Ny Arema no manohana an'i Andry TVG ?

41. patrick2002 ( 08/12/2007 02:30)
Tsy mahagaga ny to izao eh!i Kennedy koa t@ 1960 raha nandeha ny fifidianana filoham-pirenena tany etats-unis dia notsahoany olona hoe Vatican no ao ambadiky ny , satria izy no filoham-pirenena catholique voalohany tany USA , fa tsy nahasakana azy tsy ho president izany ,
42. patrick2002 ( 08/12/2007 14:08)
agoago:

Manonofy koa ianareo, tsara ny manonofy, mianga amin'ny nofy hono ny zava drehetra. Antananarivo ve dia ho avelan'ity fitondrana ity tsy ho an'ny Tim na hangalarany vato aza !.
Nefa ho lany amin'ny fomba mazava ihany ny candidat fijeriko azy, ny azy efa ela no naka départ.Tsara aloha ny mba misy sahy mifaninana amindry zareo, manome spectacle ny fifidianana fa raha tsy nisy nijoro moa, nisy dikany inona.


Izany hoe hangalatra izany ny TIM, :{:{:{ Aoka fa mazava


43. tsiafoi1 ( 10/12/2007 08:02)
Ny zvt tokony tsy ho adinontsika ihany koa de nidina be ny taux de participants t@\'ny éléction roa nifanesy farany teo. Tsy niraika firy t@\'ny resaka politika intsony ny vahoaka,teo ihany koa le we tsy azon\'ny olona le référendum - sy tsy tian\'ny olona ny députés. Indrindra teto anivon-tany, izay misy ny électeurs be idd.

Mila mi-surmonté an\'ireny zava-nisy ireny ny mpitondra, de tsy maintsy ampireveny le vahoaka mba hiakatra ny taux d\'électeurs @\'izay justifié tsara le pouvoir, fa io aoka tsy hanonofy fa \"ny baolina efa aty an-tongotro ozy ny fitenenan-dRafaly azy, mampiditra azy any anaty harato sisa\" no ataony @\'ny 12déc. Aoka tsy hijery @\'ny fo fa politika io. Tsy misongadina ny TSARA raha tsy aseho ny RATSY.
44. kajejo ( 10/12/2007 08:30)
ny fahitako anazy moa dia zao eh!tsy nampoiziny fitondrana ny fititiavan'olona an'i ANDRY TGV. ireny fanapoahana grenady reny fa everinareo iza no nanao ireny!? ary ny tsy famelana ny olona nankany antsonjombe iny koa, nefa tsy fantany iny fa voa maika itiavan'olona azy
matahotra ny fotondrana fa tonga saina daholo ary sahy tsara ny vahoaka fa indrindra ny tanora @ fanehoana ny heviny!
tiy fitondrana ny firenena anie tsy natao ho an'i TIM irery ihany e!8-)8-)
45. tsiafoi1 ( 10/12/2007 08:32)
akama2006:
aminareo izany raha Tim na Arema toa ny taloha no maro an'isa dia tsy maintsy tokony ho ireo na tiany olona na tsia ny "maire"?

Non tena tsy azonao ny tiako lazaina. Ary aoka aloa hapetrako tsara mazava fa sady tsy TIM za no tsy AREMA, ary tsy TGV ihany koa fa olon-tsotra mitazana ny fizotry ny tantara sy ny fiainam-pirenena ihany.

Tsy éléction présidentielle no ataontsika fa éléction maires. Ny partie au pouvoir de iarahantsika mahalala fa TIM. Ary na aiza na aiza tany, na de izay heverina ho mandroso idd aza, de fomban'izay au pouvoir ny manamafy izany fahefana ananany izanymandritry ny mandat-ny.

Efa vita ny éléction présidentielle, napetrantsika teo @'ny fitondrana le TIM; de tsy maintsy hanamafy ny toerana izy mba hisian'ilay stabilité politique-ny. Tany zany no tokony niainga ny fanovana raha tiana ny hanova fa tsy @'izao intsony, zay sisa rehetra mandeha @'izao fanamafisan-toerana fotsiny.
46. fetrakens ( 10/12/2007 10:49)
Ary raha toa ka marina izany! maninona moa raha mba mangata-bola any ivelany any koa izay mahatsapa tena fa kely vola sy tsy manana mpanohana e :?: :!: Porofo
47. akama2006 ( 10/12/2007 11:52)
tsiafo1> azoko tsara no tianao lazaina ka izay no mhatonga ahy hiteny hoe matoa tsy lany ilay olony pouvoir dia tsy tiany olona izany!ary raha tsy tiany olona manardalana,mendrika,ampiheverana ve ny tsy tokony hanomezana ny vola natokana ho any faritra,fivondronana,faritany,fkt,sns? satria tsy nifidy anao le olona dia tsy omanao azy ny vola tokony ho azy(toamasina,fianarantsoa...)any anie ny fnaontaniana no mipetraka e!olona tokony mbola ho tohanan ve ny manao izany ary sokajy manao ahona ny olona misaina toa izany,tsy dictateur ve?

izay zavtra izay no tsy ho ekeny saina mihintsy indrindra olona mba mahita sy miaina aminy fanaony hafa efa lasa alavitra aminy fahalalahana!

