masera sera

1. diamondra27 ( 16/10/2007 05:22)
:-D:-D:-D

famintinana:

de tapitra zany ny film fa "ny mpandresy tsy hobiana, ny resy tsy akoraina"

ny mpijery film aleo samy hody any @ tranony sao tsy mahavita asa de bedin'ny lebany eo :-D:-D

Ny konfesy efa vita

averiko ihany ity

Salamo 23:23
"Vidio ny marina ka aza amidy, dia ny fahendrena sy ny fananarana ary fahazavan-tsaina"

=====> manaova ny marina mandrakariva, mitadiava ny fahendrena, anaro izay manao ny tsy mety ary hazavao ny saina.
AMEN
:-*:-*:-*:-*:*:*:*

novalian'i sasa ny 17/10/2007 10:45
2. tsiafoi1 ( 16/10/2007 05:25)
ka le mpijery tamana de tsy mety mody fa mbola miandriandry sao misy film vaovao ohatran'itony ndray koa
3. sarobidy ( 16/10/2007 06:48)
^:^^:^ ^:^ AMEN, miakatra ny soratra
4. radjery ( 16/10/2007 06:56)
amen zany vé tsy hoe ento aty ny dikany:-D:-D:-D
5. sarobidy ( 16/10/2007 07:19)
radjery: ho tanteraka tokoa anie izany, izay no dikany :lol:
6. radjery ( 16/10/2007 07:23)
ento eto indray ary ny partie VI é, sa efa ity vo nosokafana ity:lol:
7. laolina ( 16/10/2007 08:56)
nga tsy misy redifusion klééééé :p =))=))=))
8. laolina ( 16/10/2007 08:59)
za nefa saika hanao bizna pop korina ........:p
9. tywa68 ( 16/10/2007 09:06)
laolina : aza maka ny bizna-nay fa ny voandro endasina e :-D:-D

I radjery eo hanohy ny tantara :D
10. sasa ( 16/10/2007 09:14)
tywa68 mandrampiandry ny film manaraka d aseseo aloha ny pop corn akia fa efa sahirana za nanao an'azy :-*:-*
11. radjery ( 16/10/2007 09:23)
za mpijery fotsiny dé miandry ny pop corn avy any aminin'i sasa sy voandron'i tywa:-D:*
12. tywa68 ( 16/10/2007 09:25)
sasa : ie :miam::miam::-D
13. booboo ( 16/10/2007 09:31)
lé seza kely nipetrahanao reo nijerena lé raha ange mba aloavy aty amiko @ zay ny hofany e ! kony a ? sao avoakako vavolombelona VII eo aby kounkou :-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. radjery ( 16/10/2007 09:35)
=))=))=))
15. tywa68 ( 16/10/2007 09:37)
booboo : tssssss :-D:-D
16. mbaliana ( 16/10/2007 10:04)
avereno ny volanay e... vidina billet io:-D:-D:-D
17. diamondra27 ( 16/10/2007 10:12)
glace ô! :-D:-D
18. sitlo ( 16/10/2007 10:14)
inona kay no mety ampiadiana?
19. sitlo ( 16/10/2007 10:15)
[center][/center]
20. radjery ( 16/10/2007 10:15)
zé manana eskimô hono fa efa ho tapitra indray ty ny antrakta, efa niverina io indray mantsy ny mpandefa film ô!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1706