Ho an'izay XXX rehetra!

1. Papoose ( 17/10/2007 21:07)
Za mahita fa klown be le manao xxx satria:
-betsaka le mampiasa azy anebahana olona ato nefa dia kobo foana dia vao maika bobaka ny mankahala azy!
-dia le misy milaza azy ho francs ran sy ran nefa vao mi xxx enao de efa tsy francs (ha!)
-betsaka koa ny mi-x fa manao alahelon-kanina
-fa betsaka koa ny x hi appreciena olona fa tsy tiana handratra ny sasany dia aleo aloha mi trefle mi-x!

Mety betsaka ny tsy mbola voatanisako fa lasa miha-mahazo vahana ny mpi-x eto dia mampihomehy ahy fotsiny fa ohatran'ny nimagineko tampoka hoe lasa nitombo ny gasin'ny serasera le manafin-tarehy ohatran'le karana sa arabo!:-D dia betsaka ny miady ka lasa sehatra fiadivana le serasera fa tsy finamanana.

Fa tsara nefa raha tsy m-x @ zay tena mampiseho ny mahavehivavy sy mahalehilahy anareo!:-D
novalian'i mbaliana ny 30/10/2007 20:08
2. simplex ( 17/10/2007 21:21)

indraindray rehefa manao x enao vao tsy menatra na matahotra ny hampiseho ny tena mahalelah na mahavevavy anao k.

Azo aseho doly izay mety mahasadaikatra @ andavan'andro, ary afaka mamelabelatra @ antsipiriany hahazoana azy tsara.

Noho izany rariny dia rariny tokoa ra misy ny manao ny x, na misy adiady kely aza tsy manin satria samy mahazo izay iriany avokoa. Sitrapo ny manao x, ary izay no hitany fa mety aminy matoa izay no safidiny. Aoka isika tsy hiteny satria izay mangina volamena.
3. xxx ( 17/10/2007 21:56)
izaho dia variana mihitsy fa misy sipa eto manomboka amin'ny 03h00 maraina hatramin'ny 00h30 alina , tsy fitsikerana izany fa mba xxx fotsiny e !
4. ikaretsaka ( 18/10/2007 00:35)
fa ny tena tsy azoko amin'ity raha ity.. ilay olona milaza hoe aoka mba ho franc no manao xxx
ohatran'ny hoe ilay mamolava ary no miteny hoe aza misotro taoka.. ahoana koa izany?
5. cutie ( 18/10/2007 01:59)
ary i Ika ve mba franc alou:-D:-D:-D:-D
6. ikaretsaka ( 18/10/2007 03:05)
za franc rehefa ilaina dia macon rehefa ilaina!
fa tsy azo atambatra izy 2 an:wink:
7. cutie ( 18/10/2007 03:15)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 18-10-2007 05:05:33
Lohateny : Re : Ho an'izay XXX rehetra!
za franc rehefa ilaina dia macon rehefa ilaina!
fa tsy azo atambatra izy 2 an

:-D:-D:-D:-D
tsy hitako mitsy alou zany
8. ikaretsaka ( 18/10/2007 03:24)
ka ny ahy tonga de teneniko ny azo atao sy ny tsy azo atao ko..
avantako be mihitsy aza
9. cutie ( 18/10/2007 03:26)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 18-10-2007 05:24:03
Lohateny : Re : Ho an'izay XXX rehetra!
ka ny ahy tonga de teneniko ny azo atao sy ny tsy azo atao ko..
avantako be mihitsy aza

iza no mahalala we mety io na tsia:-D
10. ikaretsaka ( 18/10/2007 03:36)
ny intution ko!:wink:
11. cutie ( 18/10/2007 03:44)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 18-10-2007 05:36:22
Lohateny : Re : Ho an'izay XXX rehetra!
ny intution ko!

:-D:-D:-D:-D:-D
ahona no ahafantarana fa milaza ny marina le intuition.
12. Papoose ( 18/10/2007 03:48)
xxx:

izaho dia variana mihitsy fa misy sipa eto manomboka amin'ny 03h00 maraina hatramin'ny 00h30 alina , tsy fitsikerana izany fa mba xxx fotsiny e !


tay be zany ny internet connection-ny koa!:-D
tena x plus l'infini!:wink:
13. sasa ( 18/10/2007 04:17)
Papoose ka le X akia milay amin'ny sasany d aleo ataony any fa tsy mampaninona antsika ireny an! :-D:-D:-D:-D, isika mijery film fotsiny :-D
14. tywa68 ( 18/10/2007 05:05)
papoose : io notenenin'i sitlo io io : misy maha-menatra azy ny resaka ataony dia manao xxx izy.

Tsy atao olana akia zany a ! tohizo hono ny filma hiarahana mijery :lol:
15. xxx ( 18/10/2007 06:08)
Scanner-o ny karampanondronao dia asehoy eto dia manaova franc be ho hitanay!
16. Rasiligaoma ( 18/10/2007 06:24)
film mbola mitohy ity fa aza afamadika ny episodes na izany aza
17. ari.malala ( 18/10/2007 06:46)
tywa, za ky ts maita zavatra tenenin'i sitlo zany a! sa v mila ampiana ny solomaso ety amiko?8O
18. xxx ( 18/10/2007 07:40)
Papoose:

Za mahita fa klown be le manao xxx satria:
-betsaka le mampiasa azy anebahana olona ato nefa dia kobo foana dia vao maika bobaka ny mankahala azy!
-dia le misy milaza azy ho francs ran sy ran nefa vao mi xxx enao de efa tsy francs (ha!)
-betsaka koa ny mi-x fa manao alahelon-kanina
-fa betsaka koa ny x hi appreciena olona fa tsy tiana handratra ny sasany dia aleo aloha mi trefle mi-x!

Mety betsaka ny tsy mbola voatanisako fa lasa miha-mahazo vahana ny mpi-x eto dia mampihomehy ahy fotsiny fa ohatran'ny nimagineko tampoka hoe lasa nitombo ny gasin'ny serasera le manafin-tarehy ohatran'le karana sa arabo!:-D dia betsaka ny miady ka lasa sehatra fiadivana le serasera fa tsy finamanana.

Fa tsara nefa raha tsy m-x @ zay tena mampiseho ny mahavehivavy sy mahalehilahy anareo!:-D



Za mahita fa betsaka ny tsy xxx marary fo raha vao mahita xxx mandalo

ny sasany izany dia miady hevitra eo miady hevitra eo, dia rehefa lany bala dia miteny tampoka hoe "mivoaha ao anaty zipo ao aloha e" , eo izaho no tena manomboka mihomehy be

any @ hery miady varotra fa izy ihany no afaka manakana ny xxx e :-)
19. sasa ( 18/10/2007 07:52)
ari.malala simplex no tiany ho lazaina fa tsy stilo akia an! diso diso kely tsy mahamôrô an!
20. mbaliana ( 18/10/2007 09:00)
Indraindray koa angamba le xxx ireny miatsaravelatsihy... rehefa misy olona tiany kritiker-na dia xxx fa rehefa asehony le ps dia le hoe namana be...mba tsy iadiavany amin'le olona direct mantsy ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.243