mbô rassuréo za

41. dibbah ( 18/10/2007 03:20)
za ary mba gaga
42. sakaizakely ( 19/10/2007 03:28)
kally>

tsy izany ve ilay antsoina hoe poussieres statiques ?
Tsy voatery haloto toy ny gorodona ny plafond satria tsy misy manitsaka. Fafao fotsiny dia ampy fa maninn no sasàna akia ? Manabe asa fotsiny ? Misy kofafa voatokana am zany anie e ! Sa ve pollué be le toerana misy anareo (ohatra centre ville be fiara mandalo) dia feno an'ilay vovoka maintimainty ireny ?


Dia tsy misy diana serpiera ve akia ny plafond rehefa sasana izany ? Ny fahafantarako azy manko toa tsy fanasa mila rafraîchissement fotsiny rehefa ela ny ela, dia lokona indray.

Za ndray klou tsy mahavita an ! Na dia hoe teleskopika aza ny tahon'ny kofafa :-D

Mahereza njy :-*:-*:-*

kallie>

ny selafotsy anie izany miaramila resahiko izany e :°) Satria raha zarinao miaina @ environnement aseptisé sy madio be ny défense immunitaire-nao dia tsy hahay hiady sy hiaro anao intsony ny sela fa malemy hozatra, dia tafiditra moramora ho azy ny mikroba. Io le mahatonga tonga de marary kibo isaky ny miverina any Dago na manao voaiazy ivelan'ny CE sy US :{:{:{

tywa> odryyyyyyyyyyyyyy ! be raharaha tokoa moa izany. Avia aty njy hanampy ahy :P:P:P:P:P
43. ikaretsaka ( 19/10/2007 03:42)
kallie> de ahoana ny ataonao tokoa raha le tena poritra be ireny ka ala guerre komme a la guerre?:roll:

na ilay tente sy sakado sy beka sy sak de couchage ireny
44. kallie ( 19/10/2007 04:20)
ika> mbola tsy ni bivouaque elabe za fa ngamba d tsy aiko, lé mipipi anaty bozaka reny ary efa mila concentration elaela na andrasana tena efa poritra be mintsy d amzay tode tsy tana :-D:-D:-D:-D:-D
45. kally ( 19/10/2007 15:51)
sakaizakely:

kally>

tsy izany ve ilay antsoina hoe poussieres statiques ?
Tsy voatery haloto toy ny gorodona ny plafond satria tsy misy manitsaka. Fafao fotsiny dia ampy fa maninn no sasàna akia ? Manabe asa fotsiny ? Misy kofafa voatokana am zany anie e ! Sa ve pollué be le toerana misy anareo (ohatra centre ville be fiara mandalo) dia feno an'ilay vovoka maintimainty ireny ?


Dia tsy misy diana serpiera ve akia ny plafond rehefa sasana izany ? Ny fahafantarako azy manko toa tsy fanasa mila rafraîchissement fotsiny rehefa ela ny ela, dia lokona indray.

Za ndray klou tsy mahavita an ! Na dia hoe teleskopika aza ny tahon'ny kofafa :-D

Mahereza njy :-*:-*:-*



Mampiasa afo kitay akia ato aminay dia tsy mety raha fafàna fotsiny fa tsy maintsy sasàna. Tsy misy diany izany rehefa voakosoka tsara fa matoa misy diany dia mbola maloto izany!:lol:



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6159