Ho an'izay XXX rehetra!
64. mbaliana
(
23/10/2007 10:50)
Na handeha hatr@ lohanao aza tsy hitovy @ fiainako ny anao , mipetraha @ toeranao io dia aza be vava dia izay!
aleo izy hanao vava raha izay no tiany koa.. ianao no aza mamaly rehefa tsy mahatanty ny vavany... simple comme bonjour!!!
65. xxx
(
23/10/2007 11:30)
sady mahatanty ny vavany no tsy matahotra e!
Fa angaha vilany ka horakofana dia hangina???
Ny vavany toa ny olona tsy misaina loatra e! Ireo mpanamy moa dia vao maika loza fa maimbo vava toa izay e!!=))=))=)), mpitaty ra-kena hoy aho e! dia mbola manampy koa ny mpitaty atsy dago sy ny any italie hono!!!

66. ari.malala
(
23/10/2007 14:38)
8O odry! fa in ty nahazo no manambany olona r'itony e! sa manana kompleksa ise?:lol:
67. mbaliana
(
23/10/2007 19:39)
xxx> ntsooo mampagoraka ity ianao... rakenanao anga no tatazanay... itony olona be dedaka amin'ny internet sy manafina ny tenany itony no tena tsy nahazo ze notediaviny teo amin'ny fiainany reel dia eto no miseho manabe vozona satria hoe tsy misy mahita...raha tena miseho milay dia asehoy au moins ny ps...:@:@
68. Papoose
(
23/10/2007 20:32)
xxx, enao ty wa dia tena mampime ka!:-D
Ianao v mihevitra ny tenanao ho misaina?Tsia dia tsia hoy aho raha hifampitsikera isika!Ny fomba firesakao ihany dia efa ahitako azy!
efa tonga tany angaha le fofona?
Tena tsy aritrao daholo mihitsy ny pokona an!:-D
Za no tsy tinao dia ampidirinao daholo zao tontolo zao.Vao maika mampime!:-D
Ny vavany toa ny olona tsy misaina loatra e
Ianao v mihevitra ny tenanao ho misaina?Tsia dia tsia hoy aho raha hifampitsikera isika!Ny fomba firesakao ihany dia efa ahitako azy!
maimbo vava toa izay e
efa tonga tany angaha le fofona?
Tena tsy aritrao daholo mihitsy ny pokona an!:-D
Za no tsy tinao dia ampidirinao daholo zao tontolo zao.Vao maika mampime!:-D
69. ari.malala
(
24/10/2007 06:58)
tena nifohan'i mbaliana sigara mitns ny farany an:-D:-D:-D:-D
xxx a, ividiano signal plus triple actions tsirairay avy ny mpisera rehetra efa henonao fa maimbo vava e:-D:-D:-D:-Dhay va re ka mivoaka à travers ny ecran ny fofom-bava e=))=))=))=))zay za vao nahalala marina! sa tokony ividianan'i xxx masque tsirairay avy koa amzay ts mvoka b lotra le fofona?=))=))=))=))

74. xxx
(
25/10/2007 10:49)
mbaliana:
xxx> ntsooo mampagoraka ity ianao... rakenanao anga no tatazanay... itony olona be dedaka amin'ny internet sy manafina ny tenany itony no tena tsy nahazo ze notediaviny teo amin'ny fiainany reel dia eto no miseho manabe vozona satria hoe tsy misy mahita...raha tena miseho milay dia asehoy au moins ny ps...:@:@
Amiokodia ianao no be vava nefa nalman'io olona io raha ny nolazainy teto nefa mpamadika no sady mpitaty ra-kena koa raha ny fijereko azy! Tsy misy hatao fa manenjika rehefa tsy mety ny hatao atsy ambadika! Be vozona anagah?? Ianao angamba no tsy mahazo izay tadiavina eo @ fiainana fa ny ahy efa ampy ary tsiky dia ampy! Tsy mila mila ady eto toa anao na ry arimalala sy ry papoose na i karetsaka koa ,sasa, sns..
Ianareo tsy nijery akory hoe inona ny marina tao @ ilay tantara tany @ dinika maro dia manao resakin'ny mpitanty ra-kena no sady be vava nefa anie ianareo ireo tsy misy dikany akory eto @ serasera e!
Na @ internet aza dia tsy tsy fasika akory fa eto no be vava sy manala vangy! Jereo aloha ny tena vao miteny fa mahamenatra!
Fero io vavav. io dia tsiky dia ampy fa lasa vavan'andranomanalina ny ihafarany raha izao no mitohy! I diam anie ka mpandainga koa e!
Tsy ilay xx teneniny io fa mba mandiniha aloha vao miteny!
Ny teny alefa....
75. ari.malala
(
25/10/2007 11:26)
fa in le maharomotra e! efa tantara efa navalona izany fa in aza ity rangidrangi-poana ity! tapaka lalan-drà @ ts antony eo fa atovy tsara! mipetraha tsara d misotroa alou rano mangatsika tsara fa sao matimaty fona eo:-D:-D:-D@ antson'le dadatoanay zay hoe mifanakaiky ny fony sy ny tranon'an=))=))=))=))=))=)) ary aza eto no ampiderana ny fanananao sy ny harenanao fa sady tsy nanontany nge ny teto no tsy nangataka e! sa v ampideraina d mihevitr aenao fa hangataka? ao aza fa za hangataka e, mbô mevo kely za eeeee=))=))=))=))=))za mantsy ts d manana lotra, de omeko hafaliana enao fa enao hita fa tena ts ampy hafaliana mints=))=))=))=))=))=))
77. ari.malala
(
25/10/2007 11:39)
iza no tena adala e, enao miaritra ny adalanay eto sa izahay? ra adala izahay k oin no ataonao aty am siten'adala aty?:-D:-D:-Denao no tena adala ra zany!:-D:-D:-D
78. sasa
(
25/10/2007 12:00)
xxx:
Tsy mila mila ady eto toa anao na ry arimalala sy ry papoose na i karetsaka koa ,sasa, sns..
hi hi hi hi mampmé an'ahy enao, iza hono efa nilanay ady???? d aza mba kanosa otran'io fa mivoha ao anaty xxx ao refa te hiresaka.=))=))=))=))=))=))=))
ari.malala,Ikaretsaka,Papoose, mbaliana hitanareo ve ny hitako ô,
79. xxx
(
25/10/2007 13:09)
ary tjrs lé mm no manao resakadala an ,ba aboary iany ny vatana vo aseo ao am sary rehetra e
80. xxx
(
25/10/2007 13:36)
ari.malala:ka ny nilazako an'io anié dia rehefa misy mandrangitra dia hi:-D:-D:-D:-D fotsiny fa tsy valiana é!ianareo koo a!tsy mahazo resaka a!
iza no tena adala e, enao miaritra ny adalanay eto sa izahay? ra adala izahay k oin no ataonao aty am siten'adala aty?:-D:-D:-Denao no tena adala ra zany!:-D:-D:-D