famoahana ps - fanalana dinika

41. olomboavonjy ( 15/01/2008 19:12)
mpiandraikitra no tiako tenenina fa tsy mpitandrina sady mihaino toriteny aho de lasa hoe mpitandrina no voasoratra:roll:
42. kiali ( 15/01/2008 19:18)
tena olomboavonjy marina enao! fa sakaiza mila halana devoly! :-D:-D:-D
43. xxx ( 15/01/2008 21:27)
iza ary za manao xxx io izay mahalala tsy mino ho hoe ho fantatra, tsy hitako izay hilana n xxx raha mbola hisy hafantatra ihany, ampiseoy ny ps ko fa tsy maninona raha fantatrareo za!
44. penina ( 15/01/2008 22:01)
fantatro io xxx io hoe vaovao :-D


vazivazy iray andalana fa taiza klogany zany fa zay tsy maharaka pikla eh. Asio flasy-baka kely.
45. kelly13 ( 16/01/2008 09:27)
tany ho any ry penina a, zany refa laozana mamaky da vinci code :°)
46. ratonga ( 16/01/2008 10:28)
zay ko mba té ahita fa aza mampifilafila ry kelly an!:°)
47. xxx ( 16/01/2008 10:46)
de mandainga izny ny web mast hoe mahafantatra izay manao xxx kou za ary tsy fantatry lery akory:-D:-D
48. kelly13 ( 16/01/2008 10:56)
za tsy hiteny na d torotoronareo aza (zao mou no dikan'ny oe torturer?) mdrrrrr
49. sakaizakely ( 16/01/2008 15:30)
de adabohy any zany fa atody miady amambato raha hiandry an'i hery be maso hihetsika eto

tazominy any ny xxx-ny hiarovany azy =D=D=D

de zay koa no mamarana ny dinika ary :-/:-/
50. tess ( 16/01/2008 15:53)
ny teniko fotsiny dia hoe: efa vavy lehibe olon-dehibe niteraka mananan-janaka, manambady, ny sasany aza efa manana vinanto....dia ho sanatria ve ho resin'i ry aino amin'ny fitondran-tena sy ny fahendrena8O
dia tsy mba mahatsiaro ho menatra ve efa olon-dehibe mbola manana toetra hifanompa, hifanala-baraka hiady an-tsena imasom-bahoaka????
Inona no tokony hidirana amin'ny fiainan'ilay olona na manao ahoana ny fiainany na manao ahoana...SADY NY An'ny sasany dia manoso-potaka te hanala-baraka fotsiny tsotra izao mamorona ani'zao lainga masiso rehetra izao. MBA miova amin'izay reh olona amin'ity toe-tsaina lomorina ah! misy ny tsy mahay mi forum, au lieu de ny dinika no valina dia manangana ady tsotra izao amin'ilay ranamana.....
dia tsy mba hahatsapa tena ve hoe efa olon-dehibe ka tokony hialàna izany toetra ratsy izany....
ianao tokony hataon'i zanakao sy ny zandrinao modely eo amin'ny fiaraha-monina indray no manondrana.
Amiko efa aretina ilay toetra ka tsy hiova amin'ireny toetra ireny mitsy ry zareo mpanao an'io fa tsy mahatsapa tena akory hoe manao ratsy anie aho ity! tsy mety anie ny ataoko!
raha ny namako aloha ny manao an'ireny dia hialako pà lavitra ary maha-menatra ahy mafy mihitsy ny antsoina hoe namany e!
Ary matetika ity atao hoe namanao akaiky itony ihany no mamely anao.
Mamaly hevitra amin'ny ps ko indray aho io dia asa na hivoaka indray ilay xxx hanompa ahy eto.
51. sakaizakely ( 16/01/2008 16:25)
matetika ity atao hoe namanao akaiky itony ihany no mamely anao


zay mits manko ry tess

refa kobokobonina sy arovana any le olona dia ho betsaka ny ho voany satria tsy misy mahalala afatsy ry zareo mpitandrina mahitahita ny tsy hitantsika any

