Ho an'izay XXX rehetra!
21. xxx
(
18/10/2007 09:21)
mbaliana:
Indraindray koa angamba le xxx ireny miatsaravelatsihy... rehefa misy olona tiany kritiker-na dia xxx fa rehefa asehony le ps dia le hoe namana be...mba tsy iadiavany amin'le olona direct mantsy ....
Teknika azo ampiasaina tsara anie izany e, namako ianao nefa fantatro fa hi blesser anao raha miteny mivantana aho hoe tsy mety ity ataonao ity (satria ianao ohatra fantatro fa susceptible), donc mandeha xxx aho, dia mety ho tonga saina ihany ianao . @ izay tsy rava ny fihavanana , ianao miova
technique de communication vs fihatsaram-belatsihy ve ?
22. xxx
(
18/10/2007 10:02)
zah koa manao xxx e! ka na hita natsia fa iza aho dia tsy misy olana mihintsy io, izaho aza mahatanty koa! Kiriezy be ve nareo hoe iza no niteny izao sy izao? Zoko azoko hatao io eto ary mbola tsy nisy maty hatr@ izao ka inona ny olana? Tsy tianao ve? Mahazo tsy tia ianao ary tsy mampiova n'inon'inona izany!
xxx
xxx
23. mbaliana
(
18/10/2007 10:14)
namako ianao nefa fantatro fa hi blesser anao raha miteny mivantana aho hoe tsy mety ity ataonao ity (satria ianao ohatra fantatro fa susceptible),
raha ohatra ka marina ny obeservation anao, azavainao ny position anao (mety hiteraka discussion zay tsy ady akory no iafarany) dia hiova araky ny teninao aho...sady raha ohatra ka mpinamana isika (fantatro koa ianao zany) saingy atahoranao ny susceptibilité-ko (zay tsapako)dia vao maika aza isaorako ianao tsy nisorona ...hitombo bebe kokoa aza ny fihavanantsika...
sady misy koa ange ny fomba ilazana ny hevitrao .. tsy hi blesser-na olona
zao ianao tsy haiko hoe iza na iza fa merci aloha niteny ny tao an-tsainao :D:D
24. sasa
(
18/10/2007 10:34)
xxx:
zah koa manao xxx e! ka na hita natsia fa iza aho dia tsy misy olana mihintsy io, izaho aza mahatanty koa! Kiriezy be ve nareo hoe iza no niteny izao sy izao? Zoko azoko hatao io eto ary mbola tsy nisy maty hatr@ izao ka inona ny olana? Tsy tianao ve? Mahazo tsy tia ianao ary tsy mampiova n'inon'inona izany!
xxx
tohizo fa tsara amzay hita mintsy hoe manala azy isé no eto :-D:-D:-D:-D
25. tywa68
(
18/10/2007 10:36)
ari : hay v njy mba mamaky ny soratako e ? diso akia zah = soa fa misy an'i sasa mba manitsy rehefa tsy eo aho :-D:-D
mbaliana : tsy haiko fa zah manokana aloha d mahita f'ireny miafina xxx ireny, dia mody saro-kenatra na mody hoe tsy te-hanapaka fihavanana, kanosa zany amiko :lol: raha tena mi-assumer ny eritreriny izy d miseho :°)

26. xxx
(
18/10/2007 11:09)
Papoose:
Za mahita fa klown be le manao xxx satria:
-betsaka le mampiasa azy anebahana olona ato nefa dia kobo foana dia vao maika bobaka ny mankahala azy!
-dia le misy milaza azy ho francs ran sy ran nefa vao mi xxx enao de efa tsy francs (ha!)
...fa ohatran'ny nimagineko tampoka hoe lasa nitombo ny gasin'ny serasera le manafin-tarehy ohatran'le karana sa arabo!:-D dia betsaka ny miady ka lasa sehatra fiadivana le serasera fa tsy finamanana.
- Fa ahoana ny ahakoboana ireo manao XXX? misy mpitsikilo angaha sa ireo tompon'andraikitra mihitsy no mamoaka hoe i....ilay nanao XXX? :roll:
- Raha ny fanaovana xxx no atao hoe tsy franc, dia asehoy ho hitan'ny eto ny sarinao, scaneo ny karapanondro, omeo ny lot trano, num phone etc...amizay enao tena franc be mihitsy
- Toa ianareo mifankafantatra tarehy sy ny mombamomba rehetra angamba no miady fa tsy ny mpiserasera eto loatra, satria ny anareo tena efa mifangaro ilay fiainana realy sy virtoaly, ary ny wa wa wa sy ny fosafosa any amin'ny fianana realy-nareo any no entinareo hatrany amin'ny ntontolo virtoaly (mazana vehivavy no mpanao ireo loll).
-Izay aloha fa betsaka koa no azo ambara
Hoy ny mpankasitraka ny fanaovana xxx
papoose> Ho kobo izany za izao hoe iza?
;-):^)8)
27. xxx
(
18/10/2007 11:12)

ié kobo ianao fa ny kara-panondronao hono efa fiché=))=))
29. xxx
(
18/10/2007 11:24)
hay ve nisy antecédant ity resaka ity e, nidi-kizo za :-D:-D
xxx farany =))
xxx farany =))
30. ari.malala
(
18/10/2007 11:26)
tywa, hay v e:-* azafady fa be tsingoloka loatra kou nga za zany:oops:
Za alou zany manao xxx refa misy zavatra personnel (vie privée)tiako akàna ny avis ny mpisera, fa misy iany ny namako manokana mahalala hoe izà io miteny io, fa za na niditra xxx aza ts mbola nanaratsy olona na nanebaka olona kosa alou e, hakanosana izany amiko! refa te hiteny zavatra @ olona iray aho d teneniko mivantana na refa ts tiko le lohahevitra d ts mamaly tsotra ftsn zao za...

