava e ,fa maninona no tsy soratana ao anaty baiboly ny zvt nataony nefa ary izy vao teraka de voalaza ao atrany akibo mitsy ary e,ra jesosy ny fahafatarana azy nefa olona tsara alaitahaka
tsinjo a,feno io taona io no nanomboka ny asa amin'ny maha mpitondra fivavahana ohatra
Hoy izy tamin'i Maria reniny hoe ravehivavy ,inona no tianao ataoko,..mbola tsy tonga ny fotoanako,rehefa nanao fahagagany voalohany ny rano lasa divay izy.
Niandry ny fanaovana batisan'ny fanahy masina izy,ary dia iny izy nalain'ny devoly fanahy iny.
ny fahalalako azy izany dia toy ny olona rehetra ihany izy,nihaino ny soratra masina teny sinagoga,nanontany ireo hight priest,inona no fiteny amin'izany amin'ny teny gasy? Ireo loha olona eo amin'ny mpitondra fivavahana?
Matoa tsy noresahina ny elanelany dia tsy mbola nanao fahagagana izy ka inona no ho resahina eo.Vao natao batisa tamin'ny rano izy,dia hoy ny feo tany an-danitra nilaza hoe ity no Zanako Malalako ,izay hankasitrahako,teo no nanomboka amin'izany ny asany,ny nakan'ny devoly fanahy azy efa-polo andro,sy efa-polo alina,dia teo koa izany no hitan'ny olona ny zavatra nataony,sy ny tantarany.
Eny fa na dia ny fianakaviany nahita azy aza dia tsy nino satria ny mpaminany tsy masina an-taniny.
Saingy rehefa maty izy dia nisy iray ny rahalahiny nitory ny filazantsara.
Izay no fahazoako azy.
:*
36. ikaretsaka
(
02/02/2008 01:00)
noresahina ihany fa.... nesorina... any anaty tahiry any misy... fa avereno aloha ny volan'olona any anaty boky any hono:-D
37. zamanoro
(
02/02/2008 01:10)
Ka nalain'ny baininy izy tena rainy izy satria sahirana i Josefa, fa ny rafitra tsy dia nahavelona azy ireo.
Dia tany izy no nampianarina namaky teny.
Dia tany izy no nampianarina namaky teny.
39. niryna
(
02/02/2008 01:17)
ikaretsaka:
noresahina ihany fa.... nesorina... any anaty tahiry any misy... fa avereno aloha ny volan'olona any anaty boky any hono:-D
ika anie no resahin'olona eo e,manendrikendrika ny fiangonana izay milaza fa nangalatra ny baibolin'ny kato =))=))=))=))=))
40. ikaretsaka
(
02/02/2008 02:59)
ka marina anie izany e... porofoyny "tsy nangalaranareo" an'io ary..
ny ordre filaharan'ny boky ao aza ny tatsy no natao kopie conforme...
naninona mihitsy ary raha tsy nanao ny anareo nitokana?:roll:
ny ordre filaharan'ny boky ao aza ny tatsy no natao kopie conforme...
naninona mihitsy ary raha tsy nanao ny anareo nitokana?:roll:
