masera sera

41. mbaliana ( 16/10/2007 18:12)
te hiditra ana i Ika no tonga dia misakana be ?? aza manararaotra waaa:°):°)
42. tywa68 ( 16/10/2007 18:20)
:lol::-D
43. mbaliana ( 16/10/2007 18:24)
azafady tsy hoe ana fa hoe angaha :oops::oops:
44. tywa68 ( 16/10/2007 18:29)
aza menatra mbaliana an ! :lol:
45. mbaliana ( 16/10/2007 18:52)
tywa> :-D:-D:-D:-D:-D teny diso tsy mba kabary e :-P
46. ikaretsaka ( 16/10/2007 21:33)
ka tsy misy resaka hidiran'i masera mihitsy le resaka nefa nampidiriny masera ko
47. Papoose ( 17/10/2007 02:10)
Kambo tohizo de tariho foana le dinika diams fa mampalaza haingana an'ireo xxx rehetra coupable!!! toa tetika mahomby ihany le fanaovana vavolombelona fa malaza ho azy ireo voakasika sady vokatry ny tenany ihany io koa!:-D:-D:-D
48. sasa ( 17/10/2007 04:03)
ikaretsaka:

ka tsy misy resaka hidiran'i masera mihitsy le resaka nefa nampidiriny masera ko


mody miaro masera eo indray nefa niaraka tany ambany gorodona izao ihany :wink:


49. Rasiligaoma ( 17/10/2007 04:05)
mijoroa vavolombelona amin'izay ry xxx a!
asehoy kosa ny herin'ny secte-nareo hojeren'ny olona fa aiza ve dia ny an'ny tsy xxx ihany no aseho?
50. diamondra27 ( 17/10/2007 04:34)
:-D:-D:-D

papoose::wink:
rasiligaoma::D
ika::oops:
sasa::miam::miam:
51. Rasiligaoma ( 17/10/2007 04:38)
tsy mety kosa aloha ilay masera fa aleo masera any amin'ny couvent any fa aza entina eto e
52. diamondra27 ( 17/10/2007 04:43)
rasil,ika: ma serasera ny tena izy e!
53. Rasiligaoma ( 17/10/2007 04:46)
serasera masirasira izany eh
54. najah ( 17/10/2007 05:51)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no
> >mendrika ho anao sady voaomana ho anao . Mifikira amin'izay irin'ny
> >fonao, fa ho tanteraka izany. Amena ! Ny maso izay mamaky ity hafatra
> >ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy Ny tanana izay handefa ity hafatra ity
> >amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana Ny vava izay hanonona ny amena
> >aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva. Miorena amin'ny
> >fitiavan'Andriamanitra ! Tsy hanjavona ny nofinao Tsy ho rava ny
> >fikasanao Tsy ho foana ny anjaranao Izay irin'ny fonao, dia ho azonao
> >tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena. Hahafantatra ny
> >anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
> >Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity. Tsy misy mandeha
> >mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody Androany, hadio anie
> >ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
> >Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary
> >hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
> > Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa. Ny
> >sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana any
> >amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana. Hisy zava-tsoa ho
> >tonga aminao androany, zavatra izay efa nantenainao. Tsy vazivazy
> >izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny
> >asan'Andriamanitra tsy azo sakanana. Fitahiana maharesy ny ozona rehetra
> >no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa. Gaga ve ianao hoe nandefasako ity
> >hafatra ity ? Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny
> >lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao
> >hataoko aminao?" Dia hoy aho hoe : "Ray ô!´, arovy ary tsofirano ilay
> >handray ity hafatra ity" Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe :
> >"tanteraka ny hatakao" Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome
> >maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
AMEN
55. tywa68 ( 17/10/2007 06:20)
teny famaranana zany io ry najah ? :lol:
56. sasa ( 17/10/2007 10:45)
tywa68 aza mbola faranana fa mbola betsaka ny tsaky ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1098