tsy misorona aho miteny fa ny ataony tim izao no nataony arema teo,nanao lova tsy mifindra angamba i ravalo sy celine dia i ratsiraka sy lalao!

tena tsy lozika mihintsy ity fitondrana ity,tena afaka nanova zavtra betsaka mihintsy izy ary afaka nampiseho erany Madagasikara sy ny firenena rehetra fa hafa noho ny teo aloha sy manana valeur hafa sy tsara halaina tahaka ! ny fanao ratsy teo afrika sy teo aloha ihnay aza no tohizana ,maharikoriko mihintsy!le fomba anie efa hita mbola fony izy nilatsaka maire e!hilatsaka hoe maire ravalo taminy 99 dia mizara sakafo sy tee-shirt fa sty manazava ny programa sy ny paika ataony:inona no vokany

nampisaina ny milina mpanadio lalana avy any alemana izay tsy mifandraika aminy toetany vokany 6 taonina no vovoka mena voatroka ,ary manimba ilay milina,izay nahazahoana azy moa tsy lazaina mivantana hoe ahona,mazava fa izy tenany no manome vola ambadika hanaovna asa ho any commune,nefa tsy iznay anie no notadiavina e!ny fahazaina mitantana ny vola miditra no jerena avye o ny fahaizana mitady vola hafa sy fitaovana!jereo ny tsy fitovizana vao niala maire izy,raha sty nisy ny jeux des iles sy ny contrat efa voasonia ataminy japoney taminy 96 sy ny cooperation frantsay(Anosibe),sns...tsy nisy zavtra dradraina ho zava bita teo!ny rova moa vava no lasa aloha fa io izy io andalana lava izao!kendrana ho aminy farany mandat anagaha hanaovana fandomana tapany indray mba handoavany tananarivo erany!

maka fihemorana dia misehoa ho mendrika noho ny hatr'izay ry zareo ho reharehany Madagasikara fa aza matiny vola sy harena ary laza!tiavo ny tanindrazana !

48. pitchou ( 10/12/2007 12:32)
hery [ 05-12-2007 21:55:37 ]
Ka ilay honohono sy laza masaka etsy sy eroa kosa ve mivoaka gazety kou
>> ntsss!!! d tsy gaga ve nareo any we maninona no mandany fotoana mitsikilo izay fari-pananan'i andry rizalahy fa tsy manontany tena we avy taiza marina ny vola entin'i hery manao propagandy? (samy mahalala isika fa tsy mpanipy vola eny am-baravarankely ra8 fa ze tazany aza raofina an!)
sady Tribune sy midi sns mitovy @ tvm sy mbs ihany!

mamsoo>> ndrao diso fanantenana ise klo raha nanana eritreritritra hafa fa efa 3 anaka hono i tgv, donc tsy libre intsony an! :-D:-D:-D
49. patrick2002 ( 10/12/2007 15:36)
Ny zvt tokony tsy ho adinontsika ihany koa de nidina be ny taux de participants t@'ny éléction roa nifanesy farany teo. Tsy niraika firy t@'ny resaka politika intsony ny vahoaka,teo ihany koa le we tsy azon'ny olona le référendum - sy tsy tian'ny olona ny députés. Indrindra teto anivon-tany, izay misy ny électeurs be idd.


tsiafo1 : matoa nilatsaka ny taux de participant dia satria ny omaly tsy niova ihany ny fitondrana ,volan-kakafotra hoy ny fitenenana , jereo t@ ratsiraka teo @ fitondrana 30% ny taux de participation ,avy eo nisy ny election presidentielle niakatra 85% ny taux de participation satria nisy candidat de taille i Ratsiraka dia i Ravalomanana izany
ka amin'ity dia minoa ahy ianao fa misy candidat de Taille ny TIM ka hirotsaka ny olona hifidy ary hifidy an'I Andry TGV .mahatokisa anefa fa hisy ny hala-bato aminio sy ny sotasota ary ny delestage eo ampanisam-bato raha vao i Andry TGV no mitarika.
Ny hitaomana olona hifidy in-droa moa tsy holazaina intsony ,hoentina @ camion @ biraom-pifidianana 1 dia avy eo indray hoentina @ toeram-pifidianana 1
50. tontavao ( 10/12/2007 19:34)
TAPITRA RAHAMPITSO AMIN'NY 07 ORA NY PROPANY FA TANDREMO MBOLA MIPETSOMPENTSONA ETO è.
:twisted:TSISY MIRAHARAHA NA IZA NA IZA MANOHANA AN'I ANDRY FA MENDRIKA IZY RY ZALAHY A; MATOA MAHITA VOLA BETSAKA IHETSEHANA TSY EFA OLONA MANANA FIFANDRAISANA MATOTRA AMIN'OLONKAFA (partenariat) VE IZY RAHA IZANY, TSY HAIKO INONA NO MANAHIRANA ny hafa AMIN'IZANY?
MAILO FOTSINY LETSY RY ANDRY FA MANOMBOKA NY TANTARA; aza mihemotra intsony fa tian'i VOHITSARA ISE EFA ZAVA-DEHIBE IZAY NA HO LANY NA TSY HO LANY;:D:D:D:D:D:cry:
BETSAKA NY OLONA EO AORIANAN'ISE FA NA IZANY AZA MAILO foana fa olona efa mandrovi-tsihy no miady amin'ise
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1408