sipa gasy lasan'ny vazaha

21. agoago ( 25/10/2007 05:33)
Io dia araka izay hitondran'ny tsirairay ny fiainanay ihany, fa raha izaho manokana aloha dia tsy mankasitraka ny mariage mixte aho,aleo ihany ny gasy na marina misy mandaginina ihany indraindray amin'ny gasy.Lay taranaka sady tsy any atsy tsy any aroa no mampalahelo, ny fisainana koa tsy mitovy.
22. ravatorano ( 25/10/2007 10:26)
samy ùandeha amin'izay reviny io e
ze pà d paika hoy ra valala izay
:wink:
23. Kwasi ( 25/10/2007 10:43)
D\'efa io fanatontoloana sy fahafinaretana lazain\'i Jeankely io no izy e, ka dia aleo tsy maka aretim-po @ zany tsony.

Izahay bogosy tsisy sosy moa d\'efa tsy konty tsony @ zao ka dia aleo mangina ko. Asa na mba mety ho azon\'ny Mama Benz ihany atsy ho atsy na tsia.:wink:
24. kally ( 25/10/2007 10:43)
Inona ary no mampiasa saina anareo amin'ny vadin'ny olona? Rehefa tsy ianareo no vadiny dia aleo izy handeha fa izay no tiany. Na zanakareo aza angaha ho voatananareo any aoriana any rehefa mahita ny olona tiany ho vadiana izy? Na anabavinareo aza angaha azonareo fatorana rehefa izay no tiany, ka mainka fa olona tazanareo eny amin'ny arabe,tsy ianareo anie no hamaha ny olany ka aleo izy hilamina fa izay tiany ihany hono io e!:lol:
25. salmo1 ( 25/10/2007 10:57)
imaitsoanala:
sipa gasy lasan'ny vazaha

Tsy asiana olana, ary fitiavana daholo izany.

raha 10 taona ny elanelany farabehany, tsisy bleme maintsy... :@

Raha vao mihoatrany 20 taona ny elanelany...makorely e! tsisy hevitra ntsony.^:^
Asa, mety tsy makorely koa izy fa tena tia maintsy.
;-)
26. remandilatse ( 25/10/2007 11:18)
tsy koi koahy io, misy koa bandy lasa homo, sipa lasa lesbienne, lasa ny africain, lasa ny sinoa, lasa ny karany, ny comorien... c'est la vie
ny tena probleme koahy de tsotra:

Lafa lasa ny vazaha na sinoa, na africain va rôzy, le vazaha no lasa manao fomba gasy sa le gasy no manao fomba vazaha?

ka laha lasan'ny sipa gasy zao sarkozy, ka lasa tea gasy re bakeo, sady manka nationalité gasy tsy izay ro soa:

sa...
27. salmo1 ( 25/10/2007 11:19)
tess:
nisy sipa izay somary mbola tanora nanambady an'ilay vazà suisse izay ...nivady ireo nonina tao foulpointe tao foana...ingahy vazà mandray pension be mitsy, ny trano novidiany sy natsangany ao foulpointe be dia be mitsy , pata be mitsy izy tao...fa noho ny fahanterana dia maty ilay rangahy fa lay sipa dool no nandova ny fanànana na ny pension satria tsy manananjanaka na manankavana lay vazà antitra io....

De milamina ve ny sainy le sipa. Satry izany no tena antony nakany an-le rangahy:?:

Zany oe: zarany lay sipa nanambady azy, satry efa vitsy kely ny fiainany ety antany dia avy eo: ho azy daholo ny harena rehetra.

a+ rehefa nanambady tanora ndray lay sipa...dia tsy ny hatsemboany izy mitsam maintsy no namelomanany tokantranony fa ny harenany ilay rangahy zay lasa nody mandry.

Tsy hitako zay mahatsara anzany^:^

28. tess ( 25/10/2007 11:21)
salmo: tandremo leisy ity filazàna makoraly an!
maro ny sipa fatako manambady plus de 20 ans na nanambady gasy izy na vazà fa tsy makorely izany....
nahoana moa no antsoina hoe makorely izy mba azavao hoe!!!:wink:


soa fa nasian'ilay an'ity soratra ity teo ambany
Asa, mety tsy makorely koa izy fa tena tia maintsy.
:-P
29. xxx ( 25/10/2007 11:30)
tianao ve ny vadinao dia hatory @ ity olona mandalo rehetra ity eh??? il n'y a que le train qui ne passe pas dessu???
30. salmo1 ( 25/10/2007 11:41)
remandilatse:
le vazaha no lasa manao fomba gasy sa le gasy no manao fomba vazaha?
Vita be ny gasy fa aleo iany alou ny gasy no hakatahaka ny vazaha.

de zao ihany koa:
Aza manaiky hambanimbaniany vazaha zany, fa ny gasy mbola manana endrika hafa manokana sy fitondan-tena milay...ary kirana ny vaza raha vao mahita antsika somary hafa kely.
;-)
31. tess ( 25/10/2007 11:52)
salmo: hihihih izany aloha de marina e! sam olombelona izao ihany ve de hanaiky hambanian'ny sasany amzé resaka kolera...fièrs tsika am maha antsika antsika wa! :-D
otran'ny ireo vazà lazaina fa be antitra ireo, ny lehilah no tiko lazaina....
tena mibotsina be ry zareo ao antanàna ao..heveriny fa azo amin'ny izay azo hanovana azy dool ny tovovavy gasy nefa aty amin'ny taniny izy tsy misy mpijery:-D
fa ny sipa kely koa aloha tsy laitra raha hikoty anreny kou aiza izy no tsy hizesita......
32. tess ( 25/10/2007 11:55)
otran'ny ilay vazà fantako lasa nande any madà izay ! any mantsy ny pension n'i lery matanjaka tsara....lasa nioetraka any izy mantsy ,fa taty izy tsy mety mahita na sipa iray aza, izy efa ho 60 taona , any madà izy hitako tamzà nanao vacs tany teo...feno sipa ny fiarany ary sipakely doool...
tena enjana ity wa!:-D
33. cutie ( 25/10/2007 12:35)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 25-10-2007 04:12:32
Lohateny : Re : sipa gasy lasan'ny vazaha
cutie: neveriko oé lasa any mahajanga

saika lasa :-D
34. cutie ( 25/10/2007 12:36)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-10-2007 04:29:10
Lohateny : Re : sipa gasy lasan'ny vazaha
Hoy i cutie:

tsy lasan'iza na iza fa in no mahagaga


Dia aza misososka alahelo intsony izany fa efa ho avy ilay haka anao!

:-D:-D:-D:-D:-D
za tsy mila
35. salmo1 ( 25/10/2007 13:07)
cutie:
ary nga tsy mba asianareo resaka ny bandy gasy lasan'ny sipa vaza :lol:

Ny sipa gasy no olana eto fa tsy ny bandy gasy.

Ny sipa vazaha matetika mahay mikarakara sy mampiaraka kokoa noho ny sipa gasy:lol:
Ny haingony vazaha koa milay e, manja ;-)
ozy lay bandy namako zay tamiko oe: ny sipa gasy tao fisaka be fa tsy mba boribory ôtrany vaza :lol:
Ka na dia niaraka @ sipa gasy eny andalana aza, mampisalasala ozy ledala. Sôde manenina koa ry zalah avy eo de aleony kokoa miaraka @ vaza. Ozy kou ledala oe: ny sipa vaza raha tara train @ bandy gasy enjana be ah...

cutie: fa ianao ve kalouny hitady hitovy @ dadabe razafy :?: http://www.dailymotion.com/relevance/search/nabaoh/video/x2i96h_nabaoh-revy-sy-ditra_music
;-)
36. majakely ( 25/10/2007 13:16)
fombam-piainana doly zany ee,aza atao lavitra loatra ny saina...aleo koa ange ny tsy mitovy no miaraka e,raha mitovy be ndray lasa mora mankaleo ,samy maka ze mahasambasambatra azy eny,amizay mifampianatra ny fomba ,izy vazaha mampianatra anao ny fombany ,ianao gasy mampianatra ny fombannao ami- zareo vazaha!!voilà tahaka izay no izy aminy :)
37. xxx ( 25/10/2007 13:20)
ny sipa gasy tao fisaka be fa tsy mba boribory ôtrany vaza
tena marina io a:-D:-D
38. sarobidy ( 25/10/2007 13:20)
majakely: soleilllllllllllllllll kiss njiko :-* :-*

marina nenjiko:°)
39. Kwasi ( 25/10/2007 16:59)
36. Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-10-2007 15:20:04
Lohateny : Re : sipa gasy lasan'ny vazaha

Voalaza teo :
ny sipa gasy tao fisaka be fa tsy mba boribory ôtrany vaza

tena marina io a

Tsy marina kosa lesy zany a. Mba mijerijery sary eto ihany aho fa tsy mbola nahita fisaka izany.:-P:-P:-D
40. xxx ( 25/10/2007 17:01)
Inona moa no olana e1 Ny fisaka anie izao no lamaody e, ireny matsiro kokoa! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.215