Ho an'izay XXX rehetra!

81. sasa ( 26/10/2007 06:08)
xxx mba asehoy ao koa ny sarinao aloha mba ho hitanay vao miteny oul e!=))=))=))=))=))=))=)) eto ary d'efa tsy sahy mampiseho ps koa maika fa sary angamba d =))=))=))=))=)) mampalahelo !
82. ari.malala ( 26/10/2007 06:34)
sasa, njy iany no niteny ana hoe aza valina d avelao ho eo fa ny resak'tsina mifalifaly no ndao tohizina e! aza miady amin'adala ky a!
83. sasa ( 26/10/2007 10:09)
ari.malala marina izany akia an! hay tokoa moa azafady fa adinoko e!
84. mbaliana ( 26/10/2007 18:09)
Amiokodia ianao no be vava nefa nalman'io olona io raha ny nolazainy teto nefa mpamadika no sady mpitaty ra-kena koa raha ny fijereko azy! Tsy misy hatao fa manenjika rehefa tsy mety ny hatao atsy ambadika! Be vozona anagah?? Ianao angamba no tsy mahazo izay tadiavina eo @ fiainana fa ny ahy efa ampy ary tsiky dia ampy! Tsy mila mila ady eto toa anao na ry arimalala sy ry papoose na i karetsaka koa ,sasa, sns..
Ianareo tsy nijery akory hoe inona ny marina tao @ ilay tantara tany @ dinika maro dia manao resakin'ny mpitanty ra-kena no sady be vava nefa anie ianareo ireo tsy misy dikany akory eto @ serasera e!
Na @ internet aza dia tsy tsy fasika akory fa eto no be vava sy manala vangy! Jereo aloha ny tena vao miteny fa mahamenatra!
Fero io vavav. io dia tsiky dia ampy fa lasa vavan'andranomanalina ny ihafarany raha izao no mitohy! I diam anie ka mpandainga koa e!
Tsy ilay xx teneniny io fa mba mandiniha aloha vao miteny!
Ny teny alefa....



za aloha tsy te hahalala ny dinika efa lasa fa ny zao no hitako...na nahita na tsy nahita ny ilaiko amin'ny fiainako aho dia tsy eto mihitsy no ampisehoiko an'izany ka anambaniana ny hafa na hanamboniana tena mihoatra ny hafa ohatry ny ataonao zao eto amin'ny serasera ... za koa tsy mila ny ho hisy dikany eto amin'ny serasera e... ny anay milalao sy mianihany no ataonay eto.., zahay koa tsy hametra ny vavanay na vavan'inona na vavan'inona no hiafarany.. rehefa tsy mahazaka dia ny anao no fero fa aza aty no miseho mametra satria tsy ho feranay ny anay...tsy rarahanao ny zay hainay sy tsy hainay fa tsy tany aminao zahay no nangataka na nitaty rakena...mazava??
85. Papoose ( 26/10/2007 19:06)
@ fiainana fa ny ahy efa ampy ary tsiky dia ampy!

Zany hono nefa ny zvt lazainao tsy manambaran'izany mihitsy!:-D:-D:-D:-D mampime be tss!tsy lojika mintsy!

anareo tsy nijery akory hoe inona ny marina tao @ ilay tantara tany @ dinika maro dia manao resakin'ny mpitanty ra-kena no sady be vava nefa anie ianareo ireo tsy misy dikany akory eto @ serasera e!


Raha nanokatra an'ilay dinika xxx za tsy misy irarahiko zay tantara any fa remark-ko manokana no nataoko satria nampihomehy ahy fa aza ampifangaroana ny akoho sy ny vorona ee! fa enao no mahana eo!tsy niditra lalina t@ tantara tany ambadika za!
sady zahay misera voalazanao anarana reo tsy mila "dikany"raha misera eto raha zay no mahasalama ny sainao!zahay dia misera tsotra, manala azy, manome remark, mamosaka hvt
sady angaha enao no mpamaritra ny "misy dikany"sy ny" tsy misy dikany"eto??:lol: hay v misy an'izany ndray ee!!:-D:-D azafady fa tsa nahalala anga iiii!!


ari.malala,Ikaretsaka,Papoose, mbaliana hitanareo ve ny hitako ô

hitako be fa aleo aloha mody manao masobe tsy mahita:-D:-D
86. ari.malala ( 29/10/2007 06:35)
aza miditra am jeu any ry reto a! jereo nareo nge fa zao no tena tadiaviny e, memezo ftsn izy refa miadaladala mahay vava d mangina fa raha mamaky tsara nareo d le haharangitra antsika sy hamaliantsika ny adalany no tena tadiaviny. ozizy mants hoe
79. Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-10-2007 15:36:47
Lohateny : Re : Ho an'izay XXX rehetra!
Hoy i ari.malala:

iza no tena adala e, enao miaritra ny adalanay eto sa izahay? ra adala izahay k oin no ataonao aty am siten'adala aty?enao no tena adala ra zany!

ka ny nilazako an'io anié dia rehefa misy mandrangitra dia hi fotsiny fa tsy valiana é!ianareo koo a!tsy mahazo resaka a!


k izy zay le mandrangitra d tsika mi:-D:-D:-D sady mi =))=))=))=)) d amzay izy vao maika tapaka ny lalandrany.
87. Papoose ( 30/10/2007 00:07)
ari:wink:
88. mbaliana ( 30/10/2007 11:11)
ari> za aloha tsy rangitra e, fa za koa aza manala azy sady mandrangitra azy ihany...raha manala koa izy dia ho hita eo iza no tsy hahatanty koa...
ari> tsy marary fo amin'iza lazain'i xxx eto amin'ny serasera akia (izy ary anonyme koa, tsy mi-existe ...ze tenenin'ny tsy miexiste ange akia tsy misy signification e... efa haintsika sy fantantsika ny ataontsika fa ry zareo tsy mahatanty tsy mahita signification dia tonga dia miakatra dia isika manosika azy miakatra ihany :wink::-D:-D:-D:-D
89. ari.malala ( 30/10/2007 11:25)
mbaliana, :Dzay zany e ;)
90. mbaliana ( 30/10/2007 20:08)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0975