mbô rassuréo za

21. Herimiafina ( 12/10/2007 17:32)
kallie:

ieu efa nisy ol niteny anà an'io kou fa tsy aiko.... oe refa misy zazakely tsy afaka ahavita an'ireo tsony za, nefa za miheritreritra oe, mety ho vao maika pire - ôtran'izay tantine nay zay, tam zanany voalohany d ampangotrahana ny dinety sy ny tatara vato holalaovin'ilay zaza :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Efa zaza faharoa vao tsy nanao an'izany tsony:-D:-D


Amin'ny voalohany ilay mbola mafana fo be avy any ampiasana iny no manao an'izany fa rehefa mandeha eny ny volana, rehefa atsipin'ny zazakely anaty zaoridira ny dinety avy nampangotrahina dia leo foana ihany.

Moa koa maelmin'ny congé de maternité lavareny sy ny vady tsy mivakl dia folaka ihany ny farany e. =))
22. kallie ( 12/10/2007 18:05)
:-D:-D:-D:-D fa ra fantatr'io Tantine nay io zao oe in no atsofok'ilay zanany vavy (efa 21 ans) any ambava ngamba torana izy :-D:-D:-D:-D:-D
23. tywa68 ( 12/10/2007 18:11)
inona ry kallie ? :lol:
24. kallie ( 13/10/2007 08:03)
in ar ô... :-D:-D:-D:-P
25. tywa68 ( 13/10/2007 08:12)
asa betsaka ny possibilités :-D omeo indice ary hoe hieritreretako azy :lol:
26. kallie ( 13/10/2007 11:14)
:-D efa en couléra beu ar lé iz ao antsain'i tywa ao ko :-P:-D
27. kally ( 13/10/2007 14:37)
kallie:


De zao ny fanontaniko oe, misy manao an'io na mitovitovy ve nareo, mba itenenako fa tsy za no sampona? Ra tsy zany tena... :cry:


Tsy sampona indry fa fahadiovana tsotra akia izany a!izaho aza manasa plafond isam-bolana sy varavaran-kazo isan-kerinandro tsy mbola nahazo an'izany fa nisy niteny fotsiny hoe mazoto:oops: rehefa manomboka teren-dry tsy "handoto" angamba ny ao an-trano vao aretina satria ny olona izany tsy hiaina, fa raha mbola fanadiovana tsotra akia ilaina izany a!

28. kallie ( 13/10/2007 16:11)
za tsy manery oe "aza mandoto" fa ny tena ao antrano (fa tsy ny vahiny) no manaraka règle kely, ohatra oe, tsy maintsy mamafa tongotra refa miditra efitra iray, manasa tanana refa miditra ao andakozia, refa mandoto tode eo no eo d mandio sns
29. dibbah ( 14/10/2007 05:46)
sasao @ zex koa ny tomate
30. pissoa ( 14/10/2007 11:02)
=))=))=))
31. tywa68 ( 14/10/2007 11:07)
kallie : tena tsy arako fa inona zany en couleur be zany ?:-P
32. sakaizakely ( 15/10/2007 07:47)
kallie>

koaiky :-D:-D:-D:-D:-D:-D

Norma be retsy izany fa dia irina hitohy rehefa tonga ny papozy :-P


Le manasa légumes @ eponzy aloha tsy mbola nahita na naheno aho fa de vao 1° izao. Na tany @ tanana aza, ny ovy voasana ihany nefa mbola misy tany be izao :{:{:{:{ Rehefa vita vaofy vao miara-sasana daholo.

Am zao fotoana nefa efa mila ho azo lelafina aby ny raha vidiana :P

Ny manasa tanana dia tena zava-dehibe iny, saingy saiky manadino an'io fahazarana tsara io daholo ny ankabeazany. Ampy ialana @ fifindran'aretina betsaka anefa izany indrindra ho an'ny zaza-mena raha tanana tsy misasa feno baktery iny no mikasika azy

Mazotoa :-*:-*:-*:-*
33. kallie ( 15/10/2007 11:38)
fa lé manasa plafond kosa ... tô tsy ilaina ato aminay kah, sa misy in ky lé plafond?
tywa> :-P
34. sakaizakely ( 15/10/2007 21:49)
kallie> za kou mbô gaga am le plafond :lol::lol::lol:

Fa ny reko koa dia tsy dia tsara koa hono le diso manadio loatra fa manjary tsy zatra miasa intsony ny immunité-nao ka tsy mahay miady tsara rehefa sendra baktosses. Ohatran'ny hoe malemy hozatra :-P

Mila ampanaovina egzersisy izany ny miaramila ka tokony avela mba halotoloto kely ny trano :-D:-D:-D
35. kally ( 16/10/2007 08:12)
sakaizakely sy kallie> andramo dia ho hitanareo!:lol: ny ato amiko aloha misy vovoka be isaky ny manadio aho dia maloto be foana ny rano avy anadiovako ny eny ambony eny, ohatry ny tany ihany io, asa na vovoka avy aiza!
36. tywa68 ( 16/10/2007 09:14)
mampime koa nareo reto !:lol:
ô ry sakaizakely an njy angaha tsy ampy raha² :lol::lol: hendry loatra ny zazà d tsy mandoto akanjo ?:-D
37. kallie ( 16/10/2007 10:56)
sakaiza> fa fomba fanaovana exercice ko nge ony ny manao ménage e, mandany calorie be ony io :-D
38. xxx ( 17/10/2007 03:00)
kallie:

sakaiza> fa fomba fanaovana exercice ko nge ony ny manao ménage e, mandany calorie be ony io :-D


ié, ho an'ny obèse, fa raha mainsa tsy tokony hanao menazy tsony.:-D


39. dibbah ( 17/10/2007 04:58)
manaova stage any @ net à sec sy tana clean fa tsy ampi ireo
40. kallie ( 17/10/2007 10:50)
ié, ho an'ny obèse, fa raha mainsa tsy tokony hanao menazy tsony.

Refa tsy obèse zany d avela maloto ny trano?:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5064