Tsara ny lohan'Andevo
1. LazaDaddy
(
20/09/2007 07:27)
Raha dinihina @ fo tsy miangatra ny toetran'Andevo sy ny toetran'Andriana:
Tsara ny lohan'Andevo satria:
- Mahay manaja ny lehibe
- Miasa tsy mikilavaka
- Tsy mila tambin-karama fa mahay mionona @ izay misy
- Mahay manetry tena, tsy manambanimbany olona
- Velona amin'ny hatsembohany
Tsara lavitra ny antsoin'ny olona hoe manao "lohan'Andevo" toy izay "lohan'Andriana":
- Manambanimbany olona (andevo) ho toy ny biby
- Be rehareha
- Mihatsaravelatsihy
- Mitsetsitra ny hatsembohan'ny andevony
Tsara ny lohan'Andevo satria:
- Mahay manaja ny lehibe
- Miasa tsy mikilavaka
- Tsy mila tambin-karama fa mahay mionona @ izay misy
- Mahay manetry tena, tsy manambanimbany olona
- Velona amin'ny hatsembohany
Tsara lavitra ny antsoin'ny olona hoe manao "lohan'Andevo" toy izay "lohan'Andriana":
- Manambanimbany olona (andevo) ho toy ny biby
- Be rehareha
- Mihatsaravelatsihy
- Mitsetsitra ny hatsembohan'ny andevony
novalian'i lohol ny 17/04/2008 14:35
2. mbaliana
(
20/09/2007 08:33)
lazadaddy> argument manahirana be... fa na izany aza tsy ny rehetra no tafiditra ao anatin'ireo definitions anao ireo..
matoa tsy misy intsony fanandevozana (légalement) dia satria ny contraire-n'ireo lazainao ireo no niseho...ny lohan'andevo se revolter + ny toetran'andriana contrairen'ireo lazainao ireo = FANAFOANANA NY FANANDEVOZANA
matoa tsy misy intsony fanandevozana (légalement) dia satria ny contraire-n'ireo lazainao ireo no niseho...ny lohan'andevo se revolter + ny toetran'andriana contrairen'ireo lazainao ireo = FANAFOANANA NY FANANDEVOZANA
3. hery
(
20/09/2007 08:50)
Amin'ny fo tsy miangatra...
Efa tena lasa lavitra mihitsy izany zavatra heverinareo ho tsara sy tsara lavitra izany.
Efa tena lasa lavitra mihitsy izany zavatra heverinareo ho tsara sy tsara lavitra izany.
4. xxx
(
20/09/2007 09:19)
de aona zany le fiteny hoe manao lohan'andevo? mba azavao azafady! izay andevo mahay io fitenenana io!:-P
5. Jeankely
(
20/09/2007 09:30)
Mpanompon'Andriamanitra hafa fa ny andevon'olona ratsy. Raha ny tantara taloha dia mety ho modely mihintsy ny andevo. Lohan'andevo midika manaonao foana. Raha andriana vendrana dia atao hoe sain'andevo. Na izany na tsy izany ny Malagasy rehetra samy tokony hiezaka mafy na taranak'inona na inona satria raha mbola fanjakan'Andriana izay manao revy tranainy ny Malagasy ny firenena hafa efa lasa alavitrabe. Jereo hoe taona firy no efa nisy Université ny tany hafa. Na ny Andriana aza izany taraky noho izany tsy misy afaka milaza lasa alavitra. Raha ny ady sy fifamonoana nianjady ny firenena hafa miampy ny fivoarany dia taraiky noho izany samy vizana daholo. Tsy lohan'andevo daholo akory an!=))=))=)). Olona be resaka, lazaina mpangalatr'omby, mpanao risoriso, dahalo nefa voafidy ho solo-tenan'ny vahoaka. Koa vahoaka manao lohan'andevo ve izany vendrana sa ahoana?=))=))=))
6. tsaramaso
(
20/09/2007 09:39)
Andevo daholo !!!!!!! manao lohan'andevo daholo !!!!!!
anontanio an'i Gallieni nge !!!
anontanio an'i Gallieni nge !!!
8. mirabela
(
20/09/2007 11:59)
tsaramaso:
Andevo daholo !!!!!!! manao lohan'andevo daholo !!!!!!
anontanio an'i Gallieni nge !!!
ozizy galliéni hoe ts marina akory ono zany kou:-P
9. tsaramaso
(
20/09/2007 12:50)
tsss!!!!! dikan'ny "pacification" aza tsy hain'le vendrana akory ko !!!!!!!
12. Jeankely
(
20/09/2007 13:38)
Ho tahan'ny Silamo ny lohanao ary efa misoratra naman'i Salman Rusdhie ianao Ra-Tsaramaso. Mangotraka fa miomana tsara.
13. tsaramaso
(
20/09/2007 13:49)
Hiantsoana silamo mihitsy ve i tsaramaso le ??!!!! hahahahahahaaaa!!!!!!
fa lohan'andriana sa lohan'andevo ireny ???!!!!!!
fa lohan'andriana sa lohan'andevo ireny ???!!!!!!
14. xxx
(
20/09/2007 14:46)
Mahagaga fa miakatra be ny tahan'ny fandraisana anjara raha vao misy dinnika momba ny andevo sy andriana . Fa nahoana ary ?
15. dadie
(
20/09/2007 15:47)
de aona zany le fiteny hoe manao lohan'andevo? mba azavao azafady! izay andevo mahay io fitenenana io
mampiseo ny toetranay zay d aona oy ny andriana amizany? tsy omeny v ny karama? arakin'ny voalaza n'i LazaDaddy d tsy mitaky karama koa zany oe mahay miaina ,manana(l) mitempo oatran'ny ol manampitiavana koa
:-*:-*:-* kan mm any rehetra
16. xxx
(
20/09/2007 17:55)
xxx:
e aona zany le fiteny hoe manao lohan'andevo? mba azavao azafady! izay andevo mahay io fitenenana io!
vokatry ny tsy fahampian'ny fianarana/soatoavina (education/culture) teo @ saranga nisy azy t@ andro taloha no nahatonga anio. Izany hoe tsy mahatsapa an'le izy akory izy manao an'io ka tsisy hifanomezan-tsiny. Ary taloha izany fa zao efa vitsivitsy ihany no manao izany.
Le resaka andevo sy andriana mintsy no "inapproprie" raha ilay hevitra tiana ampitaina no tanjona. Tsy tokony ampisampiasaina fotsiny ilay izy satria na ny contexte aza tsy mitovy intsony...
17. LazaDaddy
(
20/09/2007 23:04)
vokatry ny tsy fahampian'ny fianarana/soatoavina (education/culture) teo @ saranga nisy azy t@ andro taloha no nahatonga anio.Tsy marina izany satria raha nosokafana ny sekoly teto Madagasikara dia ny zanak'Andevo no nalefa nianatra fa tsy ny zanak'Andriana.
de aona zany le fiteny hoe manao lohan'andevo?io ilay toetran'Andriana mpanambanimbany e :)
20. cutie
(
21/09/2007 03:12)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 21-09-2007 04:39:07
Lohateny : Re : Tsara ny lohan'Andevo
Mitovy ve ny atao hoe andevo sy colonisé azafady?
good pt:lol: