masera sera

21. sitlo ( 16/10/2007 10:16)
dia omeo tsiny ny mpampiady raha niady tamin'ny namanareo ianareo

hahaha hiiiii y iiiiiii :-D
22. booboo ( 16/10/2007 10:19)
Sitlo > =))=))=))
23. sasa ( 16/10/2007 10:22)
booboo:

lé seza kely nipetrahanao reo nijerena lé raha ange mba aloavy aty amiko @ zay ny hofany e ! kony a ? sao avoakako vavolombelona VII eo aby kounkou :-D:-D:-D:-D:-D:-D


otrinona ny hofan'le seza akia ny an'ahy mantsy otrany asaiko alohan'i tywa68 fa ny volako efa lany tany am pop corn tsy misy andoavana an'azy tsony koa


24. diamondra27 ( 16/10/2007 10:45)
eskimo na glace vidiana a§:-D:-D:-D

Sao de misy mangetaheta ndray.
:-D:-D
25. kallie ( 16/10/2007 10:51)
booboo> za zao nipetraka tam tapis an :-D:-D:-D:-D
26. tywa68 ( 16/10/2007 11:00)
sasa : zah variana ary hay injy manantena ahy handoa inona indray ? efa noteneniko anjy hoe ilay tsihy d ampy koa ny sezan'i sefo no hiadivana :-D:-D
27. laolina ( 16/10/2007 11:13)
tsssss... za tsy hanao fa nisy nanakana ny bizna pop korina maty aho fivelomako :p :-D sady reo ve rangaha misy migrobaka tafiditra kou =))=)) :p
28. tywa68 ( 16/10/2007 11:21)
:-D:-D
29. Belle ( 16/10/2007 11:28)
Ho an'i Diamondra27 manokana ity hafatro ity. Miala tsiny aho miverina manoratra eto indray na dia tsy misy idirako loatra aza ilay resaka.

Nahoana moa no roritinao toy izao foana ity seho vavolombelonao ity? Tsy efa mba ampy ve izay ka samy hanao toy ny voankazo an'ala ny mpisera rehetra? Sa zavatra hafa mihitsy no tadiavinao?

Ny tompon'andraikitra efa manao izay mety hamaranana azy ianao toa misisika ihany?! Mieritrereta tsara ianao dia mangalA fanapahan-kevitra fa misy tsy mety angamba!

Mba fo spaoro e!
30. diamondra27 ( 16/10/2007 11:53)
Belle:le izy akia zany de zao a!
"nanokatra dinika aho de rariny raha mba faranana koa le izy, après je passe à autres choses!"
Tsy misy zavatra hafa tadiavina tsy akory.

Fa misy hevitra ratsy indray nga tsy nety t@ity hevitra navoakako eto ity?
Juste resumé nge no nataoko ho an'ny rehetra e!


efa mi s'amuse @zay zao fa efa samy nandray ny tandrifiny.

Fa misaotra nananatra e!:-*:-*




31. booboo ( 16/10/2007 12:07)
Diamondra27 > dia @ manaraka a, rehefa tiana hamarana dinika dia any @ ilay nosokafana ihany manoratra ny famaranany. Rehefa manokatra dinika vaovao manko @ forum (@ ankapobeny) dia midika zay fa resaka hafa vaovao indray no entina. :-*
32. sarobidy ( 16/10/2007 12:57)
zay ndray a fa renoka, lava b le film d tafatory tampitoerana a d niongana nianjera, le seza tapaka, ny vola tsy voaloa=)) =))
33. laolina ( 16/10/2007 13:13)
miangavy an"reo olona ze nividy jus hamerina ny tavoahangy azafady..... lol hisy redifff ve izy zany sa efa mitraka le hoe FIN eh :p:-D:-D
34. diamondra27 ( 16/10/2007 13:23)
booboo: misaotra e! zay ndray no tsy hitako ozy le jamba. Tena saika natao tany ihany fa efa tsy ao tsony le izy koa.:lol:zay fa efa noté iny e!

Promis

[size=20px]FIN[/size]
35. ikaretsaka ( 16/10/2007 13:33)
ny film Rambo sy rocky sy ny sisa ireny ange mody misy hoe fin foana fa mitohy ihany rehefa avy eo e
misy hatrany @ 6, 10
ry samoela aza misy an'izany hoe tsy hihira intsony dia lasa hihira indray av'eo
36. patrick2002 ( 16/10/2007 13:34)
Dia misaotra anareo nijery eh! ny film manaraka dia ataon-tsika ao @ salle d'eouvre katolika ,fa tsy hatao eto ambodiraotra ,intsony fa jereo ,fa goan'olona ilay gony natao fefy dia miditra fotsiny ny ankizy
ny titre
est-ce que papasera veut balader avec mamasera

tongava maro aza =))=))=))
37. ari.malala ( 16/10/2007 13:45)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
38. Samoana ( 16/10/2007 13:48)
" papa soara cherche mama soara "
39. sasa ( 16/10/2007 13:57)
patrick2002:

Dia misaotra anareo nijery eh! ny film manaraka dia ataon-tsika ao @ salle d'eouvre katolika ,fa tsy hatao eto ambodiraotra ,intsony fa jereo ,fa goan'olona ilay gony natao fefy dia miditra fotsiny ny ankizy
ny titre
est-ce que papasera veut balader avec mamasera

tongava maro aza =))=))=))


=))=))=))=))=))=)) eto ampiandrasana ilay film aloha d aleo mihomehy raha izany


40. ikaretsaka ( 16/10/2007 15:29)
aza ampidirina kosa i masera fa mbola mampianatra katesizy ry diams a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1725