sipa gasy lasan'ny vazaha
1. imaitsoanala
(
24/10/2007 22:35)
aona ry lty reo sipantsika lasan'vazah reo an
ataon'ny vazaha malala ny....'ny mitsy
efa tena lany henatra mitsy v d na vazaha efa ita fa antitra b zao aza mbola iarahana ihany
ny tena tsy tanty ry zalaha d ny mahita sipa kely 18toana na 20 taona eo ho eo miaraka amin'ny vazaha eo amin'ny 40-50taona eo.
ny zava-bitany any ts eritreretina tsony
tena mafy mihitsy v ny mitady vola ka zany sisa no atao am zao
inn vaha olana ry zalaha fa efa mila avaky fo mitsy mijery anreny an

novalian'i sylvoalias ny 08/01/2008 11:28
2. xxx
(
24/10/2007 23:08)
Atao ahoana ry ise fa izay izany no izy knou. Mahaiza mionona e! Ataoko fa tsy lasan'ny vazaha daholo ry zareo fa mbola misy ihany any tavela, dia mahaiza mifidy tsara fotsiny.
3. cutie
(
24/10/2007 23:16)
ary nga tsy mba asianareo resaka ny bandy gasy lasan'ny sipa vaza :lol:
4. diamondra27
(
24/10/2007 23:25)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/miverena/video/x1dtws_lavitra-erick-tahiana_music
6. xxx
(
24/10/2007 23:57)
cutie:
ary nga tsy mba asianareo resaka ny bandy gasy lasan'ny sipa vaza :lol:
Aleo asiako resaka koa izany mba ho fanomezana fahafampo ho anao! Mahaiza mionona fa izay izany no anjarany, na fotsy io na mainty tsy misy olana tsy izaho no hiara-hatory amin'iny.
Dia aza kivy aza ketraka fa 17 millions hono isika mianankavy izao, sady jeune be daholo. Mbola misy anjara maromaro azo fatorana ao izany fa aza ketraka. :-D
7. cutie
(
25/10/2007 00:01)
Aleo asiako resaka koa izany mba ho fanomezana fahafampo ho anao! Mahaiza mionona fa izay izany no anjarany, na fotsy io na mainty tsy misy olana tsy izaho no hiara-hatory amin'iny.
Dia aza kivy aza ketraka fa 17 millions hono isika mianankavy izao, sady jeune be daholo. Mbola misy anjara maromaro azo fatorana ao izany fa aza ketraka.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
misaotra tompoko:-D
11. xxx
(
25/10/2007 02:29)
cutie:
tsy lasan'iza na iza fa in no mahagaga:-D:-D:-D
Dia aza misososka alahelo intsony izany fa efa ho avy ilay haka anao! :-D
12. Jeankely
(
25/10/2007 03:25)
Fanatontoloana io ry namana a. Na avy aiza na avy aiza ary na mitovy na tsy mitovy taona dia izay ahavitany ny fiainanay no alehany. Efa niodina atsy ambadika hoe vola vao fitiavana ary efa nisy nanazava fa fitiavana tsisy vola tsy ampy. Na vazaha na Malagasy samy manao izay tiany hatao rehefa mahazo vehivavy ary samy mitady izay ahazoany fahafinaretana. Izay manaiky azy dia lasany ary na faly ianao na malahelo tsy tanan'iza n'iza ny fanatontoloana ny zavatra rehetra: na ara-toe-karena, na ara-fiarahamonina, na ny fombafomba na ny inona. Rehefa mahantra ny firenena dia mitady any ivelany no atao sahala anao miasa ivelany io ihany satria tsy ampy anao ny karama any Madagasikara.
13. xxx
(
25/10/2007 03:40)
Jeankely:
Na vazaha na Malagasy samy manao izay tiany hatao rehefa mahazo vehivavy ary samy mitady izay ahazoany fahafinaretana
Gravy be izany an! huuuum, izay izany le hoe fahafinaretana an? =))
16. SOBIKA
(
25/10/2007 05:13)
ndryyy
ko atao ahoana eh mianara mionona fa izay no hitanireo fa hanafaka azy @ fahantrana! ireo antidahy vaza ireo rahateo mahay manambitamby sy manome fifaliana le gasy kely! hevero fa ny gasy tovolahy anie ka efa niova fisainana koa eh! mampitondra fahoriana sy tia andrakandrana !:^)
fa raha mifankatia sy mifanaja izy! izay zany no mahasalanitra azy eh!
fa le bandi lasan vaza tokoa aza kooo! aleon gasy nahavita fianarana sy le miasa any ampita manambady vaza mba hijanonany any ampita sy koa ireny no hitany fa mitovy faripiainana sy fisainana aminy donc samy efa mandeha aminizay mampety anazy!
malalaka be!
de amizay koa mety mba ho samy hanana ihany ireto sipa gasy betsaka tsy manana satria vitsy ny bandy gasy! sady zareo koa mifidifidy tsara de ze farafidinareo reo lasan vaza ireo eh! hihihiih :P

17. tess
(
25/10/2007 05:14)
imaitsoanala:
aona ry lty reo sipantsika lasan'vazah reo an
ataon'ny vazaha malala ny....'ny mitsy
efa tena lany henatra mitsy v d na vazaha efa ita fa antitra b zao aza mbola iarahana ihany
ny tena tsy tanty ry zalaha d ny mahita sipa kely 18toana na 20 taona eo ho eo miaraka amin'ny vazaha eo amin'ny 40-50taona eo.
ny zava-bitany any ts eritreretina tsony
tena mafy mihitsy v ny mitady vola ka zany sisa no atao am zao
inn vaha olana ry zalaha fa efa mila avaky fo mitsy mijery anreny an
heverinao angaha fa amin'zao fotoana izao tsy mi existe ny sipa kely 18 ba 20 ans miaraka am gasy 45ans na 50ans?????:°) misy io ary za mihitsy no mahalala mahafantatra analay sipa....ilay rangah vadin'ou en plus fa erahana ihany ary hoy ilay sipa hoe na manambady aza izy tsy rarahako fa refa miadana aho miantoka ny hofatranoko sy ny rehetra de ampy ahy izay...fa aza de ny gasy manambady vazà vfoana no dradradradraina fa eny antoerana efa betraka no hita manao anzany:^)
18. Jeankely
(
25/10/2007 05:15)
Tsy nanandrana namaritra ny fafinaretana aho fa nilaza fotsiny ny zava-misy. Na tany aiza na tany aiza dia lasan'ny manambola foana ny entana fa tsy ny Malagasy ihany. Ny anabavy sy ny zanaka ary ny havana amantsakaiza lasan'ireo manambola no hitanao sy mampalahelo anao fa mbola be noho ireo ny olona @ firenena hafa lasan-dry zalahy. Avadio kely fotsiny ny pejy fa efa nolazain'ny vehivavy ao ambadika ao fa tsisy ilaina azy ny lehilahy Malagasy ka izay no hitsambikanany @'ny vazaha. Na avy ao Comore aza milalao sy mivalapatra @'ny mofony rehefa tsy mahavita azy ny lehilahy Malagasy hoy reo.
19. tess
(
25/10/2007 05:19)
jenakely: ekena, zava misy izany ka tsy hatao mahagaga.....lay sipa 20 ans aza mahazàka azy efa miketrona lohalika sady tsy menantra ny miaraka aminy ko enao no ho taitra..
maro marina no mbola libre maninona raha ireny no alaina ndray.......:-D

20. tess
(
25/10/2007 05:22)
ity misy tantara marina iray..
nisy sipa izay somary mbola tanora nanambady an'ilay vazà suisse izay ...nivady ireo nonina tao foulpointe tao foana...ingahy vazà mandray pension be mitsy, ny trano novidiany sy natsangany ao foulpointe be dia be mitsy , pata be mitsy izy tao...fa noho ny fahanterana dia maty ilay rangahy fa lay sipa dool no nandova ny fanànana na ny pension satria tsy manananjanaka na manankavana lay vazà antitra io....fa izany wa! tena i rasipa dool no nahazo ny harena...fa in hoy enao efa 45 ans izao ilay sipa fa bandy 25 ans gasy avy ao tanà no miaraka aminy any indray izao....
de jereo amzany ary .....amzao toa ny vola no maha olona marina:-w