mbô rassuréo za

1. kallie ( 10/10/2007 11:53)
tsy zany fa ny ol rehetra manodidinà milaza fa za hono maniaque, satria hono (oatra fotsny reto an)
-refa tafiditra ao antrano d ny atao vôloany manasa tanana
-manasa vôtabia am éponge (ampiasaiko manokana ho an'ny sakafo fa tsy lé fanasana vilia)
-manasa frigo in-1 isambolana
-passe serpilléra in2 isa-kerinandro (ra tsisy fotoana am atoandro d iaretako tory)na tsy miandry in 2 akory aza ra mahita vitsika ao antrano fa tode lasa...
-sy zavatra majinijinika ôtran'ireo e

De zao ny fanontaniko oe, misy manao an'io na mitovitovy ve nareo, mba itenenako fa tsy za no sampona? Ra tsy zany tena... :cry:
novalian'i kally ny 19/10/2007 15:51
2. xxx ( 10/10/2007 11:55)
kallie:
za no sampona?

ie :D
3. kallie ( 10/10/2007 12:07)
xxx >azavao ny hevitrao?
4. Kwasi ( 10/10/2007 12:32)
kallie:
tsy zany fa ny ol rehetra manodidinà milaza fa za hono maniaque, satria hono (oatra fotsny reto an)
-refa tafiditra ao antrano d ny atao vôloany manasa tanana
-manasa vôtabia am éponge (ampiasaiko manokana ho an'ny sakafo fa tsy lé fanasana vilia)
-manasa frigo in-1 isambolana
-passe serpilléra in2 isa-kerinandro (ra tsisy fotoana am atoandro d iaretako tory)na tsy miandry in 2 akory aza ra mahita vitsika ao antrano fa tode lasa...
-sy zavatra majinijinika ôtran'ireo e


Ilay manasa tanana aloha dia tsy ianao irery e. Ny ahy aza mbola miampy ny hoe rehefa miditra resto, any am-piasana, any an-tranon'olona,...

Raha ireo zavatra tanisainao ireo aloha dia tsy hitako hoe maninona raha amiko e... afa-tsy ilay hoe manasa voatabia @ eponge angaha8)

Raha za de mIrassureee ee!!!
5. diamondra27 ( 10/10/2007 12:47)
fahadiovana akia zany fa tsy maniak a!
raha misy rituel le izy vao lasa TOC
mbola misy espace be le temps de tsy izy zay


maniak zany raha vao misy zavatra mivilana kely na tsy en@ pmasiny de efa tsy zakan'ny sainy etc etc
6. Rafotsy ( 10/10/2007 13:20)
Tsy misy maha maniaque an'izany kalou e !
Ny momba ny voatabia sy ny fruits , zah koa mikosoka @ éponge mba ialany produits ratsy rehetra , hitako fa tsy ampy ny rano fotsiny !
Ny fanasan-tanana indray dia normal ary ny anay aza rehefa hi passe à table dia mbola milahatra manasa tanana kalou !
Tsisy izany maniaque izany e !:-*
7. ari.malala ( 10/10/2007 13:22)
tsy maniaque zany ky njy a, le oul niteny anzany no voretra:^)
8. andry08 ( 10/10/2007 13:30)
kallie:

tsy zany fa ny ol rehetra manodidinà milaza fa za hono maniaque, satria hono (oatra fotsny reto an)
-refa tafiditra ao antrano d ny atao vôloany manasa tanana
-manasa vôtabia am éponge (ampiasaiko manokana ho an'ny sakafo fa tsy lé fanasana vilia)
-manasa frigo in-1 isambolana
-passe serpilléra in2 isa-kerinandro (ra tsisy fotoana am atoandro d iaretako tory)na tsy miandry in 2 akory aza ra mahita vitsika ao antrano fa tode lasa...
-sy zavatra majinijinika ôtran'ireo e

De zao ny fanontaniko oe, misy manao an'io na mitovitovy ve nareo, mba itenenako fa tsy za no sampona? Ra tsy zany tena... :cry:


idem, ary mbola pire aza aho fa tsy ilay mamafa trano in4 isan'andro akory fa mila madio izay hilaozana mba hampilamina ny saina rehefa mody ny hariva!
9. kallie ( 10/10/2007 13:45)
:lol::lol::lol: :-* misaotra mankahery, fa za manko tena io fahadiovana io no maha kizintina anà
Refa miditra ao andakozia na anin na anin d manasa tanana, ny drap sy servieta soloina tt les 2 jours... bedebe e
10. diamondra27 ( 10/10/2007 14:42)
kallie: ka raha maharaka an'zany nge njy de tsara zany koa, ny tsy afaka manao sy tsy manana savony aza tsy fidiny

