Ny Arema no manohana an'i Andry TVG ?
21. simplex
(
05/12/2007 21:50)
tsara kokoa hoan'ny firenena ra i Andry TGV no lany satria lasa mamono lolo an'i ra8 izy (sy izay ol goavana mety misy any ambadikany any )... @ izay na i ra8 mikandra tsara na i ra8 hanenjika azy toy ny nataon'i deba... mety hianjera lery nefa ra zay no ataony :) Satria hihena ny fitiavan'i Tana azy. Enplus mety ho mora kokoa ny fahazoana toerana hanaovana meeting sy ny karazany hoan'ny mpanohitra ra tsy TIM intsony ny maire.
zany hoe mety hampandroso kokoa ny demokrasia ny fahalanian'i TGV :P
Kanefa hatr@ zao aloha, hevitro manokana, tsy lany lery ary @ isa kely monja no tsy hahalany azy. Asa ny ao arinan'ny @ lahady...
zany hoe mety hampandroso kokoa ny demokrasia ny fahalanian'i TGV :P
Kanefa hatr@ zao aloha, hevitro manokana, tsy lany lery ary @ isa kely monja no tsy hahalany azy. Asa ny ao arinan'ny @ lahady...
22. salmo1
(
05/12/2007 22:28)
simplex: politika leisy io ah. Ny sasany manao oe: izao sy izao e, ny sasany milaza fa oe: izao sy izao e.
Fa ny teo ihany no mbola ho hita, ny anio mitovy ny omaly ihany.
:lol:
Fa ny teo ihany no mbola ho hita, ny anio mitovy ny omaly ihany.
:lol:
23. karinah
(
06/12/2007 01:30)
Ny Indiana (peaurouge) toa tsy manana pb sahala amin'izany!:roll::lol::-D:-D:-D
24. ravatorano
(
06/12/2007 05:15)
za eny andoharanofotsy no mifidy zalah ah
tena resaka mande be izany io e satrai bobaka no miteny fa be laotra ny vola lain'Ingahy Andry TGV amin'ny propagandy ataony ity miohatra lavitra nohon'ny tamin'ny andron'i Ravalo HONO ! :-D:-D:-D:-P
dia izao taiza lery nahita vola anaovan an'izany fa raha ny ananany tsy ahavitany an'izay
ka ny propany ange tsy maintsy misy sponss fa raha tsy zany kosa tsy tafa !
ka na ravatorano :-P:-P:-P na i rajonarivelo na ratsiraka na rakoto no ao ambadiny dia izay revenareo mpifidy sy hifidy eto tanarivo ihany fidiana e fa za wa eny andoharam no mifidy :-D:-D:-D:-P:-P
:wink:

25. ari.malala
(
06/12/2007 05:37)
mamsoo:
Amiko tsy problem na iza na iza manohana azy(na Bush na Bilgates...) fany any fantatro dia hoe tsy hoazony izany Tana na tsy "hangalabato" aza ny fitondrana Bold text
Eto aloha d efa midika sy manambara fa milaza tsy anontaniana ny fomba fanaony hatrizay ny ao am fitondra,a d ny halabato izany... mazava b fa misaotra!
mamsoo:
ny afera no amenoany ny vola laniny nanakaramana ireo mpihira sy mponin`Ambohitrimanjaka sy Ambohidratrimo ary Ankadikely nentina namenoana an`Antsonjombe t@ dimanche dia hoe
Aiza ny porofonao? sa izany koa no fomba fanaon'ny TIM hatrizay?
mamsoo:
(Fa ny tsy fantatrareo dia hoe i Ratsirahonana sy Herizo(perdant t@ presidentiel) anie no nanosika an`i Andry hilatsaka eo e?
Aiza koa ny porofo? tsy izay milaza ho izao sy izao anie d manana ny marina daolo e!
mamsoo:
Ny tsy nosaininy (Andry) dia hoe izy anie tsy mbola niteraka e. Raha simbaindry "zalahy" @ kely foana dia ho aiza?
Eritreritra sandra nandalo ny ahy. Tsy fantatra!
Mike Brant e. Qui saura?
Amin`ny 13 decembre aho milaza ny hevitro indray
Iza no hanimba azy am kely ftsn? nareo? aza maita volana alohan'ny biby hoa!!! raha sanatria aloha izany k ts lany i andry d efa hay fa nangalabato indray ny mpanao azy e! d tsy iza fa ny ao am fitondrana...
26. Bol
(
06/12/2007 06:44)
Inona moa ny olana na iza na iza no manosika an'i Andry TGV e! IZay anie no atao hoe DEMOKRASIA e! Misy ny au pouvoir dia misy ny contre!
Raha izay ve ny fomba hafa ahitan'ny contre ahombiazana hoe miafina ao ambadika ao dia inona ny olana ? SA MATAHOTRA NY FITONDRANA SAO RESY? Hatramin'ny Minisitra mantsy t@ MBS hitako manao propagande nefa mety ve zany e?? Ny Automobilin'ny Fanjakana moa tsy lazaina intsony dia mody takonana ny numero! TSSSSS...

27. niainalynx
(
06/12/2007 07:12)
Tsy maintsy misy lalao maloto daholo ny zavatra rehetra misy eto amin'ny firenena e ! Ny vola ihany no fototr'iazny reehtra izany ! Fa raha resy eo aloha ny TIM dia zay vao tena afa-baraka miampy TVA e !
Ny mahafinaritra ahy fotsiny dia misy zany ny olona sahy mijoro sy miseho hoe tsy ny TIM no tompon'ny tanàna fa iaraha-manana ny tanàna e !
Ny mampihomehy koa dia izao : ny propagandy ataon'ny TIM dia mampiseho zavatra milay be vita tam jeux des iles ireny fa ny an'ny TGV dia lalana maloto, tetezana simba, ranompotaka etc . MIlay be e ! Ny iray mampidera calendrier dia ny iray mampidera maquette ! Reveko be e ! Fa ny hitako tsy dia mety dia ny MAKI de Madagascar lasa manohana an-dRahery fa ahoana mitsy moa ny équipe nationale no sahy manao an'izany ! Toa ohatry ny tsy mety zany amiko ka ! Sa ahoana ?

28. ari.malala
(
06/12/2007 08:38)
ka ts efa voalazan'i niainalynx aza v fa ny vola no antony sy fotor'izany e...
29. agoago
(
06/12/2007 08:44)
Manonofy koa ianareo, tsara ny manonofy, mianga amin'ny nofy hono ny zava drehetra. Antananarivo ve dia ho avelan'ity fitondrana ity tsy ho an'ny Tim na hangalarany vato aza !.
Nefa ho lany amin'ny fomba mazava ihany ny candidat fijeriko azy, ny azy efa ela no naka départ.Tsara aloha ny mba misy sahy mifaninana amindry zareo, manome spectacle ny fifidianana fa raha tsy nisy nijoro moa, nisy dikany inona.

30. tsiafoi1
(
06/12/2007 10:57)
CONTINUITE fa tsy BOGOSITE wa
Inona no vitan'i Andry : INJET - MADPUB - VIVA (sté de communication et publicité) Inona no nentin'izany teo @'ny fiainanao??? Valio. Tsy mahagaga raha mipôka be le propagande fa spécialité an'io (marketing & commerciale de formation. Reny le mpivarotra ampitsanganana ozy ny fitenenana.
Inona no vitan'i Faly : LALANA - TERRAINS - TSENA MARO - TANANA MAHAFINARITRA - POMPE MARO SAMIHAFA - JET D'EAU sns... Mbola eo ampamitana ny CITE DES 4MIS sns...
SOKAFY TSARA NY MASO SY NY SAINA FA ANTANANARIVO TSY VITA 8 VOLANA

31. ari.malala
(
06/12/2007 13:36)
tsiafoi1, tena siora v ndry fa ampy tokoa ny paompy eto am tanàna? za miteny we non... ary ireny tanàna mafinaritra teneninareo ireny ts tsapanareo fa vonjy tavan'andro tam jeux des îles v ireny? ra resaka lalana, ny arabe nga hoe, fa raha vao miditra elakelantrano d efa veloma eeeeeeeee! d aiza amzany... d'accord za hoe ts mbola nisy nataon'i andr tgv fa aleo alou izy hi prouver hoe capable kou izy...
33. kolyh
(
06/12/2007 14:56)
Ari-malala: te hanampy kely zay voalazan'i tsiafoy, marina fa tsy ampy ny paompy, ary mbola tsy vita ny any anelakelan-trano. Mbola preuve ny fahaiza-miasa zany, zay le esprit de business: TIME IS MONEY - PRIORITE aloa, fa mba takatrin'ny sain-dry moa ny vola nampidirin'iny jeux des îles iny : 3 fois plus ny dépenses lany tamin'ny aménagement rehetra, ary ampy hiatrehana ny any anelakelan-trano rehetra.
34. kolyh
(
06/12/2007 15:36)
d'accord za hoe ts mbola nisy nataon'i andr tgv fa aleo alou izy hi prouver hoe capable kou izy...
PLUS ON VOIT, PLUS ON CROIT : tokony nasehoany mialoha zay zava-bitany aloa, de mora kokoa ny nino zay lazainy, fa zao izy manao coup publicitaire be fotsiny.
35. akama2006
(
06/12/2007 16:32)
fa inona no tadiaviny kolyh sy tsiafo1 ho ataony?tsy maire izy na ministra ka hanao zavtra mikasika mivantana ny tontolo politika,ny mairie tany toamasina sy fianara jereo tsy nahazo vola ,tsy nomena stotra izao no marina!mba lozika ve izany?olona misy saina tokony hitondra ve no misaina toa izany,fa angaha ny olona monina amin'ireny toerana ireny arema 100% na tambatra 100 % na tim 100%??? mba valio kely hoe ireo ry tim mafana isany!satria raha fomba fisainana mirefarefa aminy tany tahaka iznay adala iznay ny olona nataony barazy ekonomika taminy 2002,nitaky ny famelana ny entana sy ny olona hivezivezy fa tsy ho saziana noho ny hamaivanany lohany roa tonta!rehefa anao argument nareo dia ataovy mba "objective" na "partisane" aza e,tsy misy manda izay tianareo fa le manaratsy ny vitany sasany nefa hors jeux le fampitahana kosa tsy mety!pub no zavatra ataony jereo ny vokany nitondra soa satria mampiditra vola ho any commune,manome hendrika ny tanana sy ny rindrina izay ny 90% ny trano malagasy dia tsy misy fikarakarana,lazao fa lainga koa io,ohatrany hainareo ery ny miteny hoe inona no vitany teo aminy fiainanao,fa anadahindreniny enao sa anabavindrindrainy? sa nony tonga teo ra8 mpanao mazia dia nomeny bonbon nareo mitsam?vaha olna ho any daholo be resahina fa aza ze nitranga aminy fiainany mpisolelaka !
36. fijo
(
06/12/2007 23:19)
manohana an dravato mihintsy aho.
raha fahadisoana ny mandray vola avy amin'ny arema na tsy haiko,dia torio izy.fa raha tsy mandika lalana izy,avelao hanao e.ny vahoak ano hitsara azy eo
raha fahadisoana ny mandray vola avy amin'ny arema na tsy haiko,dia torio izy.fa raha tsy mandika lalana izy,avelao hanao e.ny vahoak ano hitsara azy eo
37. tsiafoi1
(
07/12/2007 07:51)
akama 2006:
fa inona no tadiaviny kolyh sy tsiafo1 ho ataony?tsy maire izy na ministra ka hanao zavtra mikasika mivantana ny tontolo politika,ny mairie tany toamasina sy fianara jereo tsy nahazo vola ,tsy nomena stotra izao no marina!mba lozika ve izany?olona misy saina tokony hitondra ve no misaina toa izany,fa angaha ny olona monina amin'ireny toerana ireny arema 100% na tambatra 100 % na tim 100%???
Misy fahendren'ny ntaolo malagasy manao we : NY VORONA TSY MITOVY LOKO TSY MIARA-DIA. Logique ny natiora zany sady lojikam-piainana (ara-piaraha monina, ara-tsosialy - ara-politika)ihany koa. Raha tiana ny hisian'ny firindrana sy fahombiazana, tsy maintsy mampitovy tadin-dokanga.
Ilay resaka we samy TIM, na samy AREMA daolo zany de tsy azo hifanomezan-tsiny e. Fa ianao ve mino fa raha TGV no tonga eo @'ny fitondrana tsy ho feno TGV hatrany anaty couloir de réception, na za zao aza hanao TGV, politika io ntsinona koa); Zao sahady aza de efa feno TGV miforona eraky elakelan-trano, ny we akama, bandy akama lery sns, ireo resaka samy akama io tsy ho foana akory, normal sady logique be zany! Ka eo no tiako hatongavana we raha mbola TIM no eo, de aleo zay mitovy famindra aminy no hiara-dia aminy fa manjary tsy hisy zava-banona ho vita, raha tsy we anga esorina eo @'ny fitondrana Ra8 nefa nofy zany aloa raha mbola zao!
Maika loatra i Andry e! Tokony niandry mandat manaraka izy vao niroboka, @'izay fotoana zay sur 100%. Mety ho préparation de terrain koa anie ny azy, raha izay de mety tsara! Fa raha @'izao fotoana zao, hijabaka ao anaty mandat an'i TIM, manimba carrière izy!
38. ravatorano
(
07/12/2007 10:22)
araky ny reko tamin'ny fahapalalam-baovaon'ny radio don bozsco teo dia namaly izany Ingahy Andry Rajoelina fa fananany manokana sy heripony tanteraka tsiy an'olona no vola entiny amin'io fampielezan-kevitra io
raha nihaino vaovao tamin'ny radio viva indray aho dia navoakan-dry zareo tao mihitsy ilay fanambarana nataon'i Andry tgv teny ambohimanarina anosisoa fa izy tsy manana olona mpiahy izany na ara politika io na ara bola fa izy rery ihany na volany ireny ihany no ampiasainy.
"Izaho manana imprimerie ary miasa amin'ny pub ka tsy mahagaga raha mahavita fampielezan kevitra tsara kokoa nohon'ny sasany izahay;mampiasa tv sy radio viva koa hanentanan ny mpifidy ka aza gaga nareo fa hainay io" hoy Andry Rajoelina anio !
izay zany
ary nisy mpanao gazety nilaza koa fa banky anakitelo eto antananarivo no misy ny compte an'i Andry tgv ary nilaza ireo banky ireo fa vola madio sy tsisy versement avy any ivelany ao amin'ny compte-ni TGV
d miandry izay ho lany eo ny tenenay e
marina ny voalazan'i tsiafoi1 we rah tim ny mpitondra dia manao tim dhl ny olona mamadika palitao malaky mba hahazo toerana izao indray mafana ny tgv dia feno aazy ny elakelatrano houzy hihihih
marina zany e

39. ari.malala
(
07/12/2007 10:40)
fa efa firy volana taorian'ny fahavitan'ny jeux des îles moa isika izao e! atao hoe nampidi-bola be ireny jeux des îles ireny, nahoana no mbola tsisy elakelantrano sy paompy mitsangana iany? sa inona ndray alou ny priorité? ny propagandy?:-D:-D:-D
40. akama2006
(
07/12/2007 22:50)
tsiafo1> tena "monde" roa tsy mitovy ny hiainantsika ;tsy manome tsiny anareo aho raha izany no fomba fijerinareo satria malalaka io!
aminareo izany raha Tim na Arema toa ny taloha no maro an'isa dia tsy maintsy tokony ho ireo na tiany olona na tsia ny "maire"?
ka na tsy omena vola sy avela hivelatra anaty fako aza ny olona rehefa tsy nifidy ilay antoko matanjaka dia mety iznay?
any aminy tany mahantra tokoa angaha fa raha aminy tany "mahiratra" sy"misaina" na hanao fizarana vola aza tsy ahita olona hifidy fa izy tenanay no ho tapaka ny lohany!efa taminy 1789 ny vazaha frantsay no niady ny mikasika izany toetsaina izany ,tena alavitra ny misy ny gasy fa mbola hakaiky raha izany ny 19 siekla ho antsika nefa ny tena marina dia 18em!LOZA:roll::roll::roll: