famoahana ps - fanalana dinika
63. lazounet
(
17/01/2008 14:44)
Aza miady marina re rakilonga. Henoy Shoan.
On va se supporter et se soutenir ici toute l'année..
"Laissez les morts enterrer les morts..."
On va se supporter et se soutenir ici toute l'année..
"Laissez les morts enterrer les morts..."
64. olomboavonjy
(
17/01/2008 15:17)
salut kelly13 fahoana aho no lazainao fa mandainga:oops: hoe iza lay ps ve ka tsy mety tapitra lay resaka ko iza zao efa nampiditra fanontaniana ary @ fitiavana tsy valianareo fa lozanareo ato doly :evil:
66. olomboavonjy
(
17/01/2008 17:20)
kelly13 ndry koa:o efa hitako tao ny resakindry fandao ho any de tohizana lay resaka e
67. ikaretsaka
(
17/01/2008 17:47)
lazounet:
..
"Laissez les morts enterrer les morts..."
tsy mety izany le....
andramo hoe mamonoa ialahy tanalahy na rajako 2 dia amelao angady raha hisy hifandevina eo:-D
aza raisina ara-bakiteny hoa le resaka fa tsssss:-D
68. naritsimba
(
22/01/2008 04:57)
28. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 15-01-2008 17:18:39
Lohateny : Re : famoahana ps - fanalana dinika
momba ny resaka xxx anontanio tsara naritsimba fa izy zao efa mahalala ny tokony atao amin'io
diamondra27>>> ho ahy manokana dia nanan-tsafidy ny tsy hamaly dinika misy xxx intsony aho, ny antony dia tahaka ny manome vahana sy manaiky ny tsy fitononan'anarana ny tenako, izaho anefa tsy mankasitraka ny xxx.
Izay fa dia mirary soa ho antsika mampiasa ps ara-dalana sy ireo mbola miziriziry @ xxx.
naritsimba

69. xxx
(
22/01/2008 20:37)
izaho indray anefa dia mifidy hatrany ny xxx mba ho fanomezana voninahitra izay namorona azy!! satria matoa natao eo ilay izy dia natao ho ampiasaina!!
70. fanantenana2003
(
24/01/2008 14:31)
ny zavatra tiako tenenina dia tokony najanon'i hery teo le valiny dinika nataon'i xxx taminy fanalana baraka tato iny une semaine izay! navoaka teo ny ps namana vitsivitsy nahita izany! mba ho hitan'ny olona teo hoe hay ve izany no lohan'ny namana toy izao eh! na nanaratsy be ny vien'olona aza le namana dia tokony najanon teo ho hitan'ny havany teo!