famoahana ps - fanalana dinika
1. sakaizakely
(
15/01/2008 12:43)
Miarahaba
Saika mba hanontany hoe ahoana marina kay ny fitsipika mamaritra ireo
Rehefa maninona no apoitra ny ps n'ny mpanao xxx dia rehefa inona no alàna fotsiny tsy asiana famoahana ps
Sa ve misy olona manana privilège de arovana na manao ny tsy mety aza ?
Manantena valiny mahafapo
Misaotra mialoha

novalian'i xxx ny 24/01/2008 20:34
2. tess
(
15/01/2008 13:02)
rehefa manompa na manambanimbany na mila vaniny, na manoso-potaka amin'ny tsy marina akory lay xxx ka manao fitarainana ilay olona voakasika dia avoaka ny ps. Izay aloha no efa hitako:-P
dia otran'izay ihany ilay dinika....raha mikasika anao ilay izy dia afaka mandefa fitarainana ihany ianao hamafàna tanteraka ny dinaika , izay ihany koa no efa hitako!
dia otran'izay ihany ilay dinika....raha mikasika anao ilay izy dia afaka mandefa fitarainana ihany ianao hamafàna tanteraka ny dinaika , izay ihany koa no efa hitako!
3. sakaizakely
(
15/01/2008 13:20)
tess>
ieeeee tena resaka fanosorampotaka ilay izy
tsy mikasika ahy fa namana hafa
fa tena namoaka details intimes be
de nesorin'i hery fotsiny ilay zavatra nosoratany fa tsy natrangany ilay ps mpanalabaraka
dia mba gaga ihany aho hoe dia arovana ve izany ilay xxx matoa tsy atranga ny ps n'ny ? :roll::roll::roll::roll:
mbola mipetraka tompoko ny fanontaniana

4. ari.malala
(
15/01/2008 13:27)
ny fahalalako azy, mba tsy hisian'ny polemik no antony nanalàna ilay dinika, satria raha mbola teo ilay izy de tsy maints mbola ho betsaka ny hamaly de ho betsaka ny hahita ilay fanalana abraka, noh izany ny fanalàna ilya dinika no solution akaiky indrindra, tsy fiarovana akory (hevitro manokana)
5. sakaizakely
(
15/01/2008 13:37)
ari> fanalana ny resaka hafa
famoahana ps hafa,
mody hoe fafàna ve dia ho vitan'izay ny resaka ?
dia afa maina izany le olona alàna baraka
dia afakady koa ilay mpanala baraka, izy no tena mahavoa izany
tsy voako ilay fitsipika fa mi arranger ny mpanao ratsy
nataoko ity fa efa vita ity fomba fanalàmbaraka namana ity kay miverina ihany ?

6. hery
(
15/01/2008 13:56)
1. Efa naseho ilay ps nanao xxx. Mety tsy hitan'i sakaizakely angamba ny nisehoany.
2. Nofafaina ilay dinika satria mampiseho vie intime-na olona. Sa tokony ho najanona?
2. Nofafaina ilay dinika satria mampiseho vie intime-na olona. Sa tokony ho najanona?
7. ari.malala
(
15/01/2008 14:11)
hery, fa tsy mba misy sazy afaka atao anireny mpanala baraka olona ireny tokoa ve? ohatra hoe, mba saziana ts mahazo miditra mandritra ny herinandro ohatra na tsy haiko... satria fafana ny dinika apetany d manao iany izy am manaraka
8. sakaizakely
(
15/01/2008 14:14)
Sa tokony ho najanona?
pfffffffff
n'importe nawak
m'en fous ny zavatra nolazain'i xxx
azo atao tsara ny manitsy ny soratry ny olona rehefa ilaina izany. Impiry za mahita soratra hoe nahitsin'i hery
Naninona no tsy nampiasaina izany ?
tokony najanona teo rehefa vita hitsy ho hitan'ny besinimaro hoe iza ilay xxx, perso, za tsy nahita nefa za te hahalala, de hitan'ny besinimaro eo
nb : matoa ahitsy dia misy antony, tsy voatery hoe avela texto 100% teo daholo izay zavatra nosoratan'i xxx
Satria tokony ho anatra ho an'izay tonga aty afara koa mba ho mailo aminy
Za mila mahalala hoe iza izy satria tsy te hiresaka amin'olona toa azy
9. kelly13
(
15/01/2008 14:15)
1. za tsy nahita ry hery fa avereno oe jerena :°)
2. le dinika ao ka, fa aza fafana satria interessant
3. misaotra tompoko
:):)
2. le dinika ao ka, fa aza fafana satria interessant
3. misaotra tompoko
:):)
10. sakaizakely
(
15/01/2008 14:36)
kelly13>
za kou tsy nahita
nefa tokony navela ho hitan'ny vahoaka ny mpanao ratsy
zany hoe ahitsy fotsiny ny zavatra lazainy
zao manko izy afaka bala otran'ny tsy naninn tsy naninn akory ary manohy mody miresadresaka amin'olona rehetra any
de ahoana ny olona tsy nahita ilay famoahana ps teo
sa andrasana hamely olona hafa indray ?

12. kiadi
(
15/01/2008 15:04)
ka io ry sakaiza zay tin'ny tomponandraikitra ihany an! tsy enao no mandidy sy manapaka ary tsy ankaterena ny olona mitsofoka ato!
asorona zay mpanalabaraka de zay!
sa ho torinao ny tompon'andraikitra ato fa miaro ny mpanalabaraka?
asorona zay mpanalabaraka de zay!
sa ho torinao ny tompon'andraikitra ato fa miaro ny mpanalabaraka?
13. simplex
(
15/01/2008 15:21)
sakaizakely,
ra toa ka fafana ilay dinika na hevitra 1, eny fa na partiellement ilay zavatra tsy mendrika na intime be @ ilay hevitra 1 fotsiny aza, dia tsy mitombona intsony ilay fampisehoana ny ps an'ilay xxx.
Izany hoe soit atranga ny ps xxx dia avela ho hitan'ny ol eo hoe in no antony nampisehoana azy. Soit fafana ilay antony izay, auquels cas tsy valable intsony ny fampisehoana ny xxx. Incompatible izany ireo zavatra 2 ireo. Meteza kosa enao @ toeran'ny mpiandraikitra hoe aseho fotsiny @ zao eo ny ps xxx nefa tsy fantatry ny ol akory ny antony. En tt cas, ny ol tsy nahita an'ilay folaitra talohan'ny namafana azy tsy hafantatra ny antony mintsy...
15. sakaizakely
(
15/01/2008 15:24)
zay tin'ny tomponandraikitra ihany
:roll::roll::roll:
kiadi> kel povtach
mino aho fa tsy didy jadona toy izao mihitsy no tian'ny hery atao
vakio tsara klou fa manao resaka vilana tsy mahazo resaka ity izy
tsy mitory tomponandraikitra fa raha mijery tsara ny gilaponn mahita hoe tam reny resaka bozy reny za nikopy tsara ny fiaingan'ny mpiandraikitra, ny tamin'ity no tsy arako
tsy misy manery anao hanakadresaka amiko kou fa tazomy any le toetsaina anaty lakavy
18. XxxX
(
15/01/2008 15:32)
bilakarenjy::-D:-D:-D:-D:-D k ho hitan'ialahy v raha efa nasorina leity?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ary tsy hitako ilay nalana tao izany
20. kiadi
(
15/01/2008 15:45)
kiadi> kel povtach: sô de ba enao no tokony asorona ato fa manosopotaka :-D:-D:-D:-D:-D =))=))=))