mitady olon-tiana

1. xxx ( 15/01/2008 20:49)
hono hoa, ry namana.

Ahoana no fomba ahitana sy amantarana namana tena tsotra tsy mandainga raha hitia hianao.

Mba manam-paniriana aho mantsy nefa tsy tiako ny ho voafitaka
novalian'i tsiafoi1 ny 27/02/2008 05:58
2. penina ( 15/01/2008 21:14)
hendry tsara + mivavaka tsara + mino tsara = kristinina tsara => vady sahaza
3. xxx ( 15/01/2008 21:19)
PENINA

Mivavaka amin'Andriamanitra mba homeny vady sahaza ve?

Dia aohana no hamantarana ilay valim-bavaka
4. penina ( 15/01/2008 21:48)
xxx:
Mivavaka amin'Andriamanitra mba homeny vady sahaza ve?

Eny

xxx:
Dia aohana no hamantarana ilay valim-bavaka?

Tena lava be fa aleo aloha niryna hitantara azy. :°)

Fa ohatra ny fantatrao ho azy ilay izy.

---------------------------------
Eo ary eh,

safidy 1: raha mpino,
Jesoa niteny hoe: "Tombo omen'Andriamanitra io" ... "Izay mangataka dia homena".

Matoa ianao nametraka io fanontaniana io dia tsy mpino izany ianao. Satria raha mino ianao, dia mametraka ny fiainana eo am-pelatanany, ary tsy dia hivaky loha etsy sy eroa. "Tsinjovy ny voromanidina".

safidy 2 izany ny anao

pause aloha
5. penina ( 15/01/2008 21:51)
omena*
6. soanja ( 16/01/2008 01:30)
penina:

hendry tsara + mivavaka tsara + mino tsara = kristinina tsara => vady sahaza


Mampalahelo anefa fa efa fantatr'olona io fomba fisehoana ety ivelany rehetra io ary hilaza aminao aho fa betsaka no voafitaka tamin'io. Satria efa fantatry ny vehivavy be de be fa io no fomba hanjonoa lehilahy amin'izao.

Ny hany hitako anampiana ny namana mila fanampiana dia

- Ny aza manankim-po be loatra amin'ny fihetsika ety ivelany.

- Mahaiza tsara miresaka aminy. Hadihadio ny momba azy vao miroboka. Amin'ny alalan'ny resaka sy experiences nandalovany ary ny zavatra iatrehany andavanandro no itarafana izany.

- Lazao azy ny momba anao sy ny miafina sy ny tsy fantatra de hita eo raha vonona ny hijery ny kilema anananao izy.

- Aza maika manambady mihitsy fa jereo tsara na 3 taona aza eo de reveo manja eo. Raha maika izy de ny fanambadiana Mariazy no mahamaika azy fa tsy ny fiarahanareo haharitra mandrakizay. Aza miresaka mariazy aminy mihitsy fa fiarahana sy ny famelomana tanjona iarahana no resaho mangina rehefa milamina ny fotoana ka mahatsiaro sambatra ianao eo akaikiny. Raha miresaka hoe izao ny taonako sao lany zara aho na zah te efa te hiteraka sns dia efa sign izay fa misy mahamaika azy fa tsy ny fahafantarana anao no zava-dehibe aminy.

Alohan'ny hamosahana fitiavana aminy anefa dia maka herinandro mivavaka sy mametraka ny zava-drehetra irinao amin'Andriamanitra ary ataovy lisitra mihitsy izany, indrindra ny ho fiarahanao aminy. Teneno Andriamanitra ao anaty fivavahana mba hiseho ny mahaizy io olon-tianao io mandritra ny fiarahana ary hankininao AMINY ATRA lalandava izany fiarahana izany.

Ary farany dia good luck!

Raha nahafinaritra sy nahita fahafinaretana ary zava-baovao be dia be ianao tamin'ny fiarahana tamin'ny olona iray nefa tsy anjara izy dia aza mihevitra izany ho FITAKA. Isaory aza Andriamanitra nitondra azy teo amin'ny fiainanao fa iny no lesona tsara indrindra nampitain'Andriamanitra ho anao amin'ny ho avy. Aza manenina amin'izay soa nifanaovana ary tadidio fa tsy lafatra ny olombelona.



7. xxx ( 16/01/2008 02:59)
Bold textSOanjaBold text

Misaotra indrindra @ toro-hehevira fa tena misy hodinihina tokoa.

Andriamanitra no mandahatra ny zavatra rehetra

F'izay aloha no any fahendrena ho antsika dia ny mivavaka @fo fa tsy fahazarana dia hotanteraka ny Vavaka asandatra
8. sakaizakely ( 16/01/2008 08:45)
penina:
hendry tsara + mivavaka tsara + mino tsara = kristinina tsara => vady sahaza


penina ary ve sahaza ? sao dia mba miady am piesiko ?
za kou mitady manko :lol:
9. ratonga ( 16/01/2008 09:38)
=))=))=))
10. kelly13 ( 16/01/2008 09:51)
za kou mitady :-D:-D
11. ratonga ( 16/01/2008 10:14)
any @ carrefour misy ry kelly an!:-D:-D:-D
12. kelly13 ( 16/01/2008 10:21)
le any @ carrefour laozany b resaka t@ telefone kou :-D:-D:-D
13. ratonga ( 16/01/2008 10:26)
=))naka toky kosa ngamba izy wé to misy sipakelly mitovy² lé ao @ sera² ito ka asa na izy na tsia:-D:-D:-D
14. kelly13 ( 16/01/2008 10:29)
naka toky taiza ndray ary toi zany? hihihihi
15. ratonga ( 16/01/2008 10:32)
zé mafatatra an'lé oul ko iza dray ary:-D
16. kelly13 ( 16/01/2008 10:39)
sao d tsy fantatr'ilay oul le oul? :-D
17. ratonga ( 16/01/2008 10:47)
fantany tsara mintsy ka, fa nony azo ny renseninan afa nanjavona lé oul sy ny nenitoany:-D:-D:-D
18. kelly13 ( 16/01/2008 10:50)
iza ndray ary zao informatera an'i ratonga zao? hahahahahaha
19. ratonga ( 16/01/2008 10:57)
=))nanafatra mafy izy tsy hiteniteny wé izy no manomé sopapa sô tsy milaza tsony zé mbola mety anontaniko momba lé oul ko:-D:-D:-D
20. kelly13 ( 16/01/2008 11:00)
bitsibitsio ary oe :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2485