acariens

41. tess ( 23/01/2008 22:21)
olomboavonjy:

menalamba ilay izy iny @ tongotra

sao ndray mba parasy l'afrik izany any am tongotra izany:-D:-D:-D

42. olomboavonjy ( 23/01/2008 22:23)
sakaizakely la ahofa tsy vavy :*:*:*aza omena tsiny i xxx fa adi hevitra no atao eto e :D:D:D
43. sakaizakely ( 23/01/2008 22:24)
tongotra a tongotra =))=))=))
44. tess ( 23/01/2008 22:24)
menalamba:

tess an ,tanana roa samy hafa no efa nipetrahako izao ary ny misy ahy @ izao aza dia irony karazana vazaha milaza azy fa tena ho dada irony mihintsy .Dia samy nitovy tsisy valafka hoa fa vao tiditra kelikely ny ankizy dia misy soratra eo @ fidirana hoe "tonga ny hao fa mahazo maka fanafody ao @ mpampianatra izay ankizy mila",Zendana aho ,raha jerenao ny momba ahy dia hitanao hoe aiza ny toerana ,fa tena tsy mampino raha tsy niainana.Misy Gasy vitsivitsy izahay eto ary samy vaky vava!!!Ary raha tsy diso aho toa ny hao mainty ihany anie no lasa hao fotsy rehefa ela é
:-D:-D:-D:-D:-D:-D

ka mora miparitaka be kosa nge ny hao ka aleo tonga dia mihomana am fanafody e!
efa nijery emission momba an'io hao io aho fa raim sy valo io dia mifindra ary ny ankizy no tena iforonanyè ! zavatra natoraly ilay izy fa tsy hoe in! misy havoretràna ihany fa tsy ilaozan'izay oul voretra ny fitoerana publik rehetra


45. sakaizakely ( 23/01/2008 22:27)
menalamba>

f'aiza no misy anareo kle ?

tsy mbola naheno anzany ndray kou fa ny hitako hatram zay dia tsy mahazo miverina any ampianarana raha tsy traités ny ankizy

sady tsisy fizarana fanafody zany fa samy demerden Sie sich tsotra izao

ary aza mba tratran'ny pokona fa ihatakatahany avy hatrany.
46. rova30 ( 23/01/2008 22:27)
Marina izany ry menalamba; raha tsy izany ve hataon'ny vazaha amin'ny pub ny produit anti-poux.
Haom-bazaha maintimainty.
47. sakaizakely ( 23/01/2008 22:29)
sakaizakely la ahofa tsy vavy


tena tsy avotra kay kle :-D:-D:-D:-D
48. olomboavonjy ( 23/01/2008 22:29)
tess avy any afrika nga enao ina ndray zany parasy l'afrik zany
eny @ ranjo no tiako tenenina
49. tess ( 23/01/2008 22:31)
raha eny am ranjo zany izy de haofotsy mitsy no manaikitra am lay kidoro raha izany fa raha eny am felatongotra dia paray l'afrika:-D
50. menalamba ( 23/01/2008 22:32)
Havoretrana mihintsy ry Tess ilay izy kan,Niara naiandry firavana teo izaho sy ilay rangahy Gasy iray mpitsabo nify mipetraka eto ,dia tamy niresaka ilay ramatoa vaza bé hao ,dia vao fantany fa mpitsabo nify ranamana dia nampisehony ny mifiny teo anoloana maharary azy hoe simba....Niniko éééé,tay nify re izao...8-)8-)Nifampijery fotsiny izahay mitsam avy eo fa tsy sahy nikakakaka avy hatrany
51. sakaizakely ( 23/01/2008 22:32)
gasy mody tsy mahalala parasy lafrika :roll:

52. sakaizakely ( 23/01/2008 22:39)
menalamba

fa maninn any am voretra be zany nareo ? Mankanesa any @ sivilizasiô e !
53. olomboavonjy ( 23/01/2008 22:44)
de lay haofotsy indray ho anareo zay efa voany:-D:-D:-D:-w inona ny fanafodiny aty andafy ihany io a
54. menalamba ( 23/01/2008 22:45)
Tena aty no sivilizasiô Sakaizakely an! Tsy ny vazaha rehetra aty kosa anie no toa izany fa isy mihintsy kan.Dia na ny ankizy aza efa mailo satria fantany hoe iry misy dia hietahan-dry zareo.Jereo hoa hoe aiza ny tanana misy ahy dia ho hotanao fa tanana anisan'ny mba môderina indrindra ihany fa dia tsy ilaozan'izay mamarara é...
55. sakaizakely ( 23/01/2008 22:50)
menalamba 8O8O8O

haofotsin'i Mickey zany miparitaka any zany :-D:-D:-D
56. nandrianina1 ( 23/01/2008 22:52)
hao mainty ihany anie no lasa hao fotsy rehefa ela é


IEE refa antitr le hao maintsy de fotsy volo de lasa hao fotsy=))=))
57. menalamba ( 23/01/2008 22:52)
Sakaiza>Itanao izany ,tsy mampino hoa raha tsy nahita:-D:-D
58. menalamba ( 23/01/2008 22:58)
Ndé hatory aho fa tafandry mandry daholo fa lasa mangdidy hoazy izany koa aho mieritreritra ity resaka ity....Siora daholo ary aloha é :-*
59. sakaizakely ( 23/01/2008 23:00)
boni menalamba :-*
bisou à mickey maozy
60. Veloo ( 25/01/2008 15:55)
tsotra ny fanala an'ireny (kay mites izy @ teny anglisy)
- sokafy ny varavarakely idiran'ny rivotra mangatsika be @ zao ririnina izao fa tonga dia maty doly...(environ 30 a 35 mn eo)
ny mafana vo maika mampi-mi proliferer an-dryzareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2022