acariens

21. tywa68 ( 23/01/2008 19:36)
tsssss sao d be resaka kosa e : soloy ny kidoro d fonosy vao asiana lamba hatoriana fa ho voavonjy enao :lol:
22. xxx ( 23/01/2008 19:53)
tokony natao hoe be haofotsy ny pseudo nao ry olomboavonjy!:^)
23. sakaizakely ( 23/01/2008 21:18)
hoe voavonjin'ny 2cvv ve zany :-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. tess ( 23/01/2008 21:24)
:-D:-D:-D:-D
25. nandrianina1 ( 23/01/2008 21:41)
fa inn no lokon'zany acarien hitamaso an'i olbvnj zany?
26. xxx ( 23/01/2008 21:45)
2cv fotsifotsy koa inona indray:-D
27. menalamba ( 23/01/2008 21:45)
Azo atao koa anie hoe pasohana @ fera mamay bé ilay kidoro dia mipôpôka maty daholo ireo bibikely é !!! Dé sady ny atodiny @ izay lasa ôméléty moa ny reniny lasa rôty!!!8O miam! miam...:-P
28. tess ( 23/01/2008 21:47)
beurkkkkkkkkk!
29. sakaizakely ( 23/01/2008 21:51)
menalamba

ka raha izay tokoa moa, fa matetika ange tsy hitanao hoe aiza no isitrihany sy asiny ny atodiny ka tsy hita ho dorana @ fera

kkbe vao mahafongana an'ireny bibikely ireny hono kou

aza mba voany ihany

2cv importés avy tany dago zany zao angamba ô ?
30. nandrianina1 ( 23/01/2008 22:06)
:-D:-D:-D:-D
31. menalamba ( 23/01/2008 22:10)
sakaizakely>aza manao izany ianao hoe avy tany dago ireo 2 cv ireo ,fa taty aho vao tena zendana mihintsy ,mahita fa ny vazaha no tena rakotra hao !!!Dia zaraina any am-pianaran'ny ankizy mihintsy ny fanafody hao ,sady tsy mahamenatra @dry zareo akory lé hoe misy hao!!Misy ramatoa vazà ray amandrenin'ny mpiara mianatra @ zanako izay tena mandéndé hitako mirôzy @ volony mihintsy ny hao ,ny @ zanany koa rehefa manantona miresaka izy,anefa ny antsika aza tsy mahazo mianatra izay ankizy misy hao manra-paha afany!!!
32. olomboavonjy ( 23/01/2008 22:10)
nandrianina1 ka ilay izy anie tsy hita mihitsy e fa refa manaikitra vao heno de tsy @ faritra iray
33. tess ( 23/01/2008 22:12)
menalamba: ny hao tsy mitovy am haofotsy ka!
ny hao maity any am loha fa ny haofotsy am lamba mipetaka am vatanao
34. tess ( 23/01/2008 22:13)
mba fianarana in koa izany misy ny zanakareo izany ry menalamba fa ny aty raha vao misy hao ny ankizy iray ao ampianarana dia alerte be manadàla mitsy!:roll:
35. menalamba ( 23/01/2008 22:14)
olomboavonjy>Fa aiza aloha ilay faritra kékériny é?Sô dé mba morpion aza izany fa ireny mantsy misisika @ foto-bolo?!!!
36. xxx ( 23/01/2008 22:15)
olomboavonjy:

nandrianina1 ka ilay izy anie tsy hita mihitsy e fa refa manaikitra vao heno de tsy @ faritra iray

oshyyyyyy e! lay hafotsin'i olombovonjy e! lazao ihany raha voavonjy enao indray andro any!:-D


37. tess ( 23/01/2008 22:16)
menalamba:

olomboavonjy>Fa aiza aloha ilay faritra kékériny é?Sô dé mba morpion aza izany fa ireny mantsy misisika @ foto-bolo?!!!


beurkkkkkk vao maika loza! ny morpion tsy any am volondoha fa volompitombenana ry menalamba ah! brrrrrrrr mampitangambolo raha vao mieritreritra anzany rehetra izany


38. olomboavonjy ( 23/01/2008 22:17)
menalamba ilay izy iny @ tongotra
39. sakaizakely ( 23/01/2008 22:18)
xxx fa naninn anao ary ilay ramatoa io no atao an'zany ? :-D:-D:-D
40. menalamba ( 23/01/2008 22:21)
tess an ,tanana roa samy hafa no efa nipetrahako izao ary ny misy ahy @ izao aza dia irony karazana vazaha milaza azy fa tena ho dada irony mihintsy .Dia samy nitovy tsisy valafka hoa fa vao tiditra kelikely ny ankizy dia misy soratra eo @ fidirana hoe "tonga ny hao fa mahazo maka fanafody ao @ mpampianatra izay ankizy mila",Zendana aho ,raha jerenao ny momba ahy dia hitanao hoe aiza ny toerana ,fa tena tsy mampino raha tsy niainana.Misy Gasy vitsivitsy izahay eto ary samy vaky vava!!!Ary raha tsy diso aho toa ny hao mainty ihany anie no lasa hao fotsy rehefa ela é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.384