za teto foana omaly tsy nahita ze ps nivoaka izany manko :roll:
52. kelly13 ( 16/01/2008 17:12)
kelly13:

za tsy hiteny na d torotoronareo aza (zao mou no dikan'ny oe torturer?) mdrrrrr



ho an'i ratonga io teniko io an, fa za ts nahita le ps navoaka teto zany, za kou teto fôna nefa :?
53. sakaizakely ( 16/01/2008 17:15)
kelly13:
za ts nahita le ps navoaka teto zany, za kou teto fôna nefa


hahaha

neveriko fa za no nandroroa
kay tena tsy nivoaka le izy de mody we

sponsa kosa angamba ka tsy tiany avoaka fa tondé nataony telimoka :-D:-D:-D
54. ikaretsaka ( 16/01/2008 19:15)
tess:

ny teniko fotsiny dia hoe: efa vavy lehibe olon-dehibe niteraka mananan-janaka, manambady, ny sasany aza efa manana vinanto....dia ho sanatria ve ho resin'i ry aino amin'ny fitondran-tena sy ny fahendrena8O
dia tsy mba mahatsiaro ho menatra ve efa olon-dehibe mbola manana toetra hifanompa, hifanala-baraka hiady an-tsena imasom-bahoaka????
Inona no tokony hidirana amin'ny fiainan'ilay olona na manao ahoana ny fiainany na manao ahoana...SADY NY An'ny sasany dia manoso-potaka te hanala-baraka fotsiny tsotra izao mamorona ani'zao lainga masiso rehetra izao. MBA miova amin'izay reh olona amin'ity toe-tsaina lomorina ah! misy ny tsy mahay mi forum, au lieu de ny dinika no valina dia manangana ady tsotra izao amin'ilay ranamana.....
dia tsy mba hahatsapa tena ve hoe efa olon-dehibe ka tokony hialàna izany toetra ratsy izany....
ianao tokony hataon'i zanakao sy ny zandrinao modely eo amin'ny fiaraha-monina indray no manondrana.
Amiko efa aretina ilay toetra ka tsy hiova amin'ireny toetra ireny mitsy ry zareo mpanao an'io fa tsy mahatsapa tena akory hoe manao ratsy anie aho ity! tsy mety anie ny ataoko!
raha ny namako aloha ny manao an'ireny dia hialako pà lavitra ary maha-menatra ahy mafy mihitsy ny antsoina hoe namany e!
Ary matetika ity atao hoe namanao akaiky itony ihany no mamely anao.
Mamaly hevitra amin'ny ps ko indray aho io dia asa na hivoaka indray ilay xxx hanompa ahy eto.


hiraisako hevitra tanteraka
55. sakaizakely ( 17/01/2008 08:50)
ka tsy hay hoe iza le olona ka

ny sefo ihany no mahalala azy :-$:-$:-$:-$:-$:-$

atao akory fa forum-n'azy ity kou, ze tianay atao no atao de miaritra eto ny pokona, ôtran'ny any @ tanana ihany

izay ny demokrasia e ! :-D:-D:-D
56. olomboavonjy ( 17/01/2008 09:12)
8O8O
57. xxx ( 17/01/2008 09:27)
mbola tsy nahazo mail tany aminy sefo hery za hoe za ty manao xxx ity, mbola miandry :-P
58. olomboavonjy ( 17/01/2008 11:54)
sakaizakeky,ratonga, kelly13, za ary ilay ps ka ahoana e:?::-D.
sakaizakely aza ny mpiandraikitra no ohanina fa izy ary hisaorana ^:^^:^bedebe hoe namafa izany fa ity tsy sehatra natao hifanasana vangy fa hifampiseraserana @ samy malagasy e.:wink:de kiss enao eo @ molotra :*
59. sakaizakely ( 17/01/2008 12:02)
mbola tsy nahazo mail tany aminy sefo hery za hoe za ty manao xxx ity, mbola miandry


tsy miandry

izy mahafantatra raha manandrana :°)
60. olomboavonjy ( 17/01/2008 12:45)
sakaizakely manandrana ina:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1983