fa raha vao tous les 5mn wa le izy zay vao lazaina we TOC
11. soanja ( 10/10/2007 15:20)
Inona no ahafantaranafa aretina ny mahazo anao na tsia dia ny hoe raha
- tsy vitanao ireo dia tsy a l'aise ianao ary mifampisangojy daholo ny zava-drehetra ataonao afaran'io.
- Rehefa manao azy ianao dia manao azy tsy ampiheverana satria misy zavatra mitaky anao hanao azy dia eo ampanaovana azy eo ianao vao mahatsapa hoe inona ity ataoko. Ilaiko ve ny fanasana voatabia amin'ny eponzy sns.... tsy holaniko ve ny voatabia raha sasako amzao???

Raha ireo fanotaniana ireo no mipetraka dia misy olana kely ianao saingy tsy dia hoe olana hamono fa mampiavaka anao amin'ny hafa ka mety heverin'ny hafa fa olana nefa mety tsy olana aminao. Zany hoe raha mbola tsy manelingelina ny hafa ny hanatanterahanao izany rehetra izany dia hevero fa salama ianao.

Ny antony mantsy dia misy ny olona mitaky ny vadiny na ny sipany na ny havany hanao toy izany koa nefa ilay iray tsy mahita ny antony na fitakiana hanaovana izany. Raha izay no mitranga dia lasa aretina ny anarany na olana.
12. kallie ( 10/10/2007 15:31)
aha, za ndray tsy mirarà na anao an'ireo ataoko na tsia ny ol sasany fa zà klou ny fantatro... ny oe à l'aise ve sa tsia, tsy aiko satria mbola ts nisy fotoana tsy nanaovako az tam fotoana tokony anaovako az...
Ampiheverana tokoa satria oatra we misy vitsika = passer serpilléra (aty ko mo mafana d mora betsaka iz zao)
Refa invité any am ol ndray na any am resto na eny antsena d ts eritreretina fotsny, ts mampanin lôtra satria tsy itako ny anaovany az...
fa ra itako ny fikarakarany az ka ts madio (amiko) d za ts mihinana
13. soanja ( 10/10/2007 15:43)
Hay raha izay dia aza manahy fa salama ianao ka!
14. boubounezy ( 10/10/2007 19:36)
kallie ratsy b lé maniaka fa tandremo fotsiny tratranizany fa na ny namana na ny havana sy ny manodidina retra d mijaly ary tsy sa miditra ny tranonjy fa mataotra ny anao na tâche kely fotsiny aza ao @njy:-*
tsy maniaka zany njy.
15. mirabela ( 10/10/2007 19:49)
ny rehetra normal fa lé manasa tomate am éponge kousa lou, :roll::roll: hafahaf e rah za e
16. ikaretsaka ( 11/10/2007 01:56)
kallie> ianoa izany tsy mahatanty ilay resako tary hoe 3 slips pour 7 jours.. sans eau sans savon!
17. kallie ( 11/10/2007 07:12)
ika> tena aleoko tsy manao d fafana am cleanex ny foufoune kle :-D:-D:-D sa misy hevitra hafa?
18. Herimiafina ( 12/10/2007 03:11)
Aafaka ho azy io manie amin'ny fahadiovana io rehefa miteraka i toi. Ny zazakely mantsy crado de nature! :-D
19. kallie ( 12/10/2007 10:54)
ieu efa nisy ol niteny anà an'io kou fa tsy aiko.... oe refa misy zazakely tsy afaka ahavita an'ireo tsony za, nefa za miheritreritra oe, mety ho vao maika pire - ôtran'izay tantine nay zay, tam zanany voalohany d ampangotrahana ny dinety sy ny tatara vato holalaovin'ilay zaza :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Efa zaza faharoa vao tsy nanao an'izany tsony:-D:-D
20. bozyboleta ( 12/10/2007 12:29)
Ny fitiavana fahadiovana tsisy maha-maniaque izany.
Za koa de mpanao an'io manasa legioma sy voankazo @ sponjy io ary betsaka koa ny olona fantatro manao an'io. Indrindra nanomboka t@ fotoana nampatahotra ny cysticercose.
Za koa aza ndraindray lazain'ny manodidina ahy ho maniaque fa tsy raisiko ho ratsy le izy. Refa mandeha resto za de fafako miafina @ akanjoko ny sotro sy ny fourchette fa tena tsy sahiko ampidirina any am-bava satria tena voa be ny saiko hoe efa nifandimbiasan'zao karazam-bava retra zao. Hitako hoe tsy mety le fihetsiko ndraindray fa tena tsy mihinana mitsy za raha tsy manao an'zay.:oops:
Ny fisasana tanana moa defa ho isaky ny impolo kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1732