31. Kwasi
(
18/10/2007 11:53)
ary film resaka X le eto nefa tsy ilay noeritreretiko le! nefa toa misy ifandraisany ihany satria samy zvtra miafina.
izay tsy nanao XXX taminareo no aoka hitorabato ny XXX zany e:-D:-D:-D:-D

32. Vahinala
(
18/10/2007 13:28)
Ka tsy ho loza v ra miha maro ny mpi x ko ts ho lasa fanaovana film x zany ity serasera ity n farany ! Ny oalana ko d sarotra b le mifampiteny fa arakaraka n hitenenana any sasany koa ane vao maika betsaka n manao fanahy iniana e, d aleo ts rarahaina fotsiny e ! Tokony atao ts avela hamaly hafatra intsony zay manao xxx fa d aleo samy hibaribary foana no mety.
33. Papoose
(
18/10/2007 14:43)
\"Papoose ka le X akia milay amin\'ny sasany d aleo ataony any fa tsy mampaninona antsika ireny an! , isika mijery film fotsiny\"
Milay mihitsy ny mijery film @teny gasy fa tsy maintsy misy ihomehezana foana:wink:
za ne tsy manisy olana @zay manao X wa ry xxx e!efa miteny za hoe MIHOMEHY, tsy efa mazava v zany?
\"Za mahita fa betsaka ny tsy xxx marary fo raha vao mahita xxx mandalo
ny sasany izany dia miady hevitra eo miady hevitra eo, dia rehefa lany bala dia miteny tampoka hoe \"mivoaha ao anaty zipo ao aloha e\" , eo izaho no tena manomboka mihomehy be\"
any @ hery miady varotra fa izy ihany no afaka manakana ny xxx e
zah manokana tsy marary fo @zay manao x, ka efa hoe mihomehy koa!sady za tsy niteny na nangataka ny hanakanana mihitsy fa again, MIHOMEHY!!!
Dia tsy tombontsoako ny miady varotra fa fihomehezako ny fahafantarako zay xxx miafina eo fotsiny!
Fa ahoana ny ahakoboana ireo manao XXX? misy mpitsikilo angaha sa ireo tompon\'andraikitra mihitsy no mamoaka hoe i....ilay nanao XXX?
IZAY MANGINA VOLAMEENA EEE :°):lol:=))=))zany hono no malaza!
Toa ianareo mifankafantatra tarehy sy ny mombamomba rehetra angamba no miady fa tsy ny mpiserasera eto loatra, satria ny anareo tena efa mifangaro ilay fiainana realy sy virtoaly, ary ny wa wa wa sy ny fosafosa any amin\'ny fianana realy-nareo any no entinareo hatrany amin\'ny ntontolo virtoaly
Aza manipy lamba maloto ary fa misy tsi lojika le lazainao, le olona mifankafantatra eto dia mpiserasera eto ihany koa dia lasa manao an\'izao le phrase-nao hoe \"toa ianareo mpiserasera eto no miady fa tsy ny mpiserasera eto loatra.\" vao maika mampihomehy.
Dia aza manipy rano maloto any @ tompon\'andraikitra fa valiny tsotra le izy: ny satelita marary kibo de efa ahitanaan\'io:wink:
Tywa zah tsy mbola nanao xxx sady tsy hanao, fa zah ts mitoraka fa mihomehy:wink::-D
34. Papoose

35. xxx
(
18/10/2007 14:56)
ndeha koa za hanao xxx fa ohatra a'izany idray izao no malaza. Izay tsy xxx vendrana.
36. diamondra27
(
18/10/2007 16:53)
Vahinala:
Ka tsy ho loza v ra miha maro ny mpi x ko ts ho lasa fanaovana film x zany ity serasera ity n farany ! Ny oalana ko d sarotra b le mifampiteny fa arakaraka n hitenenana any sasany koa ane vao maika betsaka n manao fanahy iniana e, d aleo ts rarahaina fotsiny e ! Tokony atao ts avela hamaly hafatra intsony zay manao xxx fa d aleo samy hibaribary foana no mety.
_____________________________
de lasa we: X serasera " ANAO NY SAFIDY " ndray ny titre @zany ngamba:-D:-D:-D
lasa gasy tia xxx ndray za,ny koa :oops:
38. tywa68
(
18/10/2007 17:19)
Papoose : aleo mihitsy miomehy fa tsss :-D
Vahinala : k azo atao hono io xxx io ka asa fa zaho aloha d tsy dia miresaka @olona tsy fantatra e :wink:

39. mbaliana
(
18/10/2007 18:12)
tsy haiko fa zah manokana aloha d mahita f'ireny miafina xxx ireny, dia mody saro-kenatra na mody hoe tsy te-hanapaka fihavanana, kanosa zany amiko raha tena mi-assumer ny eritreriny izy d miseho
mitovy hevitra aminjy akia za...raha tena fihavanana no tediavina dia tsy misorona..
technique de communication vs fihatsaram-belatsihy ve ?
ohatry ny eo anivon'ny ady zany isika dia manao morce mba hifampikomuniker-na...