mitady olon-tiana

21. ratonga ( 16/01/2008 11:06)
eto vé no hibitsibitsika tsy rehan'oul rehetra éo8-):-D:-D
22. kelly13 ( 16/01/2008 13:00)
tsisy maheno re e, zany ka atao hankando :?
23. penina ( 16/01/2008 13:16)
Marina izany Soanja. Mitovitovy amin'io mihitsy no saika noteneniko.
Enjana ny rasa fa "Izy no hanome anareo fitsaharana".

safidy 3: vola sy relation
Manaova manam-bola dia ampitomboy be dia be ny akama, fa ny akaman'ny akaman'ny akama misy sady lohany no :°)
24. penina ( 16/01/2008 13:18)
sakaizakely:

hendry tsara + mivavaka tsara + mino tsara = kristinina tsara => vady sahaza


penina ary ve sahaza ? sao dia mba miady am piesiko ?
za kou mitady manko :lol:


hahaha, ny ahy piesy toute clef :-D




25. ratonga ( 16/01/2008 14:26)
kelly> tsy io midegôba io8-) fa diso ré é, lé teo ambany no saika atao :-P :-D:-D:-D kay lé manga ratsy io dray no lasa:?
26. kelly13 ( 16/01/2008 14:54)
tena saika narary mintsy ny foko mantsy :-D:-D:-D
27. ratonga ( 16/01/2008 15:17)
:(désolé
28. sakaizakely ( 16/01/2008 15:23)
hay ve ato misy potansiel bedabe e :D

raikitra izany rapenina fa peho ny dimy (l)(l)(l)
29. xxx ( 16/01/2008 17:00)
toa lasa resak'i Kelly 13 sy ratonga oa ilay izy fa tsy torohevitra e

misaotra ihany mandray anjara
30. kelly13 ( 16/01/2008 17:07)
enao aza tsy hita kou tsy aleo mba miresaka izahay? d tohizo aza fa efa tonga ianao
31. penina ( 16/01/2008 17:38)
tairo ary kouh (l)(l)(l)

kelly13> ahoana no atao ra tonga eo am carrefour?
32. sakaizakely ( 16/01/2008 17:41)
penina> ok

de any @ carrouf zany ny fotoana
maka tahaka andry kelly sy ratonga isika :-D
33. simplex ( 16/01/2008 17:46)

fa manin no tonga d vady no any antsaina ra vao miresaka sipa e. Otran'ny tanjona faran'ze tsy maintsy atao le izy. Tsy maintsy misy resaka A/tra foana kou. Za tsy miteny hoe ratsy le resaka A/tra an. Fa isak'ze zavatra hatao kosa ve d asiana an'zany foana kle. Sao d mba zay no tsy ahitana fun mintsy eto @ ity fiainana ity :°)

za zao mitady sipa athEe sao d mba athEe i xxx :P:@
34. lldd ( 16/01/2008 18:44)
KAIZ DAOLO éééééééé
mba atoroy anà ry mec le fametàna image kely éééééééé
35. endrika01 ( 17/01/2008 07:58)
Ny olon-tina anié tsy tadiavina fa tonga hoazy é,sao ary manao ohatran\'ny ganagana mitety asa ny tratra mangana(voan\'ny areti-po tsy fidiny)ny hanina tsy azo(lany zara eo am-pitadiavana eo,nefa ny eo ambany maso tsy hita)vazivazy zany é,aza miandry any@carrefour fa ndana ndray eny an-tampon-kavoana é!!!
36. xl ( 17/01/2008 08:22)
xxx : tonga dia miaraka aloa, dia tsy izay teneniny no marina fa izay ataony no hita
na degany be aza ny endriny ivelany, ny ao anatiny ihany no mitondra azy
fa tsy hoe manao akanjo mihaja be sy miloloha baiboly foana dia tena marina,
tsy ratsy ny mpivavaka raha tsy harahim-belatsia
mahereza mitady ny very
:arrow:(l)
37. sakaizakely ( 17/01/2008 09:00)
endrika>

awôna kou zany valinteny zany :roll::roll::roll:

sao de njy no lany zara fa nenay sy penina efa vita sélé @ bagety

kouny mou ry kala penina ô :-D:-D:-D:-D

38. kelly13 ( 17/01/2008 14:07)
sakaizakely>aza maka tahaka fa ndana nareo sy penina eny @ ED fa carrefour efa anay :-D:-D:-D
39. ratonga ( 17/01/2008 14:25)
=))=))sady ra-édy(ED) kelikely mety 1tim tsara nareo ao:-D:-D:-D
40. soanja ( 17/01/2008 15:20)
simplex:


fa manin no tonga d vady no any antsaina ra vao miresaka sipa e. Otran'ny tanjona faran'ze tsy maintsy atao le izy. Tsy maintsy misy resaka A/tra foana kou. Za tsy miteny hoe ratsy le resaka A/tra an. Fa isak'ze zavatra hatao kosa ve d asiana an'zany foana kle. Sao d mba zay no tsy ahitana fun mintsy eto @ ity fiainana ity :°)

za zao mitady sipa athEe sao d mba athEe i xxx :P:@


Raha vao resaka vady sy fanambadiana na Mariazy aloha dia mandringa raha resaka sex/saina fotsiny fa tsy maintsy mifangaro ao ny resaka Andriamanitra.

Fa raha toa ka sex fotsiny no tadiavina amin'ny fiarahana dia afaka miovaova toy ny akanjo an-kodotra le izy. Betsaka ary maro nefa tsy andraofana na lahy io na vavy! Raha samy saina moa dia raikitra ny gere de nera matetika!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3653