mitady olon-tiana
41. simplex
(
17/01/2008 20:09)
soanja,
Ny tiako hambara dia hoe fa manina no tonga dia mieritreritra fanambadiana foana raha vao hoe hiaraka @ ol iray? Tsy aleo ve alou miaraka d hita ra raikitra na tsy raikitra e, live the moments :), lasa otran'ny tsy mahita maminy @ ilay fiarahana tsony fa dia mi-se forcer fotsiny hoe tsy maintsy casEe, satria ve efa otr'zany doly ny namana na ny iray promotion rehetra? fiainana tokony manja lasa fihafiana lava @ tsy tokony ho izy akory... refa hita fa mety hiety ve moa dia raikitra ny fanambadiana, ary izany no irariana :P. Ra sanatria moa ka tsy nety dia au moins mba fantatrao fa tsy hanenanao ny lasa :wink:
Zany hoe tsy niresaka sex loatra ah :) fa zavatra tsy forcer-na izany fa tokony feeling mande hoazy ;-)
Le resaka A/tra ndray, tsy miteny ah hoe ratsy akory zany. Fa otran'ny lasa aretina, somary paranoia, ndray hoe isaky izay zavatra hatao ve dia iantsona ny masina foana. Tsy ratsy zany an, ary mafantatra olona ah tena izay zavatra hataony rehetra, hatory, vao mifoha, hinan-kanina, hiasa dia asiany vavaka foana fa zany hoe mety diso mifantoka loatra @ le fivavahana ilay ol k na zavatra tokony vitany @ zao aza dia lasa tsy vitany fa ilany vavaka, lasa olon'ny fo be loatra.
ohatra extreme: ra hibrosy nify ve dia mila mivavaka? :P misy ny zavatra tokony mande hoazy naturellement, mety ho anisan'izany ny fahatsapana fitiavana olona iray :)

43. soanja
(
17/01/2008 20:40)
simplex:

Tsy haiko aloha raha amin'izao fotoana fa raha tamzah mbola tanora dia ny hoe fiarahana ao an-tsaiko dia mieritreritra vady foana zah satria nahoana? izay no nampianarina sy nampidirina tao an-tsaiko.
Saingy kosa nahalala aho nony efa niaraka fa tsy voatery izay akory fa azo atao tsara tsy mampi-stress ny saina amin'ny resaka fanambadiana nefa koa afaka miaraka tsara. Ny zavatra tsapako anefa dia izay niaraka tamiko de te hanambady daholo a la fin zany hoe te hangata-bady ahy. Donko zany na lahy na vavy de mihevitra aho fa izay no ampo tsy miangatra saingy rehefa tonga eo mifampizaha toetra eo dia hita hoe izy ity na tsy izy. Eo ampiarahana eo no miforona ny hoe aleoko ho toy izao ny vadiko, sy toy izao fa tsy ohatra ity iarahako ity sy ity sns... De miforona indray ny fitadiavana fialana amin'ilay relation.
Teo anefa no nahatsapako fa tsy dia voatery hiodikondina ny fiainana fa raha tonga defa apetrakao amin'ny finoana ny zavatra takianao sy tianao hitranga ary Andriamanitra manome azy ampilaminana sy ampitoniana.
Nitranga tokoa zany tamiko ary izay no mahatonga ahy hilaza an;io ambony io. Tsy resaka sex akory no tiako tsipihinao eo sanatria fa te hilaza aho fa tsy ampy ny fakana riska sy ny fiarahana tsy ao anaty FINOANA tsy mitondra mankaiza ary matetika manimba.
Miala tsiny aloha fa Andriamanitra aloha tokony hotadidy foana na de eo ampanaovana zavatra farany izay tsotra aza saingy ny olombelona moa manota im-77 isanandro hono ka izay no mahatonga ny fanadinoana indraindray. Tsy mahalasa adala Andriamanitra raha mahalala balance ianao amin'ny fiainana. Izy manome io balance io ao an-tsaina.
44. lancia
(
17/01/2008 20:58)
soanja:
ny fiarahana tsy ao anaty FINOANA[/b] tsy mitondra mankaiza ary matetika manimba.
miombokevitra aminao za eto
45. simplex
(
17/01/2008 22:13)
soanja:@ zao ny sipagasy mbola mieritreritra otr'zany mintsy ka, ary izay no mba ampisehoako ny hevitro. Ny sasany ve ranga mbola vao 18 taona d efa akanjo fotsy sahady no eritreretina tssssssssss tro be kosa zany kle :°)
Tsy haiko aloha raha amin'izao fotoana fa raha tamzah mbola tanora dia ny hoe fiarahana ao an-tsaiko dia mieritreritra vady foana zah satria nahoana? izay no nampianarina sy nampidirina tao an-tsaiko.
Eny e, ekeko mintsy hoe au fond izany hoe fanambadiana satria ve olona mifameno matoa tsy tafasaraka "elaela". Ary tsy misy olona, enfin ny ankamaroan'ny ol tsy dia hoe, tonga dia mieritreritra echec avy hatrany @ fiarahany ka dia hoe manatena mariazy. Marina doly izany fa ny lazaiko kosa anefa dia ataovy ao @ subconscient fotsiny zay hevitra izay fa aza izay no atao tanjona goavam-be nefa mbola tsy miaraka le ol akory fa vao mikasa :) le ambiansa mintsy no mety ho hafa ee :P
soanja:Indrisy anefa fa tsy izay iriana foana no mitranga eo @ fiainana. Enfin, mety hoe tsy ampy vavaka tsara kou anga fa A/tra kou nge fetsifetsy izay ihany e :°)
Teo anefa no nahatsapako fa tsy dia voatery hiodikondina ny fiainana fa raha tonga defa apetrakao amin'ny finoana ny zavatra takianao sy tianao hitranga ary Andriamanitra manome azy ampilaminana sy ampitoniana.
Sady tsy hoe miodikodina nge zany e, tsy tonga dia mieritreritra mariazy fotsiny rehefa mieritreritra hoe hiaraka @ ol 1.
soanja:Ao anaty finoana le izy ka. Fa tsy ao anaty finoana, Jesus Jesus lava. Btw, za manokana mahita fa ireny ol tena mpanao jesosy jesosy ireny no tena manao zavatra tsy dia mendrika/mahintsy mihoatra @ ol mpino ordinaire.
Nitranga tokoa zany tamiko ary iz
ay no mahatonga ahy hilaza an;io ambony io. Tsy resaka sex akory no tiako tsipihinao eo sanatria fa te hilaza aho fa tsy ampy ny fakana riska sy ny fiarahana tsy ao anaty FINOANA tsy mitondra mankaiza ary matetika manimba.
Ampiako hoe tsara vitana enao na koa hoe niangaran'A/tra. Tsara kokoa hoy aho ny tsy manao zavatra be @ fo, indrindra ra misy zavatra tsy miankina aminao bedabe, mba tsy hisian'ny fahadisoam-panatenana...
soanja:Amen ary e :)
Miala tsiny aloha fa Andriamanitra aloha tokony hotadidy foana na de eo ampanaovana zavatra farany izay tsotra aza saingy ny olombelona moa manota im-77 isanandro hono ka izay no mahatonga ny fanadinoana indraindray. Tsy mahalasa adala Andriamanitra raha mahalala balance ianao amin'ny fiainana. Izy manome io balance io ao an-tsaina.
47. soanja
(
18/01/2008 03:00)

Ny zavatra tianao ampitaina anie zany de balance balance hatrany e. N'inona n'inona io dia ilaina ampiasaina fa tsy fe hoe hisaky ny hisy hikoty ny olona iray na misy olo-mahatara dia vady izay ny ao an-doha.
Tsy izay ka , milaza ny ankapoben'ny fomba fieritreritry ny vehivavy aho ary saingy tsy mahalala ny an'ny lahy.
Vao omaly aho vao nahafantatra hoe ny 80% ny ao an-tsain'ny lehilahy rehefa malalaka tsy miasa ny saina dia S-E-X no ao an-tsainy. Gaga be zah satria ny ahy tena lavitra an'izay.
Ka tsy aleoko ve Andriamanitra ve no ao an-doha isa-minitra toy izay izay! Aiza le balance?????
Ohatry ny sty mety kosa aloha hoe isaky ny ahita ny voamason'ilay sipako aho ohatra ka mbola tsy niresaka fanambadiana izahay de le 80% no ao anaty sainy. :lol::lol::lol:
48. lancia
(
18/01/2008 08:47)
simplex:
lancia,
lolita nga i xxx? :P
sa manin tsara an :)
bonane alou e :-*;-)
bonane, saika lasa xxx iz fa tsy nety,;-)
49. simplex
(
18/01/2008 16:27)
soanja,
:-D:-D:-D
aiza kosa no de ho 80% eee, nde hatao hoe 60% na 65% ra be indrindra, sady miankina @ taonan'le ol kou ngambany :)
aza omena tsiny fa ra tsy miasa ny saina dia tsy maintsy misy zavatra mahalasa saina wazy eo :roll: fahasoavan'A/tra doly izany :°):-P;-)
lancia,
sao dia athEe koa alou ndriko ee :roll::°):-D:-D:-D
50. soanja
(
19/01/2008 04:10)
Ity misy info momba anareo lehilahy. Mazotoa mamaky ary.
http://psychologytoday.com/rss/index.php?term=20070604-000001&page=1

52. tahina119
(
23/01/2008 06:15)
Raha mitady olon-tiana ianao dia izao no tsarovy izao no fantaro raha te hanana vady hendry ianao na maniry hanana olon-tiana ka hahay hiara miaina atsara fantaro aloha ny tenanao diniho tsara aloha ny momba anao hendry ve sa manao ahoana fa refa tsapanao zany ka entinao am-bavaka dia Andriamanitra manoe vady sahaza ho anao!!
53. nirisalohy
(
27/01/2008 14:07)
ataovy namana aloha izy, fantaro mandritra izany fotoana izany ny toetrany sy ny momba2 azy; Ny olona tsy mandainga fa franche no azo antoka. tsy hoe mpivavaka ny olona dia hoe tsara toetra daholo akory fa ohatran'ny olona rehetra ihany ny toetrany fa ny manavaka azy dia izy mametraka ny fiainany @ Atra
54. tsiafoi1
(
27/02/2008 05:58)
Eto an-tany aloa tsisy tonga lafatra, fa sehatra hifanandrinan'ny TSARA sy ny RATSY, ka zay heverinao ho tena tsara sady marina, mety handringa ihany indraindray.
Angataho @'ATRA ilay olon-tianao, ka ny tena vady sahaza, de ilay matahotra an'ATRA. Rehefa mahazo enao de mivonona ho tia ilay nomena anao @'ny lafiny roa :"Pour le meilleur et pour le pire", Satria mbola eto an-tany enao fa tsy any an-danitra, ka tsy hahita anjely tonga lafata tsisy kianina, tsy mandainga. Raha ao anatin'ny tsara ianareo dia miara-mifaly, raha sendra solafaka na nania izy de hareno fa izany no atao we FITIAVANA.