sipa gasy lasan'ny vazaha

41. xxx ( 25/10/2007 17:47)
cutie: fa ianao ve kalouny hitady hitovy @ dadabe razafy Jereo eto

manin hono dadabe razafy fa tsy misy azoko ze lazainy ao :roll:
42. salmo1 ( 25/10/2007 23:03)
xxx:
Inona moa no olana e1 Ny fisaka anie izao no lamaody e, ireny matsiro kokoa!
Aiza kosa e? :-D

Aoka hazava tsara amnareo fa nisy bandy gasy zay nande nanao vakanse tany Mscar, de noho niverina ledala de nitondra sarina tovovavy malagasy nande plazy, fa hoy ledala tamiko: - mba mianatra ho vaza mitondra tangas ny gasy, knefa fisaka be.=))

Ledala manana joba vazaha amnio ah!:-D
;-)
43. Jeankely ( 26/10/2007 02:33)
Aleo izy hanambady vazaha raha izay no mahasoa azy. Hafa ny manao makorel mandalo ary hafa ny manambady. Raha olona sady tsisy hianteherana ary tsisy hitsinjovany ny ho aviny rariny loatra raha tsy ilainy. Fiainana izany ary samy mikaroka izay ahasoa ny ho aviny sy ny taranany. Izay manao kilalao fitiavana dia azy ny azy.
44. LazaDaddy ( 26/10/2007 03:29)
imaitsoanala:
sipa gasy lasan'ny vazaha
Misy olana angaha?
ikaretsaka:
fa i cutie lasan'iza
Tsy lasan'ny vazah fa mety ho lasan-dry Zalah!
xxx:
Dia aza misososka alahelo intsony izany fa efa ho avy ilay haka anao!
Sao dia ho lasan'i Lazah kosa ary? =))
45. Herimiafina ( 26/10/2007 03:33)
Io mihintsy, vas-y Laza! hehehehe=))
46. Jeankely ( 26/10/2007 10:27)
Ny sipa gasy ihany ve no lasany sa ny saina sy fijerinao manontany mbola Malagasy sa efa vazaha?
47. cutie ( 26/10/2007 12:59)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-10-2007 19:47:29
Lohateny : Re : sipa gasy lasan'ny vazaha
Voalaza teo :
cutie: fa ianao ve kalouny hitady hitovy @ dadabe razafy Jereo eto

manin hono dadabe razafy fa tsy misy azoko ze lazainy ao
48. fasaly ( 26/10/2007 13:34)
Jeankely:

Ny sipa gasy ihany ve no lasany sa ny saina sy fijerinao manontany mbola Malagasy sa efa vazaha?

amiko ny saina sy fijery somary miova ihany koa arakaraka ny fotoana mifanerasera amindreo fa izany tsy midika hoe hadino ny harenan'ny gasy:-P


49. fasaly ( 26/10/2007 13:36)
jeankely: araka io voalzan'i majakely io....


35. Mpandefa : majakely [ Valio ] 25-10-2007 15:16:50
Lohateny : Re : sipa gasy lasan'ny vazaha
fombam-piainana doly zany ee,aza atao lavitra loatra ny saina...aleo koa ange ny tsy mitovy no miaraka e,raha mitovy be ndray lasa mora mankaleo ,samy maka ze mahasambasambatra azy eny,amizay mifampianatra ny fomba ,izy vazaha mampianatra anao ny fombany ,ianao gasy mampianatra ny fombannao ami- zareo vazaha!!voilà tahaka izay no izy aminy
50. salmo1 ( 26/10/2007 13:56)
cutie: :b:b
aoka zao ihany, fa lasa mimeme anah eo ndray ndry!!
;-)
51. cutie ( 26/10/2007 14:05)
salmo :-w:-w:-w:-w:-w:-w
52. salmo1 ( 26/10/2007 14:07)
:-D:-D:-D:-D:-D
53. cutie ( 26/10/2007 14:11)
rap be le ao koa, za tsy tia rap:-D
54. salmo1 ( 27/10/2007 14:59)
cutie: samy manana ny tiany zany e! zah koa tsy niteny maintsy oe: tiavo lay hira, fa ndry sy dadabe razafy misy fitovizana:-P ;-)
55. LazaDaddy ( 28/10/2007 23:01)
alaivo hono lehiretsy i cutie sao lasan-dry zalah an! Ry Herimiafina izany moa dia sanatria toy ny faly manilikilika fotsiny> Sa koa aleon'ingahy ihany maka vazah? hah
56. Jeankely ( 29/10/2007 08:04)
Olona tsy mahay miteny vazaha aza lazaina fa tsy alehany koa inona no tsy hahalasan'ny vazaha ny jaoba e. Ianao aza hatramin'ny fahaizanao vidian'ny vazaha koa inona no olana. Samy lafo daholo na ny ara-batana na ny ara-tsaina.=))=))=))
57. xxx ( 29/10/2007 08:24)
jenakely: rehefa tsy mahay miteny vazà lay jaoba ka rehefa lasan'ny vazaha tsy maintsy mahay foana
ny fahaizana vidian'ny vazaha kosa aloha tsy olana koa iny an! aty ivelany izy tsara karama...
58. Jeankely ( 29/10/2007 08:39)
Efa milaza aho hoe tsy ny maha-olana azy no resahiko fa ny fitarainan'ny sasany. Samy manompo vazaha izao ihany nefa ny sasany malahelo rehefa lasan'ny vazaha ny sipa.
59. xxx ( 29/10/2007 10:01)
ka io ilay hoe akaiky tsy manitra fa lavitra vao mamerovero dia hitomaniana sy halelovana rehefa lasa lavitra ...lasa lavitra = lasan'ny vazaha...
60. salmo1 ( 29/10/2007 13:44)
xxx:
rehefa tsy mahay miteny vazà lay jaoba ka rehefa lasan'ny vazaha tsy maintsy mahay foana

Na lay bandy gasy ireny aza, rehefa tsy mahay miteny vazaha de mahay wazy:lol:
Fa zao koa, lay bandy lasan'ny vazaha ireny... mety lay vazaha maintsy no resy sy lavo, ka baboka t@ lay bandy gasy satry mety hasoa azy manokana.
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1021