famoahana ps - fanalana dinika
25. kiadi
(
15/01/2008 16:05)
devoly miala ! miala tao @ sakaiza tao! @ anaran'i ..... miala wa ! :twisted::twisted::twisted:
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
27. kiadi
(
15/01/2008 16:11)
loza fa sady cannibal kay!! alao tany io sefo hery fa mpihinan'ol an! lanin'io eo tsika :-D:-D:-D
29. diamondra27
(
15/01/2008 16:18)
momba ny resaka xxx anontanio tsara naritsimba fa izy zao efa mahalala ny tokony atao amin'io
nisy dinika xxx foana teto tsy niditra izy...
fa efa namoaka dinika izy de toa namaly tao doly ny peuple fa mba jereo ihany we
nisy dinika xxx foana teto tsy niditra izy...
fa efa namoaka dinika izy de toa namaly tao doly ny peuple fa mba jereo ihany we
31. sakaizakely
(
15/01/2008 16:33)
diams> :idea: azavao tsara we fa mbola badenn be za mieritreritra ilay filet mignon ataoko fangaron'ny pitipoà-ko ato
32. diamondra27
(
15/01/2008 16:47)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m47578355701dd
io akia a
sa HS io
kiadi::lol:
io akia a
sa HS io
kiadi::lol:
34. sakaizakely
(
15/01/2008 17:09)
kiadi> atovy ihany fa ataoko laoka eo moa fa :°)
diams> mci :-*
fa ny tena votoatindresaka anie de le za mi insiste we iza ilay izy e ? Sao amerenany ny toetra ratsiny eo manko
amin'izay koa mailo ny rehetra fa tsy we za irery
diams> mci :-*
fa ny tena votoatindresaka anie de le za mi insiste we iza ilay izy e ? Sao amerenany ny toetra ratsiny eo manko
amin'izay koa mailo ny rehetra fa tsy we za irery
35. kiadi
(
15/01/2008 17:31)
sakaiza> tsy halany firy eo!! enao ataoko indray moka de vita :-D:-D:-D
36. sakaizakely
(
15/01/2008 17:39)
indray moka ah indray moka
kay moa ka kanibal koa ? faly mahafantatra ary
fa ny mitovy tsy mifampihinana kou
votsindra zany ny filet mignon-ko klé :cry:
kay moa ka kanibal koa ? faly mahafantatra ary
fa ny mitovy tsy mifampihinana kou
votsindra zany ny filet mignon-ko klé :cry:
39. diamondra27
(
15/01/2008 18:00)
sakaizakely: fa resaka taiza zany fa za koa tara e!
de resaka momba inon
xxx foysiny no azoko de zay
tena nilaozako nanenjika TGV tany dago de tsy nahatratra serasera
efa tonga ao analakely zao ny TGV manao lalana aorian'ny pasteur JJR
de resaka momba inon
xxx foysiny no azoko de zay
tena nilaozako nanenjika TGV tany dago de tsy nahatratra serasera
efa tonga ao analakely zao ny TGV manao lalana aorian'ny pasteur JJR
40. olomboavonjy
(
15/01/2008 18:50)
sakaizakely kosa kay no tena mila vaniny @ mpitandrina fa hay ilay resaka aza tsy momba azy akory :-@.