acariens

1. olomboavonjy ( 22/01/2008 12:26)
hono hoa efa laniny acariens ve nareo:?:
za matsy de raha tsy voakopako ny fandriana @ maraina iny de tena mandadilady ohatran'ny parasy mitsy ry zalahy mandrtra ny alina :^)
ahoana kay no fomba atao mba hialana @ io acarien ao ampandriana io aty ampita :idea: ny any dag matsy hoe ahahy @ masoandro ny bodofotsy tontolon'ny andro
novalian'i niryna ny 01/02/2008 06:00
2. lazounet ( 22/01/2008 12:54)
Diso hevitr angamba i Olomboavonjy. Ny acarien anie tsy hita maso é.
Sao mba biby hafa no mameno ny farafaranareo?:-$
3. olomboavonjy ( 22/01/2008 13:07)
a a aka tsy hita maso mihitsy ilay izy e fa heno manaikitra manaitra ao anaty torimaso mtsy lesya
4. lemenakely ( 22/01/2008 13:58)
olomboavonjy:

hono hoa efa laniny acariens ve nareo:?:
za matsy de raha tsy voakopako ny fandriana @ maraina iny de tena mandadilady ohatran'ny parasy mitsy ry zalahy mandrtra ny alina :^)
ahoana kay no fomba atao mba hialana @ io acarien ao ampandriana io aty ampita :idea: ny any dag matsy hoe ahahy @ masoandro ny bodofotsy tontolon'ny andro



izaho alérgique ary mijaly mihintsy refa be acariens
5. ni81 ( 22/01/2008 14:17)
Ireto misy toro-hevitra maromaro momba ny acariens
http://www.acarien.net/Comment-lutter.html Jereo sao mba mahasoa.
6. olomboavonjy ( 22/01/2008 14:34)
ni81 efa ataoko daholo ireo rehetra ireo e f ilay izy anie tsy isankalina fa tsindraindray e misy produit ahosotra @ vatana fantatrare ve hoe anti acariens :-o
7. menalamba ( 22/01/2008 14:35)
Sô dé mba hàfotsy zany liakah...????8O:^)
8. Bafota ( 22/01/2008 14:44)
Desevao mihitsy izany e!:-D:-D:-D:-D:-D
9. tess ( 22/01/2008 17:17)
loza koa izany! tsy matsiravina be ve zany8-)
10. kiadi ( 22/01/2008 17:25)
aleo lesy iz hinana fa tsy halany firy eo an!:-D:-D:-D
11. tess ( 22/01/2008 18:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 22/01/2008 18:28)
tena 2cv zany fa tsy acariens le
13. tess ( 22/01/2008 18:29)
:-D:-D:-D:-D
14. menalamba ( 22/01/2008 22:26)
Ary maninona raha avy dé joloforana DDT dia maty any daholo na kongona io na inona tsy fantatra bibikely any é ?:°)
15. olomboavonjy ( 22/01/2008 22:34)
menalamba ina ilay DDT sao de produit chimique ka mandoro couette
tena resaka serieux io fa tsy vinanay a
16. sakaizakely ( 23/01/2008 02:17)
haofotsy zany ry ann a !

ny acariens biby kely mikrosikopika mirefy 0,02 mm eo, tsy hita maso sady tsy renao manaikitra zany. Ary ny tainy no manome alerjia fa tsy izy

raha alerjika ianao dia mievinevina (allergie respiratoire), na misy eczema ny tenanao (allergie cutanée)
sady tsy ao ampandriana ihany izy no mamely fa isaky ao antrano ianao satria mitsingevana eraky ny rivotra iainanao izy

tsy posibla hoe acariens renao mandadilady
17. ikaretsaka ( 23/01/2008 03:03)
ka izay anie no ilazana hoe 2cv izany e...

18. tess ( 23/01/2008 06:21)
:-D:-D:-D dainnnnnn!
19. menalamba ( 23/01/2008 18:47)
olomboavonjy:

menalamba ina ilay DDT sao de produit chimique ka mandoro couette
tena resaka serieux io fa tsy vinanay a



Raha aty ampita aloha efa tsy azo ampiasaina intsony ny DDT fa misy fiantraikany ratsy @ fahasalamana ,fa raha any @ tanana ianao dia K-otrine ampiasaina ,fa raha aty ampita dia misy karazana aerosol maro eny @ grande surface ,mahafaty izay karazana biby rehetra.Hi hi hi dia aza manambé é !!:^);-)
20. rova30 ( 23/01/2008 19:04)
Anontanio any amin'ny farmasia fa ry zareo mivarotra fanafody famonoana an' ireny.Sady manome fanazavana ry zareo( raha acariens tokoa ilay izy )

Mety ihany koa hoe ny hoditrao mihintsy no sarotiny dia mora malailay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1557