Ny Arema no manohana an'i Andry TVG ?
1. hery
(
05/12/2007 10:56)
Honohono daholo. Fa toa hoe nandefasan'i Pierrot Rajaonarivelo vola be hono i Andry TGV hanaovana fampielezan-kevitra? Dia toa hoe efa talen'ny fampielezankevitry Lalatiana Ravololomanana tamin'ny fifidianana ho Ben'ny tanàna ihany koa hono. Dia toa hoe fomba iray handraisan-dry zalahy teo aloha (Arema sns) an'Antananarivo (dia avy eo Madagasikara) hono ny fametrahana an'i AndryTGV eo amin'ny Mairie?
Honohono daholo izany fa ho hita eo ihany ny tohiny.
Tsy matiko lolo ihany ilay resaka independant independant kou.
Honohono daholo izany fa ho hita eo ihany ny tohiny.
Tsy matiko lolo ihany ilay resaka independant independant kou.
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 19:34
3. tsiafoi1
(
05/12/2007 11:54)
Ny ahy ndray hafa ny fomba fijeriko we vazaha mody miady TIM sy TGV fa iray ihany ny source. Le style de propagande TGV manko typiquement TIM. Ka tsapatsapa vody akoho rehefa tsy ny atody de ny iray.Important be manko ny fahazoana an'i Tana Ville ho @'ny prochain mandat présidentiel.
4. remandilatse
(
05/12/2007 11:59)
hery aza lotoana le ndaty @ honohono, fanampiny tsy misy analyse azo atao @ resake honohono manko
-en plus ka na ravalo anie , pierrot koa nanoha aze, izay no mahatonga an'i pierrot mialy @ ratsirake io
-sady zay le resa-bola, vola no natao manjaka fa tsy fahaiza, na fanatsara ty fiainam-bahoake, vokane dia le satana vola avao koa no handresen'olo anao

6. remandilatse
(
05/12/2007 12:32)
hery> tsy maloto izy, fa ze raha atao @ takona de maloto iaby, ka laha ao ambadike izy, tokony hiseho koahe, matoa tsy sahy miseho (raha marina ny hononao), de maloto
7. solofoakony
(
05/12/2007 12:40)
Izay zavatra rehetra aelin'ny olon-tsi-tia ve de atao mahakivy e! Sô ary ianareo mieritreritra fa tsy hahalany an'i Andry TGV izany TSAHO MIELY ETSY SY EROA IZANY.Mba mandiniha ihany aloha e!
8. ikalamako
(
05/12/2007 12:57)
ny ahy ny hono henoko dia poulain-n'i Sophie (zanak'i Didy) i Andry !:-w
9. mamsoo
(
05/12/2007 13:06)
Amiko tsy problem na iza na iza manohana azy(na Bush na Bilgates...) fany any fantatro dia hoe tsy hoazony izany Tana na tsy "hangalabato" aza ny fitondrana satria tsy izay milaza izao sy izao dia hahavita avokoa(omena cour gratuit ny mpanao examen officiel rehetra)hofoanany izany ny accem sy arcade?Tsy handray karama aho fa hanao ny asa maimaimpoana(fantatrareo ve ny budget-n`ny CUA herintaona? 15Milliards mahery)Ka raha hitonona ny tsy handray karama izy(3,250Millions/mois
10. xxx
(
05/12/2007 13:43)
mamsoo:
Ny tsy nosaininy (Andry) dia hoe izy anie tsy mbola niteraka e. Raha simbaindry "zalahy" @ kely foana dia ho aiza?
Anarana sipa ngah izany "Andry" zany ? :-P
12. majesty
(
05/12/2007 14:19)
Ny honohono indraindray tena izy,fa anjaran'ny tsirairay ny manadihady ny fahamarinany na tsia,fa raha ny zavatra hitan'ny maso sy ren'ny sofina miampy ny fanadihadiana kely tetsy sy teroa dia sarotrarotra ihany ny ahazoan'dRafaly an'i Iarivo,ny tanora anie miray hina e:D
13. Jeankely
(
05/12/2007 15:04)
Na source avy aiza io na avy aiza dia izay resy maka sisiny. Andraso ny valim-pifidianana. Aza adino fotsiny fa sady Tsy TIM no tsy AREMA ny vahoaka.
14. patrick2002
(
05/12/2007 15:44)
Izaho no tsarovy ,tanan-dehibe i Iarivo izany hoe ville intellectuel ,na mahantra aza ny vahoaka ao mba mahiratra ny sainy ary tsy voarebireby ny tee-shirt ,sy ny vary ray kapoaka na jet d'eau sy ny karazany ,tsy azo atao raha matahora ny vahoaka ao fa mandinika ,raha tsy izany dia efa ela io no tsy teo antanany AKFM ,t@ androny Tsiranana ,voatazony AREMA ,raha ny vola no manjaka .
Ka hoy izaho hoe mahereza ra ANDRY raiso ny fahefana fa mitady hanao didi-kofehy lehibe ireto TIM ,ireto ,miheritreritra ny masoandro tsy hiletika.=D=D=D
Ka hoy izaho hoe mahereza ra ANDRY raiso ny fahefana fa mitady hanao didi-kofehy lehibe ireto TIM ,ireto ,miheritreritra ny masoandro tsy hiletika.=D=D=D
15. velomino
(
05/12/2007 16:20)
Ny ahy ny tsy hireveko an'ny kandidàn' ny TIM dia lazain' i léry fa nedala daholo nonahavita ny zavatra rehetra eto tana, avoahy raha misy sheky tamin' ny anarany nandoavana ny vola nanamboarana ireny. Fa tsy hitany angaha ny COJI, ny union européenne sns... Fa angaha volanareo daholo ireny ? VALIO
alefa ANDRY !
alefa ANDRY !
16. patrick2002
(
05/12/2007 16:45)
fany any fantatro dia hoe tsy hoazony izany Tana na tsy "hangalabato" aza ny fitondrana
F'angaha hianareo efa mitady hangala-bato :roll::roll:
alefaso ra ANDRY fa ny marina sahala @ volamena nalatsaka t@ vovoka na ao anaty ny fotaka aza mamiratra ihany =D=D=D
17. patrick2002
(
05/12/2007 17:00)
hoy mamsoo
Iza no te hanara-dia ny lalan-Dravalo :roll::roll:
miteny aminao izaho fa ry Ra-valo ireny ilay tonga @ fitenenana hoe sodina no mba hay mitsoka kou barika no tadiavina hotsofona ,mba midera ny hakingany izaho taloha fa tena hita ny maha-mpivaro-dronono azy .
Fa heverinao moa izaho zavatra hataony ravalo izaho fa tsy mitondra azy any ankady ,concurrence deloyale hataony io, jereo fotsiny no nahazo ny PROCOPS sy n y SONAVAM vao niala tao Ratsiraka ny 1991 sy ny 2002 :):), Ny entreprise nao efa mba en bonne et du forme teo iny hianao indray no manimba azy hampidiranao fanana-panjakana ao anatiny ,dia hilaza ianao fa raha miala tao Ravalo io tsy mirodana ohatry ny chateau de sable io harenany io .aoka re aoka re ....
Ny zavatra fantatra fa tsy ho vita aleo tsy tenenina, en faite mafy ilay te hanaradia ny lalandRavalo(Fa ny tsy fantatrareo dia hoe i Ratsirahonana sy Herizo(perdant t@ presidentiel) anie no nanosika an`i Andry hilatsaka eo e? Ny tsy nosaininy (Andry) dia hoe izy anie tsy mbola niteraka e. Raha simbaindry "zalahy" @ kely foana dia ho aiza?
Eritreritra sandra nandalo ny ahy. Tsy fantatra!
Iza no te hanara-dia ny lalan-Dravalo :roll::roll:
miteny aminao izaho fa ry Ra-valo ireny ilay tonga @ fitenenana hoe sodina no mba hay mitsoka kou barika no tadiavina hotsofona ,mba midera ny hakingany izaho taloha fa tena hita ny maha-mpivaro-dronono azy .
Fa heverinao moa izaho zavatra hataony ravalo izaho fa tsy mitondra azy any ankady ,concurrence deloyale hataony io, jereo fotsiny no nahazo ny PROCOPS sy n y SONAVAM vao niala tao Ratsiraka ny 1991 sy ny 2002 :):), Ny entreprise nao efa mba en bonne et du forme teo iny hianao indray no manimba azy hampidiranao fanana-panjakana ao anatiny ,dia hilaza ianao fa raha miala tao Ravalo io tsy mirodana ohatry ny chateau de sable io harenany io .aoka re aoka re ....
18. maditra
(
05/12/2007 19:04)
Ary tsy lany fika mihitsy ny namana sasany hamotehana ny credibilitE-n'olona an
Mitady honohono sy laza masaka etsy sy eroa ra-Hery dia avy eo hilaza amin'izay fa tsy manohana na iza na iza! :-w
Mitady honohono sy laza masaka etsy sy eroa ra-Hery dia avy eo hilaza amin'izay fa tsy manohana na iza na iza! :-w
19. hery
(
05/12/2007 20:55)
Ka ilay honohono sy laza masaka etsy sy eroa kosa ve mivoaka gazety kou
http://madagascar-tribune.com/Des-exiles-politiques-derriere,3346.html
http://madagascar-tribune.com/Des-exiles-politiques-derriere,3346.html
20. fijo
(
05/12/2007 21:05)
za koa aloha tsy te hiaino io hono hono mandeha io e.ny fahitako azy dia misy tahotra amin'i faly ka tadiavina izay fomba hanasarahana an'i andry amin'ny vahoaka.
tsy midika anefa izany fa tsimaintsy diso koa le resaka mandeha,fa raha marina moa izany,moa ve misy fahadisoana???raha tsia no valiny ,dia tsy tokony halefa akory le rresaka.raha eny kosa ,hitondrao porofo de sazio.
amiko samy mahavita mitondra an antanananarivo izy roalahy ireo.ka programa no tokony hampiadian afa tsy fanaratsiana ny ilany.