sipa gasy lasan'ny vazaha

61. xxx ( 29/10/2007 13:54)
:-D:-D:-Dmazava ho azy fa lavo sy babo ireny sipa vazaha ireny ao mahita ny bandy gasy ohatra bandy toa i salmo izao...aoka fotsiny.....
62. salmo1 ( 29/10/2007 14:01)
:-w:-w
xxx: zay ndray!!!!!!!!! :b:b:b
63. xxx ( 29/10/2007 14:05)
salmo: ka ianareo anie bogossy loatra e! ka aiza no tsy ho lavo ry zareo vazaha....fa mila ampianarina teny gasy izy ireny fa raha entinareo any madagasikara any izy ireny ka voahompa n'ny malgache amin'ny teny gasy dia asa fotsiny:?
64. sakaizakely ( 29/10/2007 14:41)
miala any indray ny resaky ny voasongona :-w:-w:-w
65. salmo1 ( 29/10/2007 16:01)
xxx: tsisy bogosy zany aty e. Fa arakarikiny fahaizanareo manao anazy iany io. Indrindra fa eo am-le oe fietsiketsehana :idea::idea:

sakaizakely: tsisy akanongonongona zany eto e!
;-)
66. xxx ( 29/10/2007 16:54)
salmo1:

xxx: tsisy bogosy zany aty e. Fa arakarikiny fahaizanareo manao anazy iany io. Indrindra fa eo am-le oe fietsiketsehana :idea::idea:

sakaizakely: tsisy akanongonongona zany eto e!
;-)


mba omeo sopapa amin'ilay fihetsiketsehana leitsy sao mba mahavoa koa zahay ah!;-)


67. cutie ( 29/10/2007 23:31)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 29-10-2007 00:01:43
Lohateny : Re : sipa gasy lasan'ny vazaha
alaivo hono lehiretsy i cutie sao lasan-dry zalah an! Ry Herimiafina izany moa dia sanatria toy ny faly manilikilika fotsiny> Sa koa aleon'ingahy ihany maka vazah? hah

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
68. cutie ( 29/10/2007 23:51)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 29-10-2007 17:01:54
Lohateny : Re : sipa gasy lasan'ny vazaha
xxx: tsisy bogosy zany aty e. Fa arakarikiny fahaizanareo manao anazy iany io. Indrindra fa eo am-le oe fietsiketsehana

le zesta zany :-D:-D:-D:-D
69. LazaDaddy ( 30/10/2007 04:07)
Salmo> ataovy @ i Cutie ary aloha ilay "fihetsiketsehana" e :)
70. Tokinao ( 30/10/2007 10:53)
cutie:

ary nga tsy mba asianareo resaka ny bandy gasy lasan'ny sipa vaza :lol:


:lol: :lol: :lol: :lol:
elaela aho tsy ni-dinika ka mba hanoratra kely ndray aloha :)


71. cutie ( 30/10/2007 15:54)
tokinao hihihihihi
efa elaela koa za no tsy niresaka :-D
72. cutie ( 30/10/2007 15:56)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 30-10-2007 05:07:56
Lohateny : Re : sipa gasy lasan'ny vazaha
Salmo> ataovy @ i Cutie ary aloha ilay "fihetsiketsehana" e

za tsy mila be zesta:-D
73. Veloo ( 30/10/2007 18:15)
:-D:-D:-D
74. salmo1 ( 30/10/2007 18:22)
cutie:
za tsy mila be zesta:-D

Za koa tsy mila:lol: sady tsy mila no tsy mitady intsony.:@

cutie: averiko ndray fa IZAHO DIA TSY MIZESTA!!!!^:^
;-)
75. cutie ( 30/10/2007 21:53)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
76. imaitsoanala ( 31/10/2007 22:23)
malatsaka daolo nareo
77. malalatinasoa ( 11/11/2007 08:39)
imaitsoanala:

malatsaka daolo nareo




inona ny latsaka taiza?
78. vakiniadiana ( 15/11/2007 08:24)
Tsy blem izany e, na vazaha souara be aza
inona ry ny tianareo ? izy manao makorelina, dia petafan'ny bandy mamolava isaky ny faran'ny volana, sa miaraka @ vazaha, tia azy, mikarakara azy ?
79. sylvoalias ( 08/01/2008 11:28)
Hoy Ratsiraka:" Ny tany ho an'izay miasa azy!",ny fitiavana anefa toy ny ketsa ka mora afindra,ary ny kibo noana tsy mahalala zanaka.
Tsy manome tsiny na mitsikera ireo vehivavin-tsika aho satria betsaka ny antony manery azy ireo nanapa-kevitra hamabady vazaha.(Anisan'izany ny koa ireo lehilahy Msy manabady rafotsy be vazaha).Na le izy tena fitiavana(0,1%(l):o8O:*),na kosa "par interet"(99,99%:!:).Ataoko fa miharihary @'ny rehetra fa ny homan-kely tsy mba reraka,ka aleo maty ramampitso toy izay maty androany,"Raha ho faty aho,matesa rahavana!,ary raha ho maty rahavana ,matesa ny omby!"...Rehefa tsy misy ny harapaka dia matsiro na dia totozy be rano aza.:lol:
Koa tsy ifanomezantsiny.Ho antsika lehilahy Msy dia aza mitsiriritra na enti-po na be lonilony fa reveo @ saina milamina satria izao no fiainana,.Raha nisy hapoaka isika dia ataovy izay mety,avoto ireo vehivavintsika!
Ny fitiavana anefa tsy an-kery no sady tsy an-tery ,..." Toy ny kanakana mandro hoe ny fiainana ka samy manao izay saim-patany" . Koa aoka re tsy hokarohintsika ny antony maro antsipiriany, satria ny tsirairay samy manana ny tanjony ka samy miezaka sy milofo ary manao ny "tout moyen sont bon" mba hahatratrarany izany tanjona izany.Mafy ny fiainana.
Amiko dia tsy hoe ny lehilehy gasy na ny vehivavintsika no samy tsy alehany fa ny fiainana kosa no manery ny tsirairay matetika hanao zavatra na fomba mifanohitra @ sitrapony.
Sao lava loatra ka aleo ho faranako @ isa telo...:1.2,3.%( a discuter!)
Sylvoalias